bika aman'endrika

21. Ratoa ( 28/09/2009 13:50)
mifaka ah fa ra hoe proportionE tsara
ka izay mihitsy ilay olana. Raha tsy mifandanja ny lohalika sy ny vatana, mety hahrary lohalika rehefa mandroso ny taona. Dia tokony hanao régime izany mba ho zakan'ny lohalika ny vatana. izany no ilazako hoe manantona aloha kynésiste.
mmmhh, misy koa ny qua-gym; tsy milomano ianao fanaty rano ianao no manao gym. Betsaka tokoa ny vokany anefa ianao tsy mmahatsiaro hoe manao ezaka be;
22. booboo ( 28/09/2009 14:10)
xxx tary am-boalohany > rehefa mitady zipo dia antonanio ny vendeuse ny zipo mety² aminao é ! sady afaka andramana aby klou na tsy mbola hividy aza hihihihi.
23. ikaretsaka ( 29/09/2009 18:01)
simplex:


kiiiiiiiiiiii
fa tsy bogosy kokoa ve ny kely ranjo noho ny be ranjo kay? :-w
ra tsy hoe be fe be nefa kely ranjo anga dia tsy mifaka ah fa ra hoe proportionE tsara tsy aleo kely ranjo :P

;-)

Ngamba letsy ra simp le eto kosa le ohatran paiso (ny vatana ambony) de tsindromina @ cure dents 2 de asiana olives arao kiraro a

24. xxx ( 01/10/2009 13:13)
za nana sipa be ranjo, de tsy de hita le fe be sy divo be
zao za miaraka @ sipa kely ranjo, de ita b le divobe sy febe,
milay e
25. boozkel ( 08/10/2009 12:39)
xxx tary am-boalohany > rehefa mitady zipo dia antonanio ny vendeuse ny zipo mety² aminao é ! sady afaka andramana aby klou na tsy mbola hividy aza hihihihi.

booboo a> betsaka anie ny mpivarotra na de efa hita be izao tsy manendrika anao le zavatra de lazainy foana fa mety tsara, ohatrany we tena enao mihintsy no nanjairana an'le lamba, tatsy taroa.

Rah dokafana mpivarotra zany aza mahatoky tena we tena marina izany.
Izy mila mahalafo koa.
De anontany ianao we, aiza misy zipo mety amiko? de omeny foana enao ka, na de tsy tsara aminao aza le izy
26. bichette ( 16/10/2009 08:01)
Ny ranjo tokoa azo alebeazina, manao sport, ireo voalaza etsy ambony fa mila perceverance, ny be ranjo be manahirana be mihitsy, otran'ny poteau rehefa manao jupe eo amin'ny lohalika dia ataon'ny olona firesaka hoe "ilay sipa bebe ranjo iny ..." sady tsy sexy mihitsy, dia rehefa mividy botte dia sahirana satria na mety aminao aza ilay pointure, ilay miakatra amin'ny ranjo tsy omby mihitsy ! aleo kely ranjo azo alebeazina !
27. bazylou ( 01/11/2009 18:13)
tonga dia tovano tongotra soavaly e, :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3527