Zay hendry dia manoa ny Mpitondra azy !

1. terrywui ( 18/09/2009 14:26)
Raha somary hiditra kely amin'ny baiboly ah Rahery de ozy ny Teny ao hoe : "manajà ny Mpitondranareo ! omeo Vononahitra Avo roa heny ny Mpitarika !"

--Ka iza amin'izao no tena "adala" zany raha le hevitrareo Rahery sy ry GTT ao hoe "zay adala sisa no tsy miova"

--Nareo tsy mety miova manaiky ny Mpitondra ve ? sa izahay TGV manaiky ny Mpitondra napetrak'Andriamanitra teo ??

--Faharoa : Inona aby moa zany fanaratsiana be alefan'ny TIM sy ny lehiben'ny serasera lava ato zao fa toa efa diska loaka manko le oe mahantra ny vahoaka e!! fa tamin'i Ravalo ve niadana be ?? (fanovàna no natao)ny dikanzany nitrefle daolo ny pokona zany fa tsy tafa mihitsy Ravalo !

--Hendry anie ny Mpitondra fa nareo no manadala oul ee! zany hoe adalainareo ny oul de adalain'ny oul amin'ny kalack kou nareo !! ha ha ha !!

--de tarito ndray ny oul efa mipetrak tsara io ho voatifitifitra eo amin'ny Magro eo ra-Hery ann???? ....aseseho ho faty ny oul !! tsy miova tokoa a, tsy miova ! hatrany amin'ny facebook any lery ka resak'adala no atao !! mba hendry amzay mou fa efa lehilahy lehibe ee!! hon hon hon !!!

:-D
novalian'i tlay ny 19/09/2009 00:56
2. hery ( 18/09/2009 14:46)
:-)

"Zay hendry dia manoa ny Mpitondra azy"... dia jereo ny nataonareo @ 8 volana lasa.
3. terrywui ( 18/09/2009 14:52)
Fanovàna no nataon'ny vahoaka teto M/car fa aleo hazava ny resaka ee!! fanovàna niarahana nanapaka no natao !

--tsy nisy nanofana reservistes bedebe namono tanindrana teo !!

--tsy nisy nividy basy sy camouflages bobaka be nomena ny milisy teo !!

--fa ny oul no difotra tanteraka satria tsy tafa mihitsy le resaka fanovàna napetraky Ravalo hatramin'ny 7taona lasa !! de aza odiana tsy hita na iniana takonana ny tantara !!
4. hery ( 18/09/2009 15:03)
Ka nanoa ny mpitondra ve sa tsia? :-)

"Zay hendry dia manoa ny Mpitondra azy"
5. halloween ( 18/09/2009 15:10)
ha ha ha !! fetsy an !!

--zao aloha e! tsy nitovy anie ny taminio sy tamity e! ny tamindravalo dia ny valimpifidianana navoakan'ny HCC mihitsy no nolaviny

--ny tamity dia ny vahoaka Malagasy no nifontana !! ny vahoaka anefa no Andriamanjaka !!

samy hafa zany !! ka tsy hoe tsy nanaiky ny Mpitondra ny TGV fa ny Andriamanjaka zany no tsy nanaiky ny Mpitondra !!
6. hery ( 18/09/2009 15:16)
Aza mamosavy tena...

Adala izany ny Andriamanjaka?
7. terrywui ( 18/09/2009 15:21)
Ka iza no nanao ny kianjan'ny Demokrasia teo?? tsy ny Andriamanjaka ve ? tsy adala izy oa fa efa leon'ny fito taona ngarangidiny tsisy vahaolana na ara-kasa na fiainana !!

--tsisy bedy sy migadra zan tson zao rah manao fromage na yaourt na vary na siramamy , menaka sns ,,,, libre amin'ny asa ny oul fa tsy ni monopolisé na tsony !!

--na ahoana aloh na ahoana !! na adala na hendry ny Andriamanjaka de izy no nitarika an'io voalohany !! nanomboka tamle election maire 80% iry !! iny no fiatombohany !!
8. tsiafoi1 ( 18/09/2009 15:43)
Valio, ry terrywui a, iza no tsy nanoa ny mpitondra voafidim-bahoaka demokratika? : Valiny Andry TGV.

Za sy ny 52% ny malagasy aloa tsy tsaroako nandatsa-bato ho an'ny TGV an'toi fa Ravalo no nofidianay ! Mbo marina moa e!

Mbola tsy maty less Joba kely a, mbola any izy...
9. tlay ( 18/09/2009 15:50)
terrywui:

Raha somary hiditra kely amin'ny baiboly ah Rahery de ozy ny Teny ao hoe : "manajà ny Mpitondranareo ! omeo Vononahitra Avo roa heny ny Mpitarika !"

--Ka iza amin'izao no tena "adala" zany raha le hevitrareo Rahery sy ry GTT ao hoe "zay adala sisa no tsy miova"

--Nareo tsy mety miova manaiky ny Mpitondra ve ? sa izahay TGV manaiky ny Mpitondra napetrak'Andriamanitra teo ??

--Faharoa : Inona aby moa zany fanaratsiana be alefan'ny TIM sy ny lehiben'ny serasera lava ato zao fa toa efa diska loaka manko le oe mahantra ny vahoaka e!! fa tamin'i Ravalo ve niadana be ?? (fanovàna no natao)ny dikanzany nitrefle daolo ny pokona zany fa tsy tafa mihitsy Ravalo !

--Hendry anie ny Mpitondra fa nareo no manadala oul ee! zany hoe adalainareo ny oul de adalain'ny oul amin'ny kalack kou nareo !! ha ha ha !!

--de tarito ndray ny oul efa mipetrak tsara io ho voatifitifitra eo amin'ny Magro eo ra-Hery ann???? ....aseseho ho faty ny oul !! tsy miova tokoa a, tsy miova ! hatrany amin'ny facebook any lery ka resak'adala no atao !! mba hendry amzay mou fa efa lehilahy lehibe ee!! hon hon hon !!!

:-D



ô ry TERRYWUI a! aza ketrona sy kely saina, tsiefa itanao ve ny vidipihainana ao dago ao? ary iza mba mpitondra mba nahavita te? ko tsy vao maika loza ra ireo dahalo reo no itondra eo. Fa nareo ve mijery @vody e! sa tapotay ny sofinareo ka tsimaeno?. Ary ny anaran'ANDRIAMANITRA aza etilah eto. Rehefa tay no oaninao sisa vao tongasaina enao? ny olona otranao zao no mapiteniteny fona. Ary ra-HERY aza didinialah tsy ilaza ny marina eto.
10. terrywui ( 18/09/2009 15:55)
manoana ianao ry tlay ! ary to tong d aviavy be elah zany ts miarahab akory !! zay alo def ahitana anlah oe ratsy taiza impoli !

--faharoa : tsisy takatrelah ze dinika teto fa lanio aloh ny maina !!

--fahatelo : ny dinika valina fa tsy za no dinika na Hery !

--farany : rah mbol tsy azo tenenina eo elah de ampisotroik pipitsak otrandrasendra !! ha ha ha h !! hon hon hon

11. milamm ( 18/09/2009 16:45)
ary ny anohizako io lohahevitra io de
ny mpitondra tsy mahay mitondra sy manasoa fa mampahory ny vahoakany,dia tsy hendry fa mila miala ny hat zany izay eo @ zao fotoana :-D
12. tlay ( 19/09/2009 00:56)
Ory terrywui a! sao ataoko oe adala enao ka tezitra. Olona VOKARAMA tao @HCC ve lazainao fa ANDRIAMANITRA nametraka an'I DJ teo @sezanio. Ary aza mieboebo any tgvendrana eo fa i tgvendrana anie ka tsimanapaka sy mandidy ao @hat ao e! RAINDEVOLY sy reo beatitra reo no mandidy ao zao. Tgv alah @maha dj azy d ataó'Olona saribakoly fotsiny. Nareo ko ary sao de foza vokarama apitahotra olona ato @serasera ato. Na vavam-basy firy na firy lety no arangarangalah eo ny mpanohana ny aradalana tsy maintsy miroso a! fa tsy apitaorinao basy zany reo vahoka pro Ra8 reo a! elah tsimanaja ny tenalah tsy nanajako alah mazava? andana maka sôsy any @ing dj mba ividianalah mofo fa nôna. Ary mba ôtrinona ny karamanao mapitahotra olona @basy io e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075