HO TONGA ATSY HO ATSY NY MIARAMILA VAHINY HANDRAVA
1. TEGEVE
(
18/09/2009 05:44)
Anaka isany,
Voatery ihany aho nanafatra commando vitsivitsy mba hampiofana ny miaramilan-tika tsy miheno baiko itony intsony ,
ny tanjona dia tsotra kely;hampinjanona ny tolom-bahoaka manerana ny Nosy
(l) (l)
Voatery ihany aho nanafatra commando vitsivitsy mba hampiofana ny miaramilan-tika tsy miheno baiko itony intsony ,
ny tanjona dia tsotra kely;hampinjanona ny tolom-bahoaka manerana ny Nosy
(l) (l)
novalian'i fijo ny 18/09/2009 21:45
2. tsiafoi1
(
18/09/2009 05:53)
Ntsoo aleo toi no hampiditra aloha fa manaraka ho azy eo ihany ny hafa e...
200soldats contre 53% de population malgache, zany hoe eo 200 contre 10.070.000.
Avela ho avy ze ho avy e, ...
200soldats contre 53% de population malgache, zany hoe eo 200 contre 10.070.000.
Avela ho avy ze ho avy e, ...
4. Andryiwu
(
18/09/2009 06:03)
efa may volotratra mintsy fa le mpamafa trano efa mivonto be ny oriny le efa paiso petak'orina iny satria voatery mamafa ny loto apetrak'i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! d ny vavahady tsy voahidiny ntsony hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!! fa araka ny vaovao farany d hanao chirurgie plastique hono lehery @ io oriny ngoda be io klé!!!
6. Andryiwu
(
18/09/2009 06:13)
ny loto rah tsy mazava anlah d ilay ompa omeko an'i lehery paiso petak'orina isak'izay mandeha eto!!! zao fotsiny aleo azava fa tsy i paiso petak'orina mihintsy no ahasakana anay tsy hiditra eto fa refa zahay no tsy teo ho avy eto d tsy avy zahay fa na inn ataon'i paiso petak'orina na inn d ny vavahady tsy maintsy mibanaka hidiran'i Andry TGV MAHERYVAIKA!!!
8. Andryiwu
(
18/09/2009 06:22)
jereo less ny sary le mpitaiza zaza d fantatr'elah ny paiso petak'orina mpamfa trano sady mpiandryvavahady a!!!
13. Andryiwu
(
18/09/2009 06:33)
tonga d zinga be mintsy @ le mpiandryvavahady sy le mitaiza zaza efa firy lity ny indice aminzany !!! fa iala alou less zah fa sahala tsy oavy pikatti d otrany tsy te haka L eto zah !!! bonne journée elah !!!
17. xxx
(
18/09/2009 06:56)
Andryiwu:mbola tafiditra ato indray ilay kabota be mpanakorontana ity. Mandehana aloha mitsabo tena fa tena tsy avotra intsony! raha tsy zany ve @ 5 maraina dia efa eto?
sur ééé
19. terrywui
(
18/09/2009 07:50)
innn ary ty PS vinany be ty le !! ovay lesy io fa tsy tafa io a! aleo mlammm iany fa tsiss bedy ankoatr anzay ! tsy za lesy io xxx16 io a !! za vao zao jereo n lera nidirako ! fa espry tany alou io lelimpi io oa fa tsy mitapolaka io ! okay eee
20. lelimpi
(
18/09/2009 08:01)
inona no blem an'io ps io ,milay io ka sady reveko be tgv 100 isanjato io fa saingy tsy fianakams :-D :-D :-D
