HO TONGA ATSY HO ATSY NY MIARAMILA VAHINY HANDRAVA
21. terrywui
(
18/09/2009 08:11)
TEZEVE a!! efa impiry milaza amlah ah fa ts miditr aty M/car zany ireo miaramila vahiny ireo na SADEC io na UA na UI kaska bleu na .... !! ny antony dia tsotra ! rah oharina amin'ny an'ny guadeloupe sy ry rwanda sy ry senegal amzao zay feno faty oul bedebe isan'andro anie de tena politika milamm sy mirindra tsara no anoharan'ny firenendrehetra ny misy sy ataotsika eto M/car fa sao mihevitra ee!
22. tsiafoi1
(
18/09/2009 08:25)
Misy maha-marina ny vvoalazan'i terrywui fa de inon no maha-terrrrrry sy maha-poritra an'i Kelifingotra ka hanafarany miaramila lybiens???
Misy raha tsy milamina ao!!! Fa tsara aloa fa nikibokibohan'ny nataony tao Kelifingotra, ka nilaza tsy nanontaniana an'ilay firenena kofofatsora mpampiady angely
Misy raha tsy milamina ao!!! Fa tsara aloa fa nikibokibohan'ny nataony tao Kelifingotra, ka nilaza tsy nanontaniana an'ilay firenena kofofatsora mpampiady angely
23. swann
(
18/09/2009 08:41)
mbol averina amin'i tsyafoi& iany fa ts miditr aty M/car zany ireo miaramila vahiny ireo na SADEC io na UA na UI kaska bleu na .... !!
-- ny antony dia tsotra !
rah oharina amin'ny an'ny guadeloupe sy ry rwanda sy ry senegal amzao zay feno faty oul bedebe isan'andro anie de tena politika milamm sy mirindra tsara no anoharan'ny firenendrehetra ny misy sy ataotsika eto M/car ee! ---
--tsisy genocide na tiftifitra isan'andro eto !! miaina malalaka ny oul ref tsy manakorotana ny TIM magro !!

24. tsiafoi1
(
18/09/2009 08:51)
Swann a, ka efa manao rediredin'adala zany Ilaikelifingotra, na teren'ny demonian'ny lainga ao anatiny, ka any anaty conseils des ministres no manao an'ireny fanambarana ireny!!! Tsy kilalaon-jaza anie ity firenena ity e!!! Tsy atao mahagaga aloa fa kay "conseils des ministres" fopla koa moa le izy kanoa
25. Mirananirina
(
18/09/2009 11:06)
Fa angaha moa miaramila vahiny ihany.Fa ny miaramila gasy rehetra aty andafy no forcény hody daholo.Date farany 30 septembre raha tsy izay dia deserter l'armée hono :x :x :x :x :x be fialonana mihitsy raha tgv marina.hantenainy fa hanampy azy ireo????sanatria
26. milamm
(
18/09/2009 11:54)
terywui,swann > ol 1 ihany lisany fa i guadeloupe less DOM fa tsy itovy na misy ifandraisany @ senegal sy rwanda zany mandrakizay,hita mintsiny fa entim-po manana'anaka miteniteny foana ary ny hevitra atokona atody ,torohevitra io hoe tsanga-kevitra mazava tohanana fa tsy tsangan'olona @ manaraka :-D