Samy kofa ihany

1. Envy7 ( 15/09/2009 11:14)
Aona lisany amity tranga ity.Mijaly ve le joba ? Sa tena fitiavan-lery azy .Nodidina le joba t@ niteraka,hatr@io tranga io de maka milamina any aminy sisiny lery.Ts fantan-Mme zany,ka aona? fitiavana sa fampijaliana ny vadiny ny ataon-lery?
2. simplex ( 15/09/2009 15:54)

natao cesarienne ve?
tsy dokotera ah aloha fa tsy dia mino loatra fa mampijaly ny cesarienne e... ny miteraka @ izao aza no tena mijaly hoy ah :)

sinon, rehefa te hampirafy dia mampirafy fa tsy mila mitady exkizy hoe izao sy izao.
mampirafy ve dia fitiavana ny vady na dia efa in aza? :roll:
3. ikaretsaka ( 15/09/2009 17:34)
arakarak'ilay "fisainan'ialahy @ le mampirafy" io ra simp a...
Misy hoe tiany le vadiny de tsy amboariny mihitsy "sao simba" de ankafa izy no .....
4. simplex ( 15/09/2009 18:56)

:-D:-D
marina tokoa :^) :^)
5. ni81 ( 15/09/2009 19:05)
sinon, rehefa te hampirafy dia mampirafy fa tsy mila mitady exkizy hoe izao sy izao. mampirafy ve dia fitiavana ny vady na dia efa in aza :( ?
zà koa mba gaga!

arakarak'ilay "fisainan'ialahy @ le mampirafy" io ra simp a...
Misy hoe tiany le vadiny de tsy amboariny mihitsy "sao simba" de ankafa izy no .....
:roll: hay moa! Hafakely kosa an!
6. Papoose ( 15/09/2009 19:05)
tsy dokotera ah aloha fa tsy dia mino loatra fa mampijaly ny cesarienne e... ny miteraka @ izao aza no tena mijaly hoy ah
samy mampijafajafa kosa angamba fa ny degree-ny no tsary mitouv! :D
7. soanja ( 15/09/2009 19:39)
Envy7:

Aona lisany amity tranga ity.Mijaly ve le joba ? Sa tena fitiavan-lery azy .Nodidina le joba t@ niteraka,hatr@io tranga io de maka milamina any aminy sisiny lery.Ts fantan-Mme zany,ka aona? fitiavana sa fampijaliana ny vadiny ny ataon-lery?


Ahoana kay no fahitan'i Envy7 azy?


8. Envy7 ( 15/09/2009 19:57)
Soanja / hvt av amiko?raha ifanarahana (ny mpivady) tsisy olana angamba.
9. fahamarinana ( 15/09/2009 20:15)
:arrow: efa fanambadiana karazany hafa kosa angamba izany mpivady mifanaraka ny hifampirafy zany ,sa ? Tsy azo lazaina ho mitovy amin'ny be sy ny bobaka ary mety ho vitsy ihany koa !Asa anefa fa ny fiainana miova,aleo tsy atao hoe fivoarana satria samy manana ny famaritany azy ny tsirairay ! (l)
10. mandrindra ( 16/09/2009 09:23)
Envy7:

Soanja / hvt av amiko?raha ifanarahana (ny mpivady) tsisy olana angamba.



ery ambony tsy fantantr'i mme ilay izy dia eto indray laca ifanrahana, aiza ihany ny lalana?

amiko aloha tsisy olana ny misakafo any ivelany rehefa mbola matory sy tsy manitsakitsaka ny ketrika ao antrano.
11. tywa68 ( 16/09/2009 10:01)
Envy7 > rhf tsy hiainana d tsy hay ho eritreretina :lol:
Mazàna fitiavan-tena ny tsy firarahiana ny ao an-trano.
12. Envy7 ( 16/09/2009 13:36)
mandrindra:

Envy7:

Soanja / hvt av amiko?raha ifanarahana (ny mpivady) tsisy olana angamba.



ery ambony tsy fantantr'i mme ilay izy dia eto indray laca ifanrahana, aiza ihany ny lalana?

amiko aloha tsisy olana ny misakafo any ivelany rehefa mbola matory sy tsy manitsakitsaka ny ketrika ao antrano.



mandrindra /hvtro zah ,zah tenako no narosoko teto,araka ny fiangavian i Soanja,enao zany taraiky be amny tsy fahazahoana resaka.
13. Envy7 ( 16/09/2009 13:50)
tywa68:
Envy7 > rhf tsy hiainana d tsy hay ho eritreretina :lol: Mazàna fitiavan-tena ny tsy firarahiana ny ao an-trano.
Fitiavan-tena ny bandy ve? Mety koa ra-sipa lay iarahany,any ambadika no nahay nanodina volant ,taraiky lery d voajono.
14. tywa68 ( 16/09/2009 14:59)
matoa nanaiky ho jonoina d'efa tsy tia ny ao an-trano :lol:
15. ikaretsaka ( 16/09/2009 16:47)
natsiro kokoa ny amalona noho le pirina kely ry tywa a :P
16. tywa68 ( 16/09/2009 17:21)
hay :lol:
17. soanja ( 16/09/2009 19:21)
Envy7:

Soanja / hvt av amiko?raha ifanarahana (ny mpivady) tsisy olana angamba.


Mbola tsy tena azoko tsara le resaka Envy7 an.

Le nodidina ve zany nahatonga ilay lehilahy lasa nitsakaraka any an-kafa. Zany hoe niova ve zany ny firafitry ny vatatenan'i madama sa hoe lasa nangatsiaka ny raharaha?

Ilay hoe mankany amin'ny sisiny ifanarahana ve hoe rehefa malemy madama dia afaka maka sisiny lery dia izay no mety? Kanefa ve nifanarahana ilay fandidina sa hoe tsy maintsy natao ny fandidina?

Izay rehetra izany manko tsara ho fantatra daholo.

Mino aloha aho fa mijaly le joba e. Ary fitiavan-tena ny anle bandy. Nampiterahana le sipa avy eo amzay fitapitahana... amiko tena ratsy be io!


18. mandrindra ( 17/09/2009 06:51)
soanja, tsy voatery hoe fitaka ny mandeha any amin'ny sisiny
19. ni81 ( 17/09/2009 06:59)
:roll: :D
20. Envy7 ( 17/09/2009 11:06)
Soanja/ 3 aloha ny bandy akama,mitovy lasitra fatako.Ny bandy akama 2, mme samy 1anaka(ts maits natao le fandidina raha tina ho azo le zaza.)ny anle raika lahy ndray,2 ny zanany,nodidina madama satry nivadika ny zaza.Samy maka milamina any aminy sisiny any ry zalah,le bandy voalohan tena asehonlery ny vadiny,ny photo mitanjaka alefanle sipa ,mampiseho ny fananany misanaka,ts maharay lamba lery f tonga d mandray ny fiara d lasa.Le faharo ndray,mitad zaza hafa amle sipa any @sisiny lery ,mazava beh zan f ts te ifapiterak am vadin tson nedala.Ty farany ndray,tia be ny vadin ra-namana f e e eh,voajono ka ts afa-miala,raha ts ohatra angamb tratrariny madama d mifanazava eo.Sa kosa fitiavana an madama daholo zany.Nenareo vao manafika ny bandy,d lazainareo fa rats fona,he he he
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2241