Samy kofa ihany
21. soanja
(
17/09/2009 12:02)
mandrindra:
soanja, tsy voatery hoe fitaka ny mandeha any amin'ny sisiny
Samy manana ny fandraisany ilay hoe "sisiny" manko e.
Araka ny resaka efa nataoko ary ambadika ary momban'ny ilay lohahevitra hoe " Gravy be le fitiavana" dia io sisiny io azo raisina hoe fitaka raha toa ka tsy nifanarahana. Fa raha ifanarahana kosa ny raharaha dia hoy aho hoe inona moa izay fa resaka nifanaovana io. Saingy ny mampalahelo dia ireto vehivavy izay nampiterahana avokoa sady mety mbola samy kely aby ny zanakireo no anaovana loham-boto tahak'izany. Mampalahelo ahy ny vehivavy Malagasy be dia be.
Ilana fijerena akaiky ny fanabeazana ny zazalahy ao Madagasikara ao.
22. soanja
(
17/09/2009 12:14)
Envy7:
Soanja/ 3 aloha ny bandy akama,mitovy lasitra fatako.Ny bandy akama 2, mme samy 1anaka(ts maits natao le fandidina raha tina ho azo le zaza.)ny anle raika lahy ndray,2 ny zanany,nodidina madama satry nivadika ny zaza.Samy maka milamina any aminy sisiny any ry zalah,le bandy voalohan tena asehonlery ny vadiny,ny photo mitanjaka alefanle sipa ,mampiseho ny fananany misanaka,ts maharay lamba lery f tonga d mandray ny fiara d lasa.Le faharo ndray,mitad zaza hafa amle sipa any @sisiny lery ,mazava beh zan f ts te ifapiterak am vadin tson nedala.Ty farany ndray,tia be ny vadin ra-namana f e e eh,voajono ka ts afa-miala,raha ts ohatra angamb tratrariny madama d mifanazava eo.Sa kosa fitiavana an madama daholo zany.Nenareo vao manafika ny bandy,d lazainareo fa rats fona,he he he
Raha ny fahitako azy avy eto ry Envy7 dia tena ao amin'ny tsy fahatantesana ny mena miraviravy no olan'ny akamanao rehetra. Enga anie mba tsy hanaraka ny dian'ireo ianao an!
Tsy omen-tsiny anefa ry zareo satria ny fiarahamonina no manimba azy toy izany, moa ny fitaizana ao an-trano mandavaka be tsy misy ohatr'izany. Raha mba afaka mahita lavitra ry zareo dia izay no tsara saingy mino koa aho fa tsy lasa lavitra ny fisainany sy ny fahitany ny fiainana satria voafetra ny loharanom-pahalalana ananany.
Tsy misy hoe "fanafiana= ratsy izany" ry Envy7 fa ny fahafahana mandinika ny " fo mitempo misy fihetsem-po ao anatin'ny tsirairay" no tsy ampy amin'ireo namanao= ny tsy fangorahana ny vady=> ratsy io amiko satria mamelatra fandrika ny akaninao ianao raha mihevitra fa io no itoeranao nefa tsinotsinoavina sy itsahianao.
23. Mirananirina
(
17/09/2009 12:50)
Ts fantan-Mme zany,ka aona? fitiavana sa fampijaliana ny vadiny ny ataon-lery?inona aloha izany kofa eh??
Raha ohatra ka tsy mahalala ny ankilany!!tsy fampijaliana izany amiko fa fijangajangana.Mbola ao ilay fatahorana andramadama,donc,tiany io ka tandroviny ny fitiavany.
25. soanja
(
20/09/2009 13:16)
Mirananirina:
Raha ohatra ka tsy mahalala ny ankilany!!tsy fampijaliana izany amiko fa fijangajangana.Mbola ao ilay fatahorana andramadama,donc,tiany io ka tandroviny ny fitiavany.
Inona moa no atao hoe Fitiavana eto?
26. Mirananirina
(
21/09/2009 13:20)
Inona moa no atao hoe Fitiavana eto?ny fitiavana andramatoa vadiny io ka.Raha izy izay no mbola manafina aminy ankilany ,tiany iny.Fa raha tsy tiany intsony ,tsy raharahany.Na mampirafy aza anie ny olona 1,ny fitiavana misy ihany ao.[quote]mirana
27. peta83
(
24/09/2009 09:18)
Misy tsy mazava, amiko mato ny bandy iray mampirafy d'efa misy zvtr tsy feno ao zay, ina mo no ilavana pneu de secour ra bola mi-roule tsara ny pneu original?? dikany zany efa misy fienana ny fitiavana , ra mba indray mande nge na oe tam ftona tsy azo anaovana ramato no niodina le bandy tsy manina e, fa ny ahy tsy tiko avy eo le izy lasa lalan-dririnina satria 1 lasa 2, ny 2 lasa 3 d ainsi de suite sady nen'ny bandy tsy zarany ary ho pohana daoly ty vevavy retra2 mandalo ty! les fem mariees il faut etre prudente!!!!
28. ikaretsaka
(
24/09/2009 18:50)
ina mo no ilavana pneu de secour ra bola mi-roule tsara ny pneu original??oueeeeee
29. xxx
(
19/11/2009 15:32)
za tsy dé manakevitra aminio fa aty andafy aloa statistiquement 39.7 pour cent an'i vevavy aty milaza amini vadini daoly hoe raha mampirafy a ianao dia aza lazaina amiko
30. kotobekibo
(
22/11/2009 22:01)
Raha tsy fantatry ilay vadiny d tsy fampijaliana .
Fa na fantany na tsy fantany kosa aloha d tsy ho fitiavana velively izany e! fialàna pà @ fampirafesana hatao fotsiny izany ! :-D :-D :-D
Fa na fantany na tsy fantany kosa aloha d tsy ho fitiavana velively izany e! fialàna pà @ fampirafesana hatao fotsiny izany ! :-D :-D :-D