fitsaboana aty amin ny mena-boay

1. marimarina ( 15/09/2009 08:21)
sao mba misy mahafantatra kay ny dose mena-boay raha hitsaboana aty, tsy atahorana mahavoa ny asthme ve ?
novalian'i bobone ny 25/02/2010 05:12
2. rhina ( 15/09/2009 15:16)
za koa marary aty fa ny ahy lo dia talapetraka no nataoko rano fisotro d otrany mba tsy d naninona tsony ilay izy hatr'izay nefa ngamba 2 na 3 volana teo fotsiny aho no nanao ilay izy fa le menaka voay lo tena mbola tsy enoko e!!!
3. Ratoa ( 17/09/2009 17:38)
Ny mena-boay mitsabo asthme ka (ny fahafantarako azy)
Fa ny aty indray dia hoe huile de foie de morue angaha. Anontanio eny amin'ny mangazay Ratsimamanga.
4. ikaretsaka ( 21/09/2009 05:24)
Asthme no tsaboin'ny mena boay(sao mifamadika ny aty sy asthme eto)
5. bobone ( 25/02/2010 05:12)
tena marina io

iray sotro isaky ny maraina no fisotroana azy !! tsy mbola misakafo aloha fa tonga dia mihinana azy ! afaka 10mn na 15mn vao misakafo

fa ny aretina aty indray tsy haiko loatra afatsy ny fisotroana rano betsaka ,io moa tena ilaina satria manadio ny rano ! ny fisotroana zay dia vao mifoha maraina ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034