filaharana teny @ maison blanche
1. patrick2002
(
13/09/2009 21:26)
Dia nilahatra nakeny @ capitol ka hatreny @ maison blanche izany ireo olona manohatra ny fanavaozana ny systeme de santé ,izay politikany president Obama tany washington ,
Tsy nisy fitifirana ,tsy nisy aina nafoy ,
Aiza amin`izany ny nataony Ravalo t@ 7 fevrier ,mampalahelo :cry: :cry:
http://info.france2.fr/monde/La-santé-fait-descendre-les-Américains-dans-la-rue-57220477.html

novalian'i pink ny 15/09/2009 19:21
2. xxx
(
13/09/2009 22:21)
aza dia vendrana lesy,mpamaplahelo be le fomba fisainana ,f'angaha moa lesy ireo mpilahatra nanana intition haka ankeriny ny maison blanche.Hita mihitsy hoe tena ambany be le fomba fisainana zoam ihany lesy ity an
3. nancy
(
13/09/2009 23:24)
Io indray! ny olona aza vao eny ambohijatovo no milahatra, tsy mihevitra ny hihanika lapam-panjakana akory dia efa tifitra tahaka ny inona no nataon'ny fat?
patrick2002:
Dia nilahatra nakeny @ capitol ka hatreny @ maison blanche izany ireo olona manohatra ny fanavaozana ny systeme de santé ,izay politikany president Obama tany washington ,
Tsy nisy fitifirana ,tsy nisy aina nafoy ,
Aiza amin`izany ny nataony Ravalo t@ 7 fevrier ,mampalahelo :cry: :cry:
http://info.france2.fr/monde/La-santé-fait-descendre-les-Américains-dans-la-rue-57220477.html
4. patrick2002
(
14/09/2009 00:14)
xxx:
aza dia vendrana lesy,mpamaplahelo be le fomba fisainana ,f'angaha moa lesy ireo mpilahatra nanana intition haka ankeriny ny maison blanche.Hita mihitsy hoe tena ambany be le fomba fisainana zoam ihany lesy ity an
olety ry pokaty ah! f`angaha lety nisy nikasa ny haka ankeriny ny lapany Ambohitsirohitra teo ah! izay no maha pokaty an`ialahy ,zavatra vao omaly dia efa tsy hita ao anaty ati-dohan`ialahy sahady.
5. ifiona
(
14/09/2009 04:06)
oudry! marina anie ny an'i pikatti ry patrick e! samihafa be ny intentions t@ zany, ny an'i Monja Roindefo d'efa mazava be fa ny haka ny lapa no tanjona! efa zany koa no navoiziny t@ "vahoaka", sa tsy zany? an'ny "vahoaka" hono io lapa io ka norma be raha averina @ "vahoaka" ka tokony alaina?
nga moa ireo mpilahatra tany Washington nanana intention haka possession an'ilay lapa?
sady ny anao Ravalo irery foana no atao fautif, raha tokony ho hisy ny fautifs dia tsy maintsy tafiditra ao anatiny ao koa i TGV na tiana na tsy tiana, satria izy no nitarika ny olona any. Efa voaporofo koa zao fa ny tifitra nandeha voalohany dia tsy avy @ garde présidentielle velively fa avy @ olona ao anatin'ireo mpanara dia an'i TGV ihany.

6. xxx
(
14/09/2009 06:56)
patrick2002:
olety ry pokaty ah! f`angaha lety nisy nikasa ny haka ankeriny ny lapany Ambohitsirohitra teo ah! izay no maha pokaty an`ialahy ,zavatra vao omaly dia efa tsy hita ao anaty ati-dohan`ialahy sahady.
mora manadino ny vahoaka malagasy an ! Dia izay mihintsy no nolazaina teo @ 13 Mai hoe haka ny lapa fa ny lapa an'ny vahoaka !!! Ka asa na iza no tena poakaty eto !! Ity tena TGV mihintsy lé
:twisted:
7. pikatti
(
14/09/2009 06:57)
oudry! marina anie ny an'i pikatti ry patrick e! samihafa be ny intentions t@ zany, ny an'i Monja Roindefo d'efa mazava be fa ny haka ny lapa no tanjona! efa zany koa no navoiziny t@ "vahoaka", sa tsy zany? an'ny "vahoaka" hono io lapa io ka norma be raha averina @ "vahoaka" ka tokony alaina?
:-* :-* :-*
8. xxx
(
14/09/2009 08:53)
tena misy fahavoazana ity patrika2002 ity ka :-D :-D :-D , tsy hainy ny manavaka ny mpandroba lapa sy ny mmaneho hevitra eo anoloany lapa :-D :-D :-D tena maivandoha, na mifangaro ny tranon-tainy sy ny atidohany angamba :-D :-D :-D
10. xxx
(
14/09/2009 11:31)
ouiandry:
zao no filaharana mazava indindra !!!
http://www.youtube.com/watch?v=7sfJJbCSr5I
Ny montage anie samy mahay e !!!
11. patrick2002
(
14/09/2009 12:07)
Haka ny lapa ve ka naninonona raha niandrasana hiditra ny lapa ny vahoaka vao nitofirina ,mba misaina kely ,io le hoe rehefa tiana ho vonoina ny alika dia tenenina fa romotra .
Ministera aza no nalaina tsy nisy vahoaka niditra tany fa taty ivelany ny vahoaka no niandry ,nisy aza ny deputé niditra tany sahala @ Brun ly ,jao jean ,complet gris , nefa dia afaka niditra tsara tany niverina ,naninona raha ren y no tifirina .

12. pikatti
(
14/09/2009 12:21)
nisy aza ny deputé niditra tany sahala @ Brun ly ,jao jean ,complet gris , nefa dia afaka niditra tsara tany niverina ,naninona raha ren y no tifirina .
nandra!!! miala tsiny raha nahitsy le fitenenana fa zavatra tsy takatry ny sain'elah le politika bainn a :-D :-D :-D
13. patrick2002
(
14/09/2009 12:32)
ialahy azo`ody zandry ah! efa lasa fanatika fa ati-doha efa tsy mi fonctionne intsony ,alefaso indray ilay PS anakiray pokatty ah!
14. nancy
(
14/09/2009 15:16)
Roindefo izao mihitsy no niteny teny amin'ny 13 mai hoe "ahoana, hoalaintsika ambohitsirohitra? andao ary fa hoalaintsika ambohitsirohitra"
dia lasa daholo ny foza rehetra nirohotra fa haka an'ambohitsirohitra....
Adino ve izany rapaty a. Sa tsy nahita an'izany video izany ianareo fa de tohanana an-jambany tsotra zao fotsiny ry tgv??? ohatran'ilay ramatoa iry enao marina..."ny ahy aloha de aleoko maka tgv e.......fa tsy nahavita ninoninn i tgv" hihihi
dia lasa daholo ny foza rehetra nirohotra fa haka an'ambohitsirohitra....
Adino ve izany rapaty a. Sa tsy nahita an'izany video izany ianareo fa de tohanana an-jambany tsotra zao fotsiny ry tgv??? ohatran'ilay ramatoa iry enao marina..."ny ahy aloha de aleoko maka tgv e.......fa tsy nahavita ninoninn i tgv" hihihi
patrick2002:
Haka ny lapa ve ka naninonona raha niandrasana hiditra ny lapa ny vahoaka vao nitofirina ,mba misaina kely ,io le hoe rehefa tiana ho vonoina ny alika dia tenenina fa romotra .
Ministera aza no nalaina tsy nisy vahoaka niditra tany fa taty ivelany ny vahoaka no niandry ,nisy aza ny deputé niditra tany sahala @ Brun ly ,jao jean ,complet gris , nefa dia afaka niditra tsara tany niverina ,naninona raha ren y no tifirina .
15. patrick2002
(
14/09/2009 15:32)
Roindefo izao mihitsy no niteny teny amin'ny 13 mai hoe "ahoana, hoalaintsika ambohitsirohitra? andao ary fa hoalaintsika ambohitsirohitra
Halaintsika tsy midika horobaina ,
Anahy TGV izao Ambohitsirohitra f`angaha izaho TGV iste afaka miditra ao ,
Ianao io Ravalomananiste ,fa mandehana miditra ny tranony Ravalomanana eny faravohitra ianao raha mahazo miditra ao .
16. ouiandry
(
14/09/2009 15:35)
xxx:
ouiandry:
zao no filaharana mazava indindra !!!
http://www.youtube.com/watch?v=7sfJJbCSr5I
Ny montage anie samy mahay e !!!
aza dondrona ry pokatti ah !!! tsisy resaka montage eo fa zavanisy, efa nanomboka ny 2003 ny Jamba (Ratsy iraka) sy Bado (Zafy io an !!!) no niketrika ny hanonganana an'i ravalo fa tsy nahavita, mazava oazy kou fa tsy oul afaka miaraka mintsy Zafy sy ravalo satria jereo fa t@ andron'i Zafy d tanindrana na ny président na ny praiminisitra d jereo fa navadik'i ravalo ny anazy d merin-dahy daholo na ny président na ny praiminisitra !!! zahay alou d tsy mikorapaka amin'io kozy io satria fantatray fa tout leurs oppose nou izany d tsy haharitra io fa mitovy @ Andriamiseza éééééééééé hi hi hi !!! hon hon hon !!! ha ha ha !!!
17. benkintana
(
14/09/2009 15:55)
zahay alou d tsy mikorapaka amin'io kozy io satria fantatray fa tout leurs oppose nou izany d tsy haharitra io fa mitovy @ Andriamiseza éééééééééé hi hi hi !!! hon hon hon !!! ha ha ha !!!
zany ve no hatao hoe tgv ry vadin-dreniny ty sa elah efa mivaha, asio ao leity ry pikatti refa tsy mahay miana :-D :-D :-D
montage poor io ihany no mba hitan'lelen ty ao @ youtube vrakny be io san bavy raha tsy vendrantay
18. xxx
(
14/09/2009 16:09)
raha izaho ianao hoy aho ry patrick dia ny fitadiavambady no atao mahamasaka na tadiavo indray i soan... fa tsy zakan'ny sainao ity resaka politika ity fa miteniteny foana ianao
19. benkintana
(
14/09/2009 16:14)
fa tsy zakan'ny sainao ity resaka politika ity fa miteniteny foana ianaominana ny tsy finana koa kay le tgvfopla optika 2000 :-D :-D :-D
20. pink
(
14/09/2009 22:50)
patrick2002:
Roindefo izao mihitsy no niteny teny amin'ny 13 mai hoe "ahoana, hoalaintsika ambohitsirohitra? andao ary fa hoalaintsika ambohitsirohitra
Halaintsika tsy midika horobaina ,
Anahy TGV izao Ambohitsirohitra f`angaha izaho TGV iste afaka miditra ao ,
Ianao io Ravalomananiste ,fa mandehana miditra ny tranony Ravalomanana eny faravohitra ianao raha mahazo miditra ao .
Tsy aleo ve mangina ry patrick...sasatra hiaro ny TGV eo ianao fa efa tototra ny fanamelohana anie ianareo e..
Mba menatra raha i palitao gris koa no harovana.