filaharana teny @ maison blanche
21. nancy
(
15/09/2009 01:44)
Fa ity rapaty ity ve mifoka bozaka e? na ankizikely any amin'nt T1 aza ve tsy hahalala hoe aiza no hisy lapam-panjakana azo alaina amizao fotsiny? "halaintsika ambohitsirohitra" midika hoe hidirantsika ao, sa ahoana tsara ilay tetika saika nangalanareo azy? ary nirohotra ny olona vao nisy ny fitifirana...tsy hitako intsony moa ilay video fa raha tsy izany naveriko napetraka teto mihitsy, ary aza miteniteny foana rehefa dondrona fa ny olona nahita iny video iny daholo. Ary sao de mbola mila averina aminao indray koa ilay fandrobana teny amin'ny lapam-panjakana iavoloha...sa inona ndray no holazainao amizany?
Ary enao anie kay miteny ihany hoe anareo tgv ambohitsirohitra fa tsy an'ny malagasy akory kay e. Inona izany le vahoaka "peuple" tenitenenina lava isaky ny misy meeting iny??? mivadika ny tany aman-danitra marina. Mangina amizay rehefa donton'ny bozaka ny atidoha fa manjary miteniteny foana e.
Ary enao anie kay miteny ihany hoe anareo tgv ambohitsirohitra fa tsy an'ny malagasy akory kay e. Inona izany le vahoaka "peuple" tenitenenina lava isaky ny misy meeting iny??? mivadika ny tany aman-danitra marina. Mangina amizay rehefa donton'ny bozaka ny atidoha fa manjary miteniteny foana e.
patrick2002:
Roindefo izao mihitsy no niteny teny amin'ny 13 mai hoe "ahoana, hoalaintsika ambohitsirohitra? andao ary fa hoalaintsika ambohitsirohitra
Halaintsika tsy midika horobaina ,
Anahy TGV izao Ambohitsirohitra f`angaha izaho TGV iste afaka miditra ao ,
Ianao io Ravalomananiste ,fa mandehana miditra ny tranony Ravalomanana eny faravohitra ianao raha mahazo miditra ao .
23. pink
(
15/09/2009 19:21)
patrick2002:
xxx:
aza dia vendrana lesy,mpamaplahelo be le fomba fisainana ,f'angaha moa lesy ireo mpilahatra nanana intition haka ankeriny ny maison blanche.Hita mihitsy hoe tena ambany be le fomba fisainana zoam ihany lesy ity an
olety ry pokaty ah! f`angaha lety nisy nikasa ny haka ankeriny ny lapany Ambohitsirohitra teo ah! izay no maha pokaty an`ialahy ,zavatra vao omaly dia efa tsy hita ao anaty ati-dohan`ialahy sahady.
aleo mangina ry patrick fa ianao ve tena miadana tsara izao an.Aza mba comparena any EU fa ny olona tsy mba mamoaka basy ho any people izany an.
