Nahazo bahana indray ee !

1. Noue ( 10/09/2009 05:56)
Dia nahazo bahana indray zany ry charles sy lylison hanaovana inona ? Na dia efa fantatra ny ratsy nataony, ny habibiana rehetra nampihariny ny olona tsy manan-tsiny dia mbola notohizana ihany ny fampiakarana azy ireo ???

Ainsi donc le CDT Charles et Lilison ont été promus à la va-vite Lieutenant-Colonnel.

nefa dia ao @ gendarmerie koa dia misy an'ity ee

Un colonel de gendarmerie vient de dire à la presse qu'un groupe de gendarme est contre le nouveau gouvernement Roindefo
novalian'i pikatti ny 10/09/2009 19:47
2. jemimah ( 10/09/2009 06:07)
bahana ho any ankady ve????????????????
3. xxx ( 10/09/2009 06:16)
Noue:

Un colonel de gendarmerie vient de dire à la presse qu'un groupe de gendarme est contre le nouveau gouvernement Roindefo


Asaivo asiany action @ izay fa tsy bla bla foana, déclaration à gauche à droite nefa rehefa mivoaka ny lisitry ny ministra , misy tafika foana ao !!!
4. mihitsy ( 10/09/2009 07:41)
Efa fantatra ny toe-tsainao ry Noue a! be fialonana, asa loatra! Tena mitampina ve ny masony sa ahoana no tsy nahitany ny zava-doza vitandra8 mahataratara azy, tsy hitanisa eto intsony za fa efa be loatra tsy voatanisa fa de gaga sy talanjona fa de misaina am inona loatra re nareo ry Noue?, mahita am inona loatra re, mihaino am inona loatra re?, sa mbola manjaka foana le ody?
5. xxx ( 10/09/2009 08:36)
izao ve no tsara sa t@ andron'i ra8,efa donto marina ialahy ,mamela ny helony fa tsy fantany izay nataony e (l) (l) (l)
6. ouiandry ( 10/09/2009 08:38)
mihitsy:

Efa fantatra ny toe-tsainao ry Noue a! be fialonana, asa loatra! Tena mitampina ve ny masony sa ahoana no tsy nahitany ny zava-doza vitandra8 mahataratara azy, tsy hitanisa eto intsony za fa efa be loatra tsy voatanisa fa de gaga sy talanjona fa de misaina am inona loatra re nareo ry Noue?, mahita am inona loatra re, mihaino am inona loatra re?, sa mbola manjaka foana le ody?

ka efa nisotro ny ronounou n'i dada reny ry mihitsy a !!! efa maina be mantsy d zay ita retra d sotroina sady efa tsisy mpikarakara tsony @ al fa efa leo anazy rams d io manao diversion eto io sisa no mba fikany, tsy nahita tenena njay mantsy izy io fa traingo ny Gasy Tarés Terroristes !!!


7. pikatti ( 10/09/2009 10:35)
Un colonel de gendarmerie vient de dire à la presse qu'un groupe de gendarme est contre le nouveau gouvernement Roindefo

Ela nitoratorahana zany ka nahita mason'angatra é,mahamay ndray zany ry lerony fa manainga moramora ny"AMPY ZAY!!"

hoy mahitsy wiwi
ka efa nisotro ny ronounou n'i dada reny ry mihitsy a !

mivavaha mafy lesy ao Pantin ao refa te hiala @ zao ziogan'i tgv zao elah e :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 10/09/2009 13:30)
ary izaho nieritreritra fa handingana be i cdt charles,tonga dia géneral de division be...hay kosa mba nanao ny aradalana :oops: :oops:
9. pikatti ( 10/09/2009 19:47)
ary izaho nieritreritra fa handingana be i cdt charles,tonga dia géneral de division be
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799