gouvernement d`union National

1. patrick2002 ( 04/09/2009 14:46)
gouvernement d`union National OUI
gouvernement de division pour regner NON
Izany ve no tadiaviny GIC hajoro ao madagasaikara ,
Menatra ny tenako raha hanoro anireto GIC ireto ny zava-doza aorian`izany governemanta iharaha-mitantana izany ,hataonao ahoana no hiaraka mitantana miaraka @ antoko politika izay tsy mitovy firehana aminao ,Azoko antoka fa mahatsapa an`izany ireto GIC ireto saingy misy ambadika politika ao ,Dia hatao ahoana no hitaky an`i Sarkozy hoe miaraha mitantana @ sosialista ,hataovy Segolene royal no praiminisitra ,na i Barack Obama hoe hataovy vice-president John Mac Cain .
Io no hataoko hoe mbola hisy ho vitamatavy eo
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:57
2. pink ( 04/09/2009 14:53)
patrick2002:

gouvernement d`union National OUI
gouvernement de division pour regner NON
Izany ve no tadiaviny GIC hajoro ao madagasaikara ,
Menatra ny tenako raha hanoro anireto GIC ireto ny zava-doza aorian`izany governemanta iharaha-mitantana izany ,hataonao ahoana no hiaraka mitantana miaraka @ antoko politika izay tsy mitovy firehana aminao ,Azoko antoka fa mahatsapa an`izany ireto GIC ireto saingy misy ambadika politika ao ,Dia hatao ahoana no hitaky an`i Sarkozy hoe miaraha mitantana @ sosialista ,hataovy Segolene royal no praiminisitra ,na i Barack Obama hoe hataovy vice-president John Mac Cain .
Io no hataoko hoe mbola hisy ho vitamatavy eo

I Sarkozy anagaha mitovy any Radomelina.

Tsy misy mpanongam_panjakana ny azy. I Sarkozy ve dia hanangananao fitondrana toy ny eny @ 13 mai.Ny anareo anae ka misolelaka azy fa vao mihodia dia lazainy hoe itony no tena mila dakana fa manana toe-tsaina lomorina.

Avadika ny pejy.I Pety ve hanaiky halana eo aminy sezany izao . Sasatra ny mampandry resaka ianao ry Pa fa hita izao fa efa tsy misy firenene mantkato ny anao io. Manaova coup d'etat aany Obama a hitanao izany hoe "dehors"...

3. xxx ( 04/09/2009 15:30)
Enao koa ry pink no lany andro mamaly olona tsy nahita fianarana ohtraan'tony pat2002 tony ,ka ny tgvendrana hisolelahany aza niveau 4 éme
,jereo ange io raha tsy ny capsat ihany no hanjeda an'io eo ,hihodina havia havanana io efa ny capsat no hanamboatra an'io ,zany ny hatahorany an'i maputo ,kendain'ny capsat avy ato aoriana ,te hanao eo ,mbola aiza ny hanjo an'io vendrana io ,mafy ny vendrana mandrapihiratrin'ny masony!!!capsat no manjera an'io vendrana io é,izy sy ny vahoaka le faran'izay mafy ady miisa 1500,izayHONO no hatao hoe vahoaka ,asa lasa nankaiza daolo ny gasy ,tena hita hoe dj mifoka rongony!,tsy tia adra8 nefa tsy manakatao afa-tsy ny mangalatahaka andra8,ridicule !!afabaraka mihintsy ny gasy misy saina rehetra a@reo ,raha mahavita azy izy tonga madio2 fa tsy ta@basy,aleo ho avy ny sadec fa tsy olana .hampian'ny miaramila légaliste d vita reo fakona gasy hat fako ireo !
Efa potika i mcar ,dia mbola milentika eo ihany ry mpifoka rongony!
4. patrick2002 ( 04/09/2009 15:56)
i Sarkozy koa tsy nangalatra t@ fifidianana deputation na fifidianana communal ,ohatry ny TIM ,
i Sarkozy tsy nandrava parlement @ caprice ny ohatry ny Ravalo ,ka nahazoana 95% ny deputé tao @ assemblé dia TIM avokoa ,ny 95% ny maire dia TIM avokoa talohany nanonganany Andry TGV azy.
5. xxx ( 04/09/2009 16:06)
fa inona ry rapa np hidriran'sarko @ radomelina a? aza mba donto tahaka an'i radomelina ihany é! dia rehefa donto ve radomelina dia lasa nanahaka azy ny tgvendrana isany?
6. zoam ( 04/09/2009 17:29)
bandy vendrana ireny e ,i ratsiraka aza lazain i lery fa mipetraka villa be ao neuilly,jereo tsara ny resaka ataony fa tsy misy lohany sy vodiny
7. fijo ( 04/09/2009 19:45)
sarkozy letsy izao misy minisitra sosialista sy centre miara miasa aminy an,aza be resaka eo raha tsy maharaka ny zavatra misy.
ary raha miray ao anaty governementa iray izy rehetra ireo,sarotra ni hangalarana vato,satria samy mitovy ny hery ao.
sa nenareo le gidra lava ihany no mahafinaritra anareo?
8. patrick2002 ( 04/09/2009 20:48)
minisitra sosialista fa tsy praiminisitra sosialista , fa ny tadiaviny GIC hajoro dia praiminisitra @ mouvance hafa mihintsy ,ary hanangana governemanta tena Union national izao Monja Roindefo , apres 72 heures araky ny kabariny Andry TGV ,izay ahitana minisitra @ mouvance Ravalo ,Zafy Ratsiraka.
NB : sao dia hataonao tsy maharaka indray izaho ,fa hanao referendum izao ianareo ao frantsa atsy ho atsy ka raha ny sosialista ny maro anisa ao @ parlement dia manendry praiminisitra sosialista i Sarkozy ,izay ilay hatao hoa Cohabitation ,nisy izany t@ Mitterand sy Chirac ,t@ Jospin sy Chirac .
ny tsy fisiany hala-bato tsy miankina @ olona ao @ governemanta mihintsy fa ny fanarahana ny voka-pifidianana ,miainga hatrany @ proces verbal mandra-pahatonga any @ resultat officiel ,eo koa ny fanomanana ny liste electoral ,ary farany momba ny ethique politique ,tsy tokony hisy ny raha matahora ,sy ny fampiasana fitaovam-panjakana ,na fanerena ankolaka ny fonctionnaire hanohana an`i candidat izatsy na iroa ,tsy nohajaina ireo t@ Ravalo ,ary nanao anireo aby na i Ratsiraka na Tsiranana ,efa t@ androny colon no efa nisy ny hala-bato t@ MDRM su n y Padesm .
Ka aoka ianareo osy mainty tsy hananga-peo Urbi et Orbi fa voafidim-bahoaka i Ravalomanana
9. pink ( 04/09/2009 21:02)

Aza mba mapitaha ny fitondra an'i sarkozy fa atsimo sy avaratra no misy azny domalina.
zavatra tsy takany izany hoe politikaz frantsay.Ny gauche sy droite no hainy Domelina fa ny politika frantsay avo lenta .Ny Amerikaninina tsy hiasa miaraka ny domelina .Ny frantsay possible rehefa tiany entina ny sangany.Tsy hitovy aminy izany. Ka raha tsy resaka veste fotsiny izy ity na jhoe ramatoa atao mitovy any Carla... ....Immitation aveugle no betsaka.
10. patrick2002 ( 04/09/2009 21:12)
ka rehefa tsy mitovy @ politikany frantsay ve dia hoe afaka mangalatra ,afaka manao ny lalana izay tianao ,afaka mangala-bato ,afaka managadra izay mpanao politika tsy mitovy hevitra aminao, afaka manova ny rafitra mifehy ny tafika ,afaka manala ny fahefany ben`ny tanana ,afaka mahazo doctorat Honoris Causa :? :? :?
11. hery ( 04/09/2009 21:25)
Ary mbola tsy henon'i Pata2002 mihitsy izany ny resaka hoe cohabitation an.

ohatra hoe MItterand no prezidà dia Chirac no praiminisitra :-)

12. patrick2002 ( 04/09/2009 21:29)
hery ah! dia tonga soa ianao aloha, efa novaliako io eo ambony kely faha 7.
13. pikatti ( 04/09/2009 23:28)
hoy rapaty
Dia hatao ahoana no hitaky an`i Sarkozy hoe miaraha mitantana @ sosialista

fa elah ve maninona leity a, na tsy sosialista aza ny PM FIllon, de socialista ry Besson,modem i Morin,ary mbola miasa miara -mitantana ao ry Rocard sy Balladur

fa hanao referendum izao ianareo ao frantsa atsy ho atsy ka raha ny sosialista ny maro anisa ao @ parlement dia manendry praiminisitra sosialista i Sarkozy ,izay ilay hatao hoa Cohabitation

tsy maharaka ndray elah zany ry Philippe an,ahoana leity no hampitahan'elah ny voafidim-bahoaka ,ary mino aho fa nifidy Sarko elah io, no hampitahan'elah @ ty mpanongam-panjakana,ny an-dry zalahy mandeha tsara fa ny tgvn'elah no mampikatso an'i Madagasikara
14. terrywui ( 05/09/2009 10:59)
gouvernement d`union National OUI
gouvernement de division pour regner NON
Izany ve no tadiaviny GIC hajoro ao madagasaikara ,
Menatra ny tenako raha hanoro anireto GIC ireto ny zava-doza aorian`izany governemanta iharaha-mitantana izany ,hataonao ahoana no hiaraka mitantana miaraka @ antoko politika izay tsy mitovy firehana aminao ,Azoko antoka fa mahatsapa an`izany ireto GIC ireto saingy misy ambadika politika ao ,Dia hatao ahoana no hitaky an`i Sarkozy hoe miaraha mitantana @ sosialista ,hataovy Segolene royal no praiminisitra ,na i Barack Obama hoe hataovy vice-president John Mac Cain .
Io no hataoko hoe mbola hisy ho vitamatavy eo
marina zany rapà a !!
15. bazylou ( 05/09/2009 18:06)
ka raha tsy makatoa ary ianareo mianakavy , naninonano manao trondro maty fatsy tairina ze apoaka , dia raiso ny fitondran arah amahery noho i tgv e??;;; annnnn :-D :-D :-D resaky nytrondro maty fotsiny ry tim and co
16. pikatti ( 06/09/2009 19:57)
naninonano manao trondro maty fatsy tairina ze apoaka , dia raiso ny fitondran arah amahery noho i tgv e

hay ve tato ndray ny trondro maty isany é ,ha ha ha,
marina zany rapà a !!
wiw :-D :-D :-D hita ndray elah fa mpisolelaka :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474