Fa inona ihany e???

1. xxx ( 04/09/2009 13:34)
Fa inona ihany no tena hiafaran'ity fitiavan-tseza an'iza efatra mitsam ity e???

ary aiza ho aiza moa ilay problème ho an'izy telo mitsam raha i andry nirina no mitondra e???

ary ny zava-dratsy nataon'ity ratsiraka ity toa lasa adino ho azy amin'izao e??? sa very tadidy ohatrin'ny mahazatra ra-malagasy. Ary ity rangaha jamba ity ve tsy nanampy an'i andry nirina nanongana an-dravalo e?? toa mifanaraka indray mantsy ry zareo izao! sa...tsy maninona??

Ary toa mihana-kendry ity zafy dobera mpanao mada-raid ity. Fa inona marina moa no mba tena zavatra nataon'izy ity e????

Ary i ravalo ve hiandry coupe du monde any afrika e?? sa manomana tafita hamonoana an-dramalagasy??? nefa maninona ary no tadiaviny omena ny tafika malagasy izay nanala an'azy teo ny fitondrana?? sa izay lé hoe fitiavan-tseza.

Ary i andry nirina ve....?? Aza miala eo zany lesy, elah irery ihany ve no sahy nijoro teo dia azo indray ilay izy dia havototra, koa raha tsy inona koa. Elah ary efa vonona ny nanao gvt inclusif, dia mampaninona an'izy telo mitsam raha elah no mitondra an'io raha tena vonona ny hiresaka marina ry zareo, sssss fandrebirebena ny an'ireo. Rehefa tsy mety izy dia tohizantsika ny lalantsika. :)
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:49
2. Mirananirina ( 04/09/2009 13:43)
Ra xxx ah,misy fahamarinany ny teninao,saingy ity kosa tsy ekeko.quote]Ary i andry nirina ve....?? Aza miala eo zany lesy, elah irery ihany ve no sahy nijoro teo dia azo indray ilay izy dia havototra, koa raha tsy inona koa. Elah ary efa vonona ny nanao gvt inclusif, dia mampaninona an'izy telo mitsam raha elah no mitondra an'io raha tena vonona ny hiresaka marina ry zareo, sssss fandrebirebena ny an'ireo. Rehefa tsy mety izy dia tohizantsika ny lalantsika[/quote]
3. pikatti ( 07/09/2009 12:49)

sali mirana:-*
Rehefa tsy mety izy dia tohizantsika ny lalantsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8871