Hery

1. xxx ( 02/09/2009 06:36)
hery:
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.

Io no dinidinika nosokafany ao ambany ao.

Mampieritreritra ny fisainan'ity bandy ity a!
Mahonena fa atao akory moa. Fitiavan-tanindrazana nefa no mody dradradradraina.
novalian'i xxx ny 03/09/2009 11:37
2. xxx ( 02/09/2009 06:52)
Tsy hitako hoe inona no olanao @zay lazain'i Hery, amiko fanehoankevitra ny eto. Na mahafehy na tsy mahafehy ny resaka politika dia ny fomba fijery kosa tsy azo sakanana izany, ar samy milaza izay tiany tenenina rehefa tsy manohintohina ny hafa.
3. xxx ( 02/09/2009 08:11)
xxx-1:
Tsy hitako hoe inona no olanao @zay lazain'i Hery, amiko fanehoankevitra ny eto. Na mahafehy na tsy mahafehy ny resaka politika dia ny fomba fijery kosa tsy azo sakanana izany, ar samy milaza izay tiany tenenina rehefa tsy manohintohina ny hafa.

Tsy milaza an'i drematoa aho hoe mila sakanana izy. Izy ary no afaka manakana ahy ohatrin'ny mahazatra eto :) fa ny hevitra avokan'ny mihitsy no toeriko, feno fitapitaka mantsy, fa amin'izao dia hita mibaribary ny tena ao an-tsainy.

Fitiava-tanindrazana nefa hoa no nodradradradrainy teto.

hery:
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo.

Mazava kosa angamba io resan'io fa tsy mila hazavaina amin'izay olona somary teritery saina.
4. nytsiry ( 02/09/2009 08:43)
fa nenao angah fiainanao ny politika :?: :?: :?:
marary fo amin'ny tsy antony :-P :-P :-P :-D :-D :-D
ataovy eo nyu politikanareo fa ny olona aleo hanao vacance fa inn ary ty
ntssssss
5. xxx ( 02/09/2009 08:55)
nytsiry:
fa nenao angah fiainanao ny politika

Fiainana tompoko ny politika, fiainako ny politika!
Tafita marina ianareo ka manao tsinotsinona an-dramalagasy a??? ary aza miteny hoe tiako ny tanindrazako amin'ny manaraka fa mahakamo, andana manao vacance ry malagasy very zo a!

Ary raha mbola tsy azonao ny hoe fiainana ange ny politika fa tsy gadget hadehaka fotsiny dia mieritrereta tena.

6. ni81 ( 02/09/2009 09:45)
Io no dinidinika nosokafany ao ambany ao.

Mampieritreritra ny fisainan'ity bandy ity a!
dia hoy xxx1
Tsy milaza an'i drematoa aho hoe mila sakanana izy. Izy ary no afaka manakana ahy ohatrin'ny mahazatra eto fa ny hevitra avokan'ny mihitsy no toeriko, feno fitapitaka mantsy, fa amin'izao dia hita mibaribary ny tena ao an-tsainy.

Fitiava-tanindrazana nefa hoa no nodradradradrainy teto
dia hoy xxx2
Tsy hitako hoe inona no olanao @zay lazain'i Hery, amiko fanehoankevitra ny eto. Na mahafehy na tsy mahafehy ny resaka politika dia ny fomba fijery kosa tsy azo sakanana izany, ar samy milaza izay tiany tenenina rehefa tsy manohintohina ny hafa.
hoy nitsiry
fa nenao angah fiainanao ny politika
marary fo amin'ny tsy antony
ataovy eo nyu politikanareo fa ny olona aleo hanao vacance fa inn ary ty
ntssssss
Fiainana tompoko ny politika, fiainako ny politika!
Tafita marina ianareo ka manao tsinotsinona an-dramalagasy a??? ary aza miteny hoe tiako ny tanindrazako amin'ny manaraka fa mahakamo, andana manao vacance ry malagasy very zo a!

Ary raha mbola tsy azonao ny hoe fiainana ange ny politika fa tsy gadget hadehaka fotsiny dia mieritrereta tena.

=)) =))
7. TWING ( 02/09/2009 09:50)
où habite le problème??? :D
8. pikatti ( 02/09/2009 11:38)
mba namoaka hevitra ve le elah rawiwi de miafina xxx ha ha ha, inona ary ty sarim-bavy ty klé,aza be morale leity a, elah eto reny manompa olona foana no mba hain'elah ,tsy elah mintsy no tokony hanomé lesona :-D :-D :-D
angah leity panne ndray ny cybern'elah any
9. xxx ( 02/09/2009 11:55)
pikatti:

eny woa ry pikatti izy no tsy misy anton' asa raha tsy polifikany io ihany, malahelo an-drahery nanao vakansa indray ngeh izy e! :-* :-* (l)
10. pikatti ( 02/09/2009 12:01)
xxx8 :-* :-* :-*
aleo alefa any Anjanamasina any i wiwi fa midéprime be ,ny mahatsara anelah ihany lesy no hataoko refa mba tsy voakarakaran'ny RAD elah elah :-D :-D
11. xxx ( 02/09/2009 12:05)
pikatti:

xxx8 :-* :-* :-*
aleo alefa any Anjanamasina any i wiwi fa midéprime be ,ny mahatsara anelah ihany lesy no hataoko refa mba tsy voakarakaran'ny RAD elah elah :-D :-D

(l) :/ :/
12. Mirananirina ( 02/09/2009 12:34)
=)) =)) =)) =))
13. RATOVOARY ( 02/09/2009 12:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-09-2009 08:36:57
Lohateny : Hery
Hoy i hery:
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.

Io no dinidinika nosokafany ao ambany ao.

Mampieritreritra ny fisainan'ity bandy ity a!
Mahonena fa atao akory moa. Fitiavan-tanindrazana nefa no mody dradradradraina.

Mba mahagaga ihany izany fomba fijery zany. Samy amin'ny fiainany io, samy manana ny maha-maika azy. Izany tsy midika fa tsy tia tanindrazana raha tsy te-hanimba ny fiainany @zay resaka politika. Ohatra ahy tsy mpiditra matetika ato ihany.
14. ni81 ( 02/09/2009 13:04)
Mba mahagaga ihany izany fomba fijery zany. Samy amin'ny fiainany io, samy manana ny maha-maika azy. Izany tsy midika fa tsy tia tanindrazana raha tsy te-hanimba ny fiainany @zay resaka politika. Ohatra ahy tsy mpiditra matetika ato ihany.
ka ireo resaka ireo koa no mampme ahy teo :lol:
15. terrywui ( 02/09/2009 16:00)
mbola malaelo amle oe "mipikaty!"angah elah ry mipikatti ka za no tsy ahaizanlah miaina ??

--zahay sy Rahery anie ry le donto tany niaraka nanao vacance London e! zay no mahavesa anlah zay ! tsy itanlah angah fa samy tsy teto elaela zahay mitsamy !
--fa elah ve efa mba niveritsaina sa mbol mipika ihany ? rah zay de tsy miresaka amin'adala aho! mangina elah teo !!!
16. terrywui ( 02/09/2009 16:14)
tsy nampoiziko ho otranzao ny toetsainlah lety Rahery !! hay ve elah ty tena tsisy fitiavantanindrazana mihitsy e!! ary itako no miteny ratsy ny TIM ato fa tsisy mpanala PS ! hay laozanlah mibalady fotsiny any vatican any ! jereo ny ompa sy ozona be sy sary mamoafady sy vetaveta alefan'i PIKATTI sy Locl sy Zoam ao fa tsy fampiseho masoandro mihitsy !!
17. dadabe ( 02/09/2009 17:32)
ouajayy leuleu inn doly ty resaka lindinakika ty e :?) :-w :@
18. Papoose ( 02/09/2009 18:09)
iajay dadabeu???????
19. fijo ( 02/09/2009 20:06)
ny anay marina aloha ny resaka politika ,tsy hanakananay ny fiainanay tsy hiodina e.ny tsy fidiny tsy hafa mihodina aza efa tsy hay izay hanaovana azy
20. xxx ( 03/09/2009 05:22)
"terrysaina":
--zahay sy Rahery anie ry le donto tany niaraka nanao vacance London e! zay no mahavesa anlah zay ! tsy itanlah angah fa samy tsy teto elaela zahay mitsamy !
olona mi-klandy tsy misy paps ve dia ho afaka ho any london é? ny fanaovan'ny sasany vakansy avy dia atao mampalahelo! tsss!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.438