Hery
21. ravatorano
(
03/09/2009 05:40)
fa angah ry zalah raha manao vacance d tsy tia tannidrazana an !
aiza ary izany !
za zao vao handeha vacance koa amin'ny faran'ity voala ity ary tsy hiherika resaka politika mihitsy dia ampy itenenana anah hoe tsy tia tanindrazan ve izany ary mlisany tsy mandeha vacance ka tia politika sy polifika be ireo inona marina no tena vitan 'lisany ho an'ity tanindrazana ity sa resabe lava reny mandany andro eto fotsiny !
eritrereto ihany fa aza mampmé kle
:wink:

22. xxx
(
03/09/2009 07:08)
ravao torana:

Aza faly miaro be fahatany fotsiny enao ravao torana na dia akama aza Ing. hery. Ary aza adika vilana ny zavatra noteneniny. Ny an'azy hony tsy fiainana ny politika, tsy ataon'ny mankarary fo hony. Ary tsy ny fandehanany vacance mihitsy no resahiko fa ilay hoe: tsy fiainany hony ny politika. Aiza ravao torana no tsy maha fiainana ny politika, fiainana io fa tsy gadget hadehaka fotsiny hoa. Mangalatra ny taninao ny mpitondra, mamorina lalàna, mampiakatra ny vidin-javatra,sns... Izany ve dia sarotra azo hoe fiainana ny politika e??? Fa matoa izy miteny anio dia gadget tokoa amin'ny ny politika ka noho izany dia resabe fotsiny ny resany rehetra teto, indrindra moa ilay hoe fitiava-tanindrazana. Milamina tokoa angamba ny fiainany ao amin'ireto fasciste ireto ka lasa miteniteny foana eto izy sisa.
Farany, tsy ny zava-bitanay eto amin'ny firenena izao no resahina fa ny fiheveran-drahery hoe resabe eto amin'ny net fotsiny ny manjo an-dramalagasy. Fa raha toa ka miziriziry te halala izany ianao dia manokafo dinika vaovao, ny ps-ko io hitanao ka ho valiako ianao, dia ho hitantsika eo koa ny zava-bitanao.
23. pikatti
(
03/09/2009 07:13)
hoy i wiwi
aza be taraina eo lesy elah ry wiwi a!!! inona ary ty bekonetaka vao maraina ty sagà :-D :-D
Aza faly miaro be fahatany fotsiny enao ravao torana na dia akama aza Ing. hery. Ary aza adika vilana ny zavatra noteneniko
aza be taraina eo lesy elah ry wiwi a!!! inona ary ty bekonetaka vao maraina ty sagà :-D :-D
24. xxx
(
03/09/2009 07:29)
pikatti:
aza be taraina eo lesy elah ry wiwi a!!! inona ary ty bekonetaka vao maraina ty sagà
Diso ohatran'ny mahazatra enao. Olona sahisahy, tsy miafina ohatran'ahy ry wiwi.
Resaka hery no resahiko fa ny resa-b..y nareo sy wiwi izay tsy mety vita any kosa ajanony ho anareo any an-trano any ihany fa tsy misy hidirako na kely aza. Petsa indray enao zany a! :)
25. xxx
(
03/09/2009 07:41)
Diso ohatran'ny mahazatra enao. Olona sahisahy, tsy miafina ohatran'ahy ry wiwi.
sahisahy miafina hono :roll: :roll: :roll:
26. xxx
(
03/09/2009 08:07)
inona moa no hidiran'ny fiarovana eto? tsy misy na dia kely aza fa ny fialonanan'ny mpiklandy tsy manana paps tsy mba afaka mandeha vakansy no hanenjehina olona eto é!
Aza faly miaro be fahatany fotsiny enao
27. xxx
(
03/09/2009 11:37)
xxx:
inona moa no hidiran'ny fiarovana eto? tsy misy na dia kely aza fa ny fialonanan'ny mpiklandy tsy manana paps tsy mba afaka mandeha vakansy no hanenjehina olona eto é!
Aza faly miaro be fahatany fotsiny enao
izaho izao tsy mpi-klandy dia handé hanao vôkansy, tsy mialona , tsy maditra fa manao ny sitrako! Marina io tenenin'i sefo io fa ny any dia azy ny azy rehefa tsy miady ny azy rizareo! Efa mahafantatra ny tokon-y hatao daholo rizareo any mada ka dia tsy ahy nohiady ho andrizareo! mazava anagmba. Efa fantany ny tokony hatao rehetra, IANAREO , NO te HIADY ETO NEFA TSY HO HITA NA 'AIZA NA AIZA FA NANAO ZAVATRA IANAREO!!! Misy but hafa angamba ri f. sy n. ry p. vendrana fa aza lanina ny rora fa be ny ilanao azy! Sa holazaiko hoe iza ireo???
Tsy fiainana ny politika fa pour le fun io!!!! Ianareo no ndeha hifanalabaraka @ tsy misy dikany nefa ianareo aza tsy any madagasikara akory! c'est ridiculeeeeeee! cf ra-noue be galona!!!!!