raha maty ah matesa rahavana! mailo zao ny miaramila rehetra

1. terrywui ( 28/08/2009 13:04)
Raha sanatri ka misy fiovanjavatra ka hiterak famotehana ny miaramila izany ! indrindra ry zalahy berets rouge de efa nametraka plannnn ny amzany ny tafika rehetra izao (tafika rehetra)hoy aho satri efa niray latabatra ny rahalahy rehatra izao !
---- ity ary ny vaovao farany !!

Foloalindahy

Nanatanteraka fivoriana teny amin’ny Capsat

Taorian’ny filankevitry ny minisitra, notanterahina teny Mahazoarivo tamin’ny Alarobia lasa teo dia nanomana fivoriana ny Foloalindahy. Rehefa nohadihadiana ny toerana nanatanterahana izany sy ny lohahevitra nodinihina tao dia fantatra fa teny amin’ny Capsat ny toerana. Mikasika ny vontoatin’ny dinika indray dia samy manana ny ambarany ny loharanom-baovao. Nisy ny miaramila nilaza fomba fiasa eny anivon’ny Foloalindahy no notanterahina teny Soanierana. mifandimby mandray ny fivoriana ny toby samihafa, hoy ihany ny loharanom-baovao ary efa vita ihany koa ny tany amin’ny faritany. Ny loharanom-baovao hafa indray no nahafantarana fa nisy manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra nivory niafina tao, hiomana amin’ny fanapahan-kevitra horaisina raha toa ka tsy hita ny marimaritra iraisana any Maputo. Fotoana lavalava taorian’ny fivoriana anefa dia voalaza fa nisy tompon’andraikitra avy ao amin’ny minisitera mpiahy tonga teny amin’ny Capsat nandamina(?) ary dia niafara tamin’ny fandinihana ny fehin-kevitra tapaka tamin’ny fikaonandoham-pirenen’ny Foloalindahy no niafaran’ny fivoriana.
MJ.


---afaka miditra hirisika zay te hirisika fa na izaho na ianao hoy ny fitenenana!
tsy misy ho faty eto ! satri sur fa hamaly faty amin'ny miaramila Ravalo raha tany ty ka satri tafaverna eo ! ireto no victimes-ny :

--1/ -CAPSAT
--2/ -RFI
--3/ -BANA
--4/ -BANI
--5/ -RM1
--6/ -BATAK

Ry zalahy any Arivonimamo reo moa efa nilaza fa vonona hanampy ny "mazava loha " raha ny " Jao mena " no voakitikitika !
namoaka fanambarana koa ny BANA ao amin Toby samy miaramila fa tsy azo heverina ny hidiran dravalomanana eto M/car tsony ! jereo tsar de vakio ny andininy milaza ny momba ny miaramila tany MAPUTO reny fa misy afenina bedia be ao ! Fa izao aloha de eto atsika mahita izy ! ze iray leo eto ee! ha ha ha !!
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:09
2. AndriambyII ( 28/08/2009 13:12)
Ny tena tsy azonao kosa anie ra wuiwui dia ny tokony hanaovana renovation' ny corps militaires malagasy rehetra é ! efa tena dilan' ny toetr'andro no tsy mifanaraka @ zava-misy @ izao vanin'andro izao intsony .Efa archaÏque tanteraka na ny mode de fonctionnement ny aza !!
Voalaza tao ambany tao fa lasa manao razzia sy sequestration fotsiny sisa no asan' izy ireny.Tsy nisy fiovan' ny suprastructure de l'armée hatramin' ny 1960 ka hatramin' izao fa dia mbola méme principe foana no mangeja azy !!!
3. terrywui ( 28/08/2009 13:17)
Ny tena tsy azonao kosa anie ra wuiwui dia ny tokony hanaovana renovation' ny corps militaires malagasy rehetra é ! efa tena dilan' ny toetr'andro no tsy mifanaraka @ zava-misy @ izao vanin'andro izao intsony .Efa archaÏque tanteraka na ny mode de fonctionnement ny aza !!
Voalaza tao ambany tao fa lasa manao razzia sy sequestration fotsiny sisa no asan' izy ireny.Tsy nisy fiovan' ny suprastructure de l'armée hatramin' ny 1960 ka hatramin' izao fa dia mbola méme principe foana no mangeja azy !!!


tena marina ny teninao Andriambyll fa efa tsy zao tsony alou zany fa efa halohalika ty ny ranombary ka vao miveraka eo ny tafika de hapoakan'ny sasany eo satri hananan'olona kankay be izy amzao ! surtt tamty affaire 2009 ty ! ka marina ny teninao fa aleo alha hivalona ty tantara ty de ovaina avy eo reo zavatr lazainao reo !!
4. locl ( 28/08/2009 14:15)
ny vahoaka no mandoa vola amin'ireo ka raha hita izao fa fandaniana vola ny miaramila dia aleo foanana any sady ity miaramila gasy ity ange tsy mby fiarovana fa fambotrina no betsaka ataony e
5. patrick2002 ( 28/08/2009 18:30)
locl:

ny vahoaka no mandoa vola amin'ireo ka raha hita izao fa fandaniana vola ny miaramila dia aleo foanana any sady ity miaramila gasy ity ange tsy mby fiarovana fa fambotrina no betsaka ataony e



Mba moramora kely ti vava ary diniho izay tenenina ,mba azonao antsaina ve raha hoe tsy misy miaramila any madagasikara , :cry: :cry:
voalohany dia tsy hisy fanjakana hijoro na roa volana fotsiny aza ao madagasikara ,amin`izao mba 7 volana izay tao Andry ,Ravalo 7 taona ,misy olona te hamboly rongony any @ faritra ray ohatra dia manao fanjakana kely ao izy , te hanorona fanjakana kely ohatra ianareo zanaky Dada eto @ serasera dia manao fanjakana kely ianareo dia i Zoam presida ,ianao PM ,noue minisitry ny fitsarana ,pokati foloalindahy ,dia mamoaka didy fanamelohana ho faty an`i Ra wiwi ianareo dia etc... etc.
6. dadabe ( 29/08/2009 08:23)
:-D :-D :-D mahita laizana kle
7. terrywui ( 29/08/2009 08:43)
ha ha ha ! fa izao anie lets ra-pà no tena maha lagy amreto "aradalana" reto e! ref ry lerony no manao de takotakonany sy amboarimboariny fon n azy ,, fa vao mihetsik kely n oul de vorondolo zay amdr lerony , de otrn toetrandrahery ato ihany e! vo n TGV no misy madilana kely de kinga sy entimpo ery lery mamono na manala ps sy IP ! de taha dray tokoa ry zalah reo kà !!! ha ha ha
8. ratavao ( 29/08/2009 09:29)
Mampalahelo ialy teny atao "Ara-dalàna". De io no indraindrina nefa ny zavatra fonosiny sy hevitra avoitran'io de mifanohitra amin'izay.
9. ndenn ( 29/08/2009 10:11)
Amiko aloha dia tsy maintsy manaraka ny fitsipika voafehin\' ny institution etatique ny mpanao politika rehetra farafaharatsiny mba tsy hahatonga ny baranahiny .Raha resaka hoe ara- dalàna izany , dia tsy ny vondron\' olona no tsaraina @ izany fa ny firehan- kevitra sy ny fitondran- tena andavanandro.
Ka raha olona tsy manaja ireo fitsipika voarakitra ireo , na ny pro-an-dranona na pro-ny ankilany ,dia tsy azo ekena ary azo lavina satria mampisafotofoto ny fahandriampahalemana.
Ary raha ny miaramila no mitady mbola hanao politika dia tokony ho fantatra fa misy sous coup sournois mbola tian\' ireo olona manana ny main mise @ ekonomia sy finance ihany no miaro izany .
Ny firenena manana filoha miaramila dia firenena manana olana izay ( un pays à probleme ),ary io image io no tiana ampitaina eran-tany mikasika an\' i Madagasikara .
Fampietrena ny voninahitry ny malagasy ankolaka ihany io paika io ,ary tsapa ihany ny hevitry ny sasany teo aloha miresaka ny pouvoir militaire.
Avy @ vahoaka ny miaramila ary tokony hiasa ho an\' ny vahoaka ,tsy tokony hamono ny fiarahamonina fa natao ho andry hiankinan\' ny firenena iray manontolo.Ary ho taratry ny ho avin\' \'i Madagasikara.
Mpanatanteraka ny baiko avy @ ny olona heverina ho manana fahendrena sy fahaizana ary fahalalàna mitondra , fa tsy mahazo manao politika velively.
Manana ny olona ara-dalàna daholo ny ankolafim-politika ao Mada rehefa dinihina , fa tsy azo tsaraina bambaray toa izany ny olona rehetra .



10. patrick2002 ( 29/08/2009 15:30)
ka ny bleme anie ilay filoha ambony ny tafika mihintsy (Ravalo ) no miteny fa tsy mila tafika fa tsy mamokatra eh! ny Tafika angaha natao hamokatra ,ireo voatanisany Ndenn ireo no asany tafika ,ka tsy tafika intsony no hanarany rehefa hatao hamokatra ny tafika fa lasa ,fonctionnaire na ouvrier .
Amiko dia fanapotehana ny tafika no nataony Ravalo ,rariny izy raha miditra @ politika manao hoe tsy mila an`i Ravalo.
11. terrywui ( 31/08/2009 12:40)
hoy ra-pà :

te hanorona fanjakana kely ohatra ianareo zanaky Dada eto @ serasera dia manao fanjakana kely ianareo dia i Zoam presida ,ianao PM ,noue minisitry ny fitsarana ,pokati foloalindahy ,dia mamoaka didy fanamelohana ho faty an`i Ra wiwi ianareo dia etc... etc.


kozy letsy ra-pà rah tsy tedavindrahery eran'ny tanana ra-zoam io ho tifiriny , fa lery ve hanaiky oe lery no namorona serasera de ra-zoam no prezida ? zavatr oul tia voninahitr be reo ! ha ha ha ha !!
12. patrick2002 ( 31/08/2009 13:16)
terrywui : Dia isika TGV iste izany hanao inona ,hitazana fotsiny ve fa an`i Rizalahy ny serasera ,isika rangaha tsy hanaiky fa hametaka afisy eto @ serasera ah!
Tsy ekena raha tsy misy ny Maputo 4- 5- 6 :-D :-D :-D :-D
13. terrywui ( 31/08/2009 15:27)
sady andao mba hianarana le fombandry lerony le mametaka afisy e! toa mba nety iany manko ny an'i Noue le strateziany nametaka afisy tato matetika fa toa lasa nanana toerana tsaratsra ao amindrahery ao i kala ! sa ahoana letsy Noue ? ary elah aza mora tezitra letsy Noue a! :* :-* :* :*
14. pikatti ( 01/09/2009 05:09)
ny miaramila tany MAPUTO reny fa misy afenina bedia be ao ! Fa izao aloha de eto atsika mahita izy !

o ry lety ry wiwi ,elah nga tsy manaraka vaovao fa voatazona tany @ com's ry capsat kely ,tao Mputo ,zant refa zefa marina :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469