nanenina mafy ny gtt le aza, looll

1. bazylou ( 28/08/2009 10:53)
zao le8 lasa niaraka amin'ny deba, :-D :-D :-D :-D hipitsika hiala gtt daholo ry nofa isany ,
novalian'i niryna ny 08/10/2009 15:34
2. xxx ( 28/08/2009 11:59)
Izy roa lahy ireo angaha moa tsy nifanaraka foana fa enao no mapihomehy mapalahelo ,ratsiraka intéret-ny ny mihaona amindra8 raha te hahazo amnistie fa enao no vendrana sy dondrina sy babakoto!!! tsy ahataka-davitra mandrakizay!!!
3. ratavao ( 29/08/2009 07:59)
Fa fihaonana amin'iza hoe no ahazoana amnisti ? ny amnistiea-ndravalo anie mbola ? e! fa raha ny an-dRatsiraka no efa poins. Mampalahelo enao ry GTT
4. Mirananirina ( 02/09/2009 13:40)
Fa naninona an'i bazylou mihitsy ary ireo gtt ireo eh :( :roll: :roll: :roll:
Angamba nisy nangalatra ny vadindry tao e.
5. niryna ( 08/10/2009 15:34)
Mirananirina:

Fa naninona an'i bazylou mihitsy ary ireo gtt ireo eh :( :roll: :roll: :roll:
Angamba nisy nangalatra ny vadindry tao e.

:D io no toetrany nirina a,manenjika na olona any an-dafy tsy manana papier aza,dia izao indray very seza izy mianakavy ka tsy zakan'ny ainy.

Io angaha mba mamokatra ato amin'ny sera ato mihitsy fa manana toetra ratsy tia manenjika olona foana,mampalahelo ny toetran'ny olona toa itony ,mivarilavo sy mirefarefa amin'ny tany ,mampalehelo tokoa hoy aho fa tsy mety miova tanteraka izy io ndryy .Ahoana re ireo fianakaviana miaraka amin'io e,efa nisaraka angamba fa iza no olona ahazaka ny toetran'olona toa io ,ooops sorry fa ny fahamarinana mandratra kanefa aza dia fatra mpanenjika loatra woa e ;D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3784