Misy ve olona manana fitiavan-tanindrazana marina eto ...

1. Simpona ( 26/08/2009 07:00)
Toa mahakivy ihany ny mieritreritra ny raharaha politika eto amitsika, hita taratra samy miady seza sy miaro ny tombo-tsoany manokana daholo ireo olona milaza azy ho manana andraikitra sy te hanana fahefana eto amin'ny fienena (andraikitra sy fahefana sy fahefana avy aiza sa avy amin'iza daholo ary :?: :?: )
Ny "tena vahoaka malagasy" sy ny tena "tombotsoan'ny firenena" toa ambanin-javatra ihany fa seza aloha!

Na ireo mpitandro filaminana aza toa vava fotsiny ny hoe "ho an'ny tanindrazana" fa tsy menatra miits ry zalahy miteniteny foana (habadoana sa haratsian-toetra?)

Velom-panotaniana aho hoe tena misy ve eto amitsika olona manana finiavana marina hampandroso firenena sy mijery ny tombotsoan'ny malagasy manotolo fa tsy tia tena, ary mety afaka ho tafapetraka amin'ny toerana ahafahany manao izany? Iza?


novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:47
2. nathie86 ( 26/08/2009 11:32)
eh ny fitaivan-tanindrazana izany koa aloha d tsy hisy eo @ mpanao politika eh, ny voninahitra sy ny seza no alohan'ny fanompoana vahoaka. Za no fahitako azy, efa mankaleo
3. pikatti ( 26/08/2009 18:15)
, ny voninahitra sy ny seza no alohan'ny fanompoana vahoaka

io hambim-po diso tafahoatra io no tena vato misakana ;-)
4. pink ( 26/08/2009 23:13)
izahay tia tanindrazana tokoa ka na tsy hitady seza aza mitolona foana mba tsy ireo mpandroba ireo no hitondra fanajakana
5. bazylou ( 27/08/2009 18:16)
tsy misy io ary tsy hisy mandrakizay satria trondro maty daholo ny gasy :-D :-D :-D
6. pikatti ( 28/08/2009 06:14)
trondro maty daholo ny gasy
efa mahatsapa elah zany fa maty
:-D
7. AndriambyII ( 28/08/2009 09:59)
Ka izay fôna no miverina eo @ politika ka , sôsy , voninahitra ,rehefa tsy mahazo an' ireo ny taranaky ny maivan- doha dia manao ny tsy fanao eo @ fiainam- pirenena ! mapalaelou be lelena bavy , efa impiry mou no nafarana fa tsy hitondra na vary fito venty any ambany rangolahy anie izy ireo rehefa tonga ny fotoana handaozany ity tany ity é !! makarary andoha fotsiny !!! :idea: :idea:
8. bazylou ( 28/08/2009 10:56)
zay aloha tsy hiaramaty miarak amain'ny pikatti e
9. pikatti ( 01/09/2009 13:47)
Na ireo mpitandro filaminana aza toa vava fotsiny ny hoe "ho an'ny tanindrazana" fa tsy menatra miits ry zalahy miteniteny foana (habadoana sa haratsian-toetra?)

tena kôzy vraie io kah,zefa daholo izy mianakavy ,hotran'ny manao ouioui patron toa an-drawiwi ihany é :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054