madagasikara, prezda 20.000.000 isa
2. xxx
(
23/08/2009 23:42)
Tsipakin'ny miala aina ry basy loha,ambany loha ,sady lo,mahazo manonofy bassy loha !!!
3. Mirananirina
(
24/08/2009 12:57)
Enga anie ka hotanteraka izany.Tsy misy olona miseho milay sy miady intsony amin'izay.Fa izay te hamono dia mamono,izay te hangalatra dia mangaltra.Tsy misy fanjakana :x :x :x ,aleo aloha tsy misy fanjakana toa izay fanjakan'i tgv e :x :x
4. bazylou
(
24/08/2009 17:19)
ka tsy izay ve moa no tadiavin'izy rehetra ireo ?? mandainga izay milaza hoe tsy izany no tadiavina; :-P :-P :-P
