seza tgv

1. xxx ( 22/08/2009 06:48)
akory dol dia tgv iany izany no lehiben'ny tetezamita mandra-patonga ny fifidianana sa tsy marina io,izy no niantomboka ny tatara teo :^)
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:25
2. Noue ( 22/08/2009 07:06)
@ zay tsy afaka miditra @ fifidianana satria efa fantany fa tsy ho lany mandrakizay io ee !
3. bazylou ( 22/08/2009 08:53)
tgv, prezda mandrakizay e, :-D :-D :-D :-D
4. pikatti ( 26/08/2009 18:25)
de andrywui pehina mandrakizay :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2203