MAdagasikara

1. bazylou ( 20/08/2009 18:45)
lay firenena mivara lila , tsy misy lohany tsy misy vodiny , ary mihanahana sy ady varotra lava izao sisa no atao, tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita; :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:20
2. ndotofetsy ( 20/08/2009 19:02)
nga tsy tgv ndray ra bazylou =)) =)) =)) =)) =)) :^) :^) :^) :^)
3. zama91 ( 20/08/2009 19:15)
:-D :-D :-D
4. pikatti ( 21/08/2009 10:20)
tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita;

ry andrrywui ve no ohatra tsy aleon'ol miala pà,efa voadaka dry tgv nedala io mantsy :-D
5. AndriambyII ( 21/08/2009 10:56)
Aleo mihintsy hitondrako ny baolina ry bazylou a!! ha ha ha ha !!Sady glady aho no bokon'ozatra no sady bogosy no bé sôsy ,no sady kraky no be detanty !! OUUUUAAAHHHAHHHAAAAA =)) =)) =))
6. pikatti ( 21/08/2009 11:20)
tairo ao lesy bainn refa mihahaka a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734