Araka ny fantatro dia tsy mbola mety amin-tsika eto Madagasikara io paypal io, raha toa ianao ka tsy eto fa any europe dia mety io.
Raha hanao création compte paypal ianao (raha eto M/car) dia tsy mandà izy fa rehefa hisy handefa vola ao aminao, na rehefa te handefa vola ianao dia lazainy amin'izay fa tsy afaka manao transfert ny compte paypal créé teto madagasikara