Sao dia misy mahafantatra resaka Paypal

1. daryprod ( 20/08/2009 11:53)
Aôna kay no fomba hidirana amin'ny compte paypal, de inona avy ny condition arahina amin'izany.
Misaotra mialoha
répondu par LibrePenseur le 05/10/2009 14:02
2. ni81 ( 20/08/2009 12:46)
http://www.paypal.fr/fr izay tianao atao
3. LibrePenseur ( 05/10/2009 14:00)
Araka ny fantatro dia tsy mbola mety amin-tsika eto Madagasikara io paypal io, raha toa ianao ka tsy eto fa any europe dia mety io.
Raha hanao création compte paypal ianao (raha eto M/car) dia tsy mandà izy fa rehefa hisy handefa vola ao aminao, na rehefa te handefa vola ianao dia lazainy amin'izay fa tsy afaka manao transfert ny compte paypal créé teto madagasikara
4. LibrePenseur ( 05/10/2009 14:02)
Fanampiny, misy banky hafa mitovitovy amin'ny paypal sady mety eto amin-tsika

http://guide-volavita.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0722