navoakanay ihany ireo lazaina fa mpametraka baomba

1. zama91 ( 16/08/2009 19:45)
nivoaka ry Raharinaivo sy ny akolitany izay lazaina fa nikotrika ny fametrahana baomba na dia tsy nahitana preuve aza aloha pour l'instant,mnsieur Richard lehiben'ny mossade any dago moa dia tsy henoheno intsony tato ato ,
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 09:42
2. zama91 ( 16/08/2009 20:36)
Tena sanana i Richard baomba e ,nitetika ny hamika nefa hy tsy nisy apoaka akory ,aiza le preuve e :-D :-D :-D
3. pikatti ( 18/08/2009 09:42)
Horakoraka an'ny sahona fa ny sobakaka ihany no tompon'ny laka e=mivovou ny tgv fa ny vahoaka ihany no tompon'ny teny farany ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569