Mahafinaritra le mampanao hatsikana ny tgv fopla hono e

1. pikatti ( 15/08/2009 18:02)
Mampmé ndray le zanaka capsat ato fa mitaraina sahady klé,ao fa ataoko moramora lesy a :wink:
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 07:58
2. Rajakoo ( 15/08/2009 18:07)
ZAH baban'i ouiandry ,ôlo tsy manjary aby reo :* :* :*
3. zoam ( 15/08/2009 18:08)
le izy anie dia natao hiomezana sisa e ,
4. ouiandry ( 15/08/2009 18:08)
nitsoka ny zanaka makorela nipotsaka tao Fleury-Mérogis klé!!! maivana lotra satria pokatti, ka vao vodona d mipikatti :-D :-D :-D :-D :-D
5. pikatti ( 15/08/2009 18:08)
Fa elah zany rajako no tao @ tel nomen'ny zanakao ouiandry ao ambany ao iny :roll:
6. xxx ( 15/08/2009 18:10)
fa inona no olana ato e
7. pikatti ( 15/08/2009 18:13)
aza mitaraina lessy ouiandry a, lazao fotsiny hoa ataovy moramora de ataoko milammm be fa tsy miady @ nao zah fa mba maka voly kely refa mba nahita olona mety azo hialana voly :lol:
8. ouiandry ( 15/08/2009 18:22)
maivana be less ry pokkati ah, tsy mampiontsona ny fianakam's wa rah elah, milay le manipitsipy anlah satria volomborona less le pokkati d mifanaraka tsara kosa ny poid-nlah sy le anarana an! :roll:
9. xxx ( 15/08/2009 19:04)
ouiandry:

maivana be less ry pokkati ah, tsy mampiontsona ny fianakam's wa rah elah, milay le manipitsipy anlah satria volomborona less le pokkati d mifanaraka tsara kosa ny poid-nlah sy le anarana an! :roll:



Tsy mahatanty saoka mihitsy enao ity ry ouiandry efa midelira no miteniteny foana @ tsy misy antony. Ohatry ny zaza kely tsy nahazo yaourth
10. zoam ( 15/08/2009 19:07)
pikatti c 'est notre porte parole lesy ry andrywui an ,efa tsy hita ry ifiona yuka ,sy ry noue nanaovan elehy azy izao ka pikatti indray no manaraka ve e :-D :-D :-D ,omeo teny mamy letsy izy fa tsy izany an
11. benkintana ( 15/08/2009 20:29)
Handizan'i pikatti le ouioui =D> =D>
12. pikatti ( 15/08/2009 20:47)
Slt zoam :-*

pikatti c 'est notre porte parole lesy ry andrywui an

aleo hanalana ato ty bandy nandra ty aloha ,zara aza misy an'io analana klé ha ha ha
benkintana >ok é,refa mitady de aleo zairina kely :-D :-D
13. ouiandry ( 16/08/2009 03:12)
pikatti:

Slt zoam :-*

pikatti c 'est notre porte parole lesy ry andrywui an

aleo hanalana ato ty bandy nandra ty aloha ,zara aza misy an'io analana klé ha ha ha
benkintana >ok é,refa mitady de aleo zairina kely :-D :-D

ary ry be kakana kou refa raikitra d mody miditra avy any manao angaredona satria pokatti ilay akamany fa elah ndray na bobaka be aza tsy mahavoa ana zany é!! coup ny pokatti zany ve tsy otran'ny oe manao hatsikana d mémézakou daoul fotsiny lisany satria petsa d mivoka avy any dahoul, zah nefa za rery


14. dadabe ( 16/08/2009 07:42)
nareo marina zalahy tsss efa resy anie ra8 e...i andry no eo @ fitondrana ..na ny international aza efa manaiky kleaza :-D d mbola mahita lazaina ihany ry lerony kle
15. pikatti ( 16/08/2009 09:38)
mémézakou daoul fotsiny lisany satria petsa d mivoka avy any dahoul, zah nefa za rery

fa nataon-dry zalahy inona leity elah no miantso vonjy sahady ,hinanano pop corn lesy dadabe fa toa efa mivaralila ato le akama :-D :-D
16. ngahypasy ( 16/08/2009 09:44)
mivavaha ho azy ry pikatti a,ataonao mitombo be le fahotany ,izahay ato de tsy mitsahatra ny mivavaka ho anao ry ouiandry ,tahin'ny tompo anie ianao mba ho afaka @ izao adalanao izao
17. pikatti ( 16/08/2009 09:44)
=)) =)) =))
18. xxx ( 16/08/2009 09:51)
fianakams i andrywui=lery irery ihany no miteny ohatran adala eto
19. pikatti ( 16/08/2009 09:56)
xxx17 tena adala io fa tsy hotrany kah,efa hitako anie io e,manao mozika nedala fa te hanao DJ hono sao mba lasa prezy :-D :-D
20. ouiandry ( 17/08/2009 05:20)
pikatti:

xxx17 tena adala io fa tsy hotrany kah,efa hitako anie io e,manao mozika nedala fa te hanao DJ hono sao mba lasa prezy :-D :-D

o ry pokatti sao d elah less no efa adala fa raha izany d tsy hifamaly resaka @ ny adala eto zah ka :-D :-D :-D :-D hatrizay mantsy ny fahalalako an'elah d mpanompon'i Ravalomanana mpilelaka ny divony fa tsy adala velively satria raha adala elah d ny adala ihany no afaka miresaka @ adala an! :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009