miaramila tsisy ilan'azy!!!

1. xxx ( 14/08/2009 10:45)
Raha zao ataon'ny miaramila zao aloha dia tena mahamenatra an'ny Gasikara mihitsy e, ary marina mihitsy ilay voalazan'i general Edmond ireny communiqués avoakan-dry zalahy sefo sefo ireny no vao maika manaporofo fa coup d'Etat militaire ny zava-niseho teto Madagasikara.

Non seulement ny miaramila gasy lasa mitsobaka anaty politika nefa tsy tokony hanao an'izany mihitsy, sady en plus mbola sahy manery ihany hoe i Andry Rajoelina no tsy maintsy filoha dia Monja Roindefo tsy maintsy praiministra.

An an an, tena raha ôtran'izao ny miaramila dia mendrika azy ihany ny fanaovana tsinontsinona nanaovan'i Ravalomanana azy.
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 18:19
2. xxx ( 14/08/2009 15:57)
marina zany, fatin'alika fotsn ireo miaramila ireo, mila tifirina daholo ireo fa mahatsiravina
3. terrywui ( 14/08/2009 16:01)
ha ha ha ha ha !! de aona ry neny ?? innnn zany no atao ref fatin'alika ry zalah miaramila afaka hianteheran'ny tgv hitazomana ny fanjakana io ?? tokony mba otrizao anie no nanofanandravalomanana ny miaramilany ee! afaka miaro tsara otrizao !! hi hi hi hi !! akory atao eee!
4. xxx ( 14/08/2009 16:10)
soa fa olona roa na telo ihany no tena tsy mataho tody ao amin-ndry zalah ao


:twisted:
5. fijo ( 14/08/2009 20:15)
olona efa hoveryseza kosa ve tsy hitabataba e,sady seza nangalarina de mahamenatra be le mamerina azy
6. patrick2002 ( 15/08/2009 02:36)
Ny zavatra mahagaga dia misy olo-tsotra mahasahy milaza fa ny anay Ravalo ihany ,ny anay Deba eh ,ka ahoana ny miaramila no tsy tokonyh hilaza hoe izahay tsy mila aaan`i Ranona ,izy tsy miteny mihintsy hoe izahay manohana an`i Andry ,fa niteny fotsin y izy hoe izahay tsy mila an`i Ravalo .
I Ravalo izay efa hita ny fanapotehana ,fanitsakitsahana nataony ny statut mifehy ny miaramila ,I Ravalomanana mihintsy no niteny fa tsy misy hilaina miaramila fa tsy mamokatra ,
Ka mba heritrereto hoe raha mjisy prezida iray milaza fa tsy misy hilana Forum izany ,fa fanalam-baraka olona fotsiny ny ao ,sy fanelezana vaovao tsy marina ,ohatry ny any Iran na Arabie saoudite ,mbola hanohana an`izany prezida izany ihany ve isika mpi forum :-D :-D :-D
Na xxx manaho an`ity dinika ity aza tsy mahasahy miseho masonadro manao ilay dinika ,midika izanby fa danger ny zavatra teneniny .nefa i Ravalo tsy mahatsapa ny danger izay teneniny .
7. pikatti ( 15/08/2009 18:19)
ahoana ny miaramila no tsy tokonyh hilaza hoe izahay tsy mila aaan`i Ranona ,izy tsy miteny mihintsy hoe izahay manohana an`i Andry ,fa niteny fotsin y izy hoe izahay tsy mila an`i Ravalo

Tsy mila miaramila mpanao politika zany less ry rapaty a :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496