Maputo izay Mampitony

1. soanja ( 09/08/2009 23:24)
Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra izany tamin'iny dinika sy fifanarahana vita tany Maputo iny.
Enga anie hitondra fanantenana ho an'ny rehetra ny vokatra avy tany, hitondra filaminana sy fitonian-tsaina ho an'ny rehetra ary indrindra ho fampisondrotana ny fiandrihanam-pirenena amin'izay ho tantara velona ho an'ny taranaka faramandimby. Soanja
novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:10
2. Hinagasy ( 10/08/2009 03:10)
Faly aho aloha hoe mba hisy filaminana any gasikara, kanefa tena lotika sy sorena fa ity rehetra nangalatra, sy nanaboka, nampahantra an'i Madagasikara rehetra ity, REHETRA hoy aho, toa afa-maina daholo. Dia iza no voa mafy, ilay vahoaka Malagasy ihany. Sady fandresena amin'ny filaminana angamba kanefa koa faharesena ihany ity fifandaminana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647