Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra izany tamin'iny dinika sy fifanarahana vita tany Maputo iny.
Enga anie hitondra fanantenana ho an'ny rehetra ny vokatra avy tany, hitondra filaminana sy fitonian-tsaina ho an'ny rehetra ary indrindra ho fampisondrotana ny fiandrihanam-pirenena amin'izay ho tantara velona ho an'ny taranaka faramandimby. Soanja