Nahoana no miditra lalina ny Vondrona Iraisam-pirenena

1. hery ( 08/08/2009 08:24)
Hafatra nalefa tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/34067

Nolazaina foana (nolazain'ireo mpanohana ny HAT sy ny tetezamita sy ny
TGV) fa milamina ny tany. Mandroso soa amantsara amin'ny repoblika
faha-4 isika. Hatramin'ireo izay noheverina fa avara-pianarana teto
aza dia "resy lahatra" mihitsy fa efa OK ny situation amin'izao
fotoana izao.

Dia tsy mba mametraka fanontaniana ve ianareo hoe raha tena OK, raha
tena milamina ny tany, maninona no tsy manohana amin'izay ny Vondrona
Iraisam-pirenena? Nolazaina hoe rehefa kelikely io dia manohana ihany,
tsy efa tapitra ve izao ilay kelikely toy ny tamin'ny 2002 kanefa
mbola tsy manaiky ihany ny Vondrona Iraisam-pirenena? Maninona no tena
mandany vola mihitsy ny firenena hafa mpampihavana mba hitady
vahaolana ho an'i Madagasikara? Maninona no na i Andry TGV aza dia
nilefitra ihany nampandroso fifidianana ho amin'ity taona ity sy izay
mety ho fisokafany amin'ny vokatry ny avy any Maputo?

Raha olona mandefa fisainana kely (na dia tsy mpampianatra @
oniversité sns aza) dia mahita hoe na dia tsy miteny mivantana aza
izao tontolo izao dia mahita fa tsy mety mihitsy io Tetezamita io ka
tsy tokony hotohanana akory. Raha tsy izany dia be dia be ireo
firenena nanohana malaky ny tetezamita ara-bola sns, mba hahatongavana
amin'ny filaminana. Tsy mino mihitsy aho hoe noho i Ravalo manokana no
mahatonga azy ireo may hendim-boanjo toa izao.

Na izany aza dia inoako fa efa manomboka tonga saina tsikelikely ary
miha-mangina ny avara-pi sasany (sa vakansy? :-p) ka miezaka
manara-maso izay vahaolana marimaritra iraisana... satria tsy mamely
io tetezamita io.

Hery
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 08:59
2. Noue ( 08/08/2009 08:36)
ka ilay OK notatatataina hatramy voalohany anie efa niaraha-mahita fa tsy nitombona hatrizay ee ! zao ka inona no vokanay KO !

Io anie no tena mba nahagaga koa ee ! lazaina fa milamina ny tany , lazaina fa OK daholo zao rehetra zao nefa nahoana no mbola tsisy firenenan manaiky an'io tetezamita io hatrizao ?? hany ka dia zao iharaha-mahita zao fa ny maputo no nianjaran'ny dinika farany ! aiza re zany eee !!

Tena mba tiako ho hita ny hevitr'i ranamana Naritsimba @ zao ! izy manko dia tena anisan'ny miziriziry fa milamina ny tany eee ! fa tsisy olana intsony nefa hainy ary fantany tsara fa tsy ankatoavin'ny firenena na aiza na aiza io !
3. Mirananirina ( 08/08/2009 08:45)
Nolazaina foana (nolazain'ireo mpanohana ny HAT sy ny tetezamita sy ny
TGV) fa milamina ny tany. Mandroso soa amantsara amin'ny repoblika
faha-4 isika. Hatramin'ireo izay noheverina fa avara-pianarana teto
aza dia "resy lahatra" mihitsy fa efa OK ny situation amin'izao
fotoana izao.

Ok ,ok.. ok daholo satria mbola mahazo vola be ao ko.Fa tsy tsapan'ireo fa ny vahoaka tsy mpanao politika toa anay dia tsy mahita an'io ok io mihitsy.
Na izany aza dia inoako fa efa manomboka tonga saina tsikelikely ary
miha-mangina ny avara-pi sasany (sa vakansy? ) ka miezaka
manara-maso izay vahaolana marimaritra iraisana... satria tsy mamely
io tetezamita io.

Hery

Io aloha dia marina,hita mihitsy fa na ireo tena pro tgv tena mahita ny ao anatiny ao aza(ireo tsy nahazo toerana)dia manomboka miala tsikelikely.
4. zoam ( 08/08/2009 08:47)
tsy misy zavatra mandeha ao na ny iray aza ry zareo aza efa miady antrano madagasikara tsy an'ny capsaty n forongona baboin
5. xxx ( 08/08/2009 08:54)
Inona no tena tsy aritr'i ra-hery ny gasy avara-pianarana e?? Aza mialona rehefa tsy nandia fianarana avo e, tsy hadisonay ange raha toa ka tsy nanao izany enao! Izao ianao ange nahavita ity site serasera mahafinaritra ity e! Hisaorana anao izany. Resaka politika atao fa aza manenjika zaza malagasy mba miezaka ny ho tafita koa matoa nandeha nianatra e!

Raha resaka politika indray kosa, ary raha mba nandia fianarana kely fotsiny dia mahatsapa sy mahalala fa tsy peta-toko ny mitondra firenena, tsy orinasa akory io ka atao daholy izao tsy fanao rehetra izao sous prétexte hoe lany tamin'ny fifidianana enao, ary tsy hoe lanim-bahoaka enao dia enao no manana ny MONOPOLEn'ny intelligence. Ianao président lanim-bahoaka voalohany indrindra aza no tokony hanaraka ny lalàna mifehy ny tany sy ny fanjakana. Noho izany resy lahatra izahay amin'ny fitapesan-dravalo.

Farany, Fianarana ny fiainana tompoko fa aza kivy. Mbola tsy tara akory raha tena te handrato fianarana marina.

6. Noue ( 08/08/2009 09:01)
ny fahitako azy fotsiny dia ao ny olona zay jamban'ny fankalahana fa tsy mba mandinika lalina ny zava-miseho ee !

Raha Ravalomanana no hananana halahelo sy hamenohina fankalahana , maninona raha ny tombontsoan'ny Malagasy tsy vaky volo no jerevana eee ?? efa hita zao fa tsisy na dia firenana iray aza manaiky io coup d'état io ka nahoana no mbola lazaina foana oe milamina ny tany ??
7. ntss ( 08/08/2009 10:05)
Mbola anjaranareo ao no miteny ry Hery a! ra ny fimenomenoman'ny anak'i dada iay roa volana ay ve no hovaliana tsy ifankandrenesana i Madagasikara. Mbola tsy andro itenenana zao fa raha manao fihetsika hafahafa kosa nareo manala an'i Pdt Andry eo na mampidipiditra an-dRa8 aty de oavy zahay "avara-pianarana".

Zahay ne maditra e! tonga de action fa tsy variana migogogo sy mangataka lava ery am magro ery.
8. ndotofetsy ( 08/08/2009 10:09)
ko na tsy miditra aza izy reo moa inona ny fiovany
:?: :?: :?: :?:
9. diloo ( 08/08/2009 10:12)
Hoy i Noue hoe:
nahoana no mbola lazaina foana oe milamina ny tany ??

Valiny: Milamina ny tany satria, iza @'ny vahaoka tsy manan-tsiny sy mijaly no sahy hijoro sy hanaiky ho hatao sorono faha tany @''izao fotoana izao, manoloana ny jadona an'i ra-Sarla sy ingahy Ramarosoana. Aleo ny sarambabeny, miantoka ao anatin'ny fahanginana toa izay voakapon'ny balan'i ra-Sarla.
Koa tsy mahaga raha misy ny hendrika ny filaminana satria matahotra ny vahoaka.
Araka izany, dia OK milamina tokoa no fomba fijerin'ny sasany sy izay mialoka ao an-damosin'ingahy futur Jong Il-n'i Gasikara.
Misy poleta eo @'ny tempon'i Andry hanakanana ny fanaovana ny sonia.Izany no antony ny fiantonana ny fivoriana omaly, angatahiny ny hevitr'i ra-Sarla an'isan'ny delegasiona. Tsy maintsy miera @'ny tena sefon'ny raharaha mitranga eto gasikara.
Fehiny, dia milamina tsy fidiny ny tanindrazana. Setrin'izany dia marina ny filazan'ny mpisera eto izay mankasitraka ny fizotra ny vaninandro ankehintriny.
Jereo sy dinio tsara, fa ny resaka ny mianjady ny vahoaka, dia modian' ireo tsy hita, na dia efa latsaka ankaterena aza ny firenena. Rehefa atao sorona ny vahoaka, dia mangina ho azy ary milamina tokoa, satria noterena hilamina sy tapenambava.
Farany atao inona tokoa moa ny fanampiana mety azo avy @'ny CI raha ny hanjakana manokana unilatérale no vaindohan-draharaha sy hampiarina. Ny vahaoka raha teo no fipetrahana hatao sorona hanamarinana ny fitondrana ny fanjakana?
:? :wink:
10. milamm ( 08/08/2009 10:40)
ka na hifanditra eto daoly aza ny rehetra reo de tsotra ny valiny voakolikoly mitondra ny laharana 1 eran-tany ny firenentsika,fitondran'ireo mpanambola sy mpanao politika no antony izao rehetra izao,tsy mbola nisy mintsiny izany hetahetambahoaka nohenoiny mpitondra izany ka fomba ahoana no ampitsahatra izany fomba ratsy ataon'izy mitsamm ireo zany deba sy Ravalo satria ny fianarany ankizy,ny aimpirenena no potika ,mandry tsy lavo loha ny vahoaka noho ny afitsoky izy ireo.Amiko ny anjara biriky ho vahaolana @ izany dia ialao ny kolikoly mila averina ny fitaizana ny olompirenena @ fitiavan-tanindrazana sns..ezaky ny daholobe fa tsy fifanomezan-tsiny,ireo diso aloha dia tsy azo avela hanitsaka ny lalana fotsiny satria fanetribe ny firenena asina fitsarana tsy miankina avo mandinika ny sazy sahaza azy reny,na iza na iza
11. ouiandry ( 08/08/2009 11:38)
milamm:

tsy mbola nisy mintsiny izany hetahetambahoaka nohenoiny mpitondra izany ka fomba ahoana no ampitsahatra izany fomba ratsy ataon'izy mitsamm ireo zany deba sy Ravalo satria ny fianarany ankizy,ny aimpirenena no potika ,mandry tsy lavo loha ny vahoaka noho ny afitsoky izy ireo.

itako izao ny lalantsara ka izorako, tena marina tokou le fitenenana manao hoe aleo milamm d misesy raha toa izao firesak'i milamm zao nojerena! Tohizo fa tsara!
milamm:

Amiko ny anjara biriky ho vahaolana @ izany dia ialao ny kolikoly mila averina ny fitaizana ny olompirenena @ fitiavan-tanindrazana sns..ezaky ny daholobe fa tsy fifanomezan-tsiny,ireo diso aloha dia tsy azo avela hanitsaka ny lalana fotsiny satria fanetribe ny firenena asina fitsarana tsy miankina avo mandinika ny sazy sahaza azy reny,na iza na iza

izao hevitr'i milamm zao no mahatonga ny fianakam's milaza oe 4 république tsisy oul efa nangalatra notsara ajoro d avy eo tsaraina hinan'ny any daholo reny nangalatra sy tsy nanao tsynety teto @ tanana reny, milay ry milamm fa OK mety tsy mitovy ny oul tohanana fa mifanaraka ny hevitra, mbola ho avy eo moa zoki-be hanazava aminareo ny fandehany refa tena vonona hiady hevitra isika fa tsy hifanaratsy @ filazana fa lavanify i ann otrany oe bogossité no entina hitondrana firenena, FO sy SAINA FENO FITIAVANA HO an'ny Malagasy no tadiavina satria izay no tsy ampy t@ ireo retra nitondra teto hatrizay! OK ry milamm fa d raikitra io fa efa hilamm ny tanana ah!


12. remahity ( 08/08/2009 14:09)
Na izany aza dia inoako fa efa manomboka tonga saina tsikelikely ary
miha-mangina ny avara-pi sasany (sa vakansy? ) ka miezaka
manara-maso izay vahaolana marimaritra iraisana... satria tsy mamely
io tetezamita io.

Hery


tu nous provoques jeune homme hein? @ izay mi-reagir izahay, dia mitombo ny clique sy ny visite ny site-nao an!

pas mal, tsy ratsy! t'as le sens du commercial

respect garçon, t'es très malin


mais je te repond quand-méme:

Ny communauté internationale n'a rien à foutre de nous, tsy ny hatsaran'ny masontsika akory, na i ranaivo tsy mihinana hafa tsy 1 isan'andro no blèm-ny, juste fotsiny hoe: raha tsy milamina ny tany fa toa an'i liban, na somalie, na irak(trafic na petrole ihany no mandeha ao irak, ny sisan'izay mikatsotanteraka...), dia tsy mandeha ny businessn-dreo (fa raha calme toa an'i arabie saoudite sy koweit, sy congo ary gabon.., dia mandeha ny affaire, ny presssion madinidinika, etc...
13. hery ( 08/08/2009 16:24)
Ny communauté internationale n'a rien à foutre de nous, tsy ny hatsaran'ny masontsika akory, na i ranaivo tsy mihinana hafa tsy 1 isan'andro no blèm-ny, juste fotsiny hoe: raha tsy milamina ny tany fa toa an'i liban, na somalie, na irak(trafic na petrole ihany no mandeha ao irak, ny sisan'izay mikatsotanteraka...), dia tsy mandeha ny businessn-dreo (fa raha calme toa an'i arabie saoudite sy koweit, sy congo ary gabon.., dia mandeha ny affaire, ny presssion madinidinika, etc..


Ka maninona izy no tsy matoky ny TGV handamina ny tany? Fa angaha tsy hilamina ny tany raha ny TGV no eo?

Hitanao fa tsy atokisan'izy ireo hampilamina ny tany ny TGV :-)

14. Noue ( 08/08/2009 16:29)
raha tsy zany ve any Maputo ry zareo zao ??
15. andry44 ( 08/08/2009 16:58)
Ny hamaliko an'iHery:
1)miditra lalina mihezaka mandamina ny resaka politika ny vondrona iraisam-pirenana araka ny hevitr'i reamhity teo: business fotsiny ny ao ambadik'io. Aza adino fa ny Gands firmes internationaux no an-damosin'ireo vondrona iraisam-pirenena ireo; ary nozarazarainy zone izao tontolo izao hahamora ny contrôle: isika ao anatin'ny SADEC.
Napetrany ho président Ra8 t@ 2002 satria io no hitandry zareo fa hampadeha ny bizina-ny eto amintsika.
2)resaka vola daholo ny ao ambadik'izao rehetra izao
16. Noue ( 08/08/2009 18:31)
andry44:
Napetrany ho président Ra8 t@ 2002 satria io no hitandry zareo fa hampadeha ny bizina-ny eto amintsika.
napetrak'iza oe ee ???


17. milamm ( 09/08/2009 01:41)
raha tena ny tantara marina no zohina dia Ralaimongo tia tanindrazana farany(1885–1944) t@ 1931 no niatrika ny pression international avy niady ho an'i frantsa (1st world war)raha nagataka izy ny fitovianjo-ny frantsay sy ny malagasy izay namana akaiky ny HO-chi-Minh no nikabary tao @ assemble nationale frantsay niady ny fitovian-jo satria nozanahiny frantsay ny tanintsika dia tokony samy hitovy zo ny mpananibohitra sy ny tompony,nogadraina avy atrany izy raha vao napiaka-peo teo ampiarovana ny olompirenena nitovy aminy,nisy ny tambitamby sy volabe fa tsy nanaiky izy ary gadra sy niampy tsy nahazo nandia an'i Gasikara mandrapahafatiny 1944 ,reharehan'i Gasikara izany satria nivoaka t@ fampielezampeo eran-tany ary fantatry ny taranaka mandimby to antsika rehetra ,aiza ho aiza @ io lhl io ary ireto filoha teto hatr@ izay ,i Pr.Zafy irery no avahako satria manana fitiavan-tanindrazana na dia tsy nanana fahaiza-mitsinjo sy mitondra aza,olona tahaka izany no ilainy firenena satria tsy lany olomanga isika
18. ouiandry ( 09/08/2009 03:05)
milamm:

raha tena ny tantara marina no zohina dia Ralaimongo tia tanindrazana farany(1885–1944) t@ 1931 no niatrika ny pression international avy niady ho an'i frantsa (1st world war)raha nagataka izy ny fitovianjo-ny frantsay sy ny malagasy izay namana akaiky ny HO-chi-Minh no nikabary tao @ assemble nationale frantsay niady ny fitovian-jo satria nozanahiny frantsay ny tanintsika dia tokony samy hitovy zo ny mpananibohitra sy ny tompony,nogadraina avy atrany izy raha vao napiaka-peo teo ampiarovana ny olompirenena nitovy aminy,nisy ny tambitamby sy volabe fa tsy nanaiky izy ary gadra sy niampy tsy nahazo nandia an'i Gasikara mandrapahafatiny 1944 ,reharehan'i Gasikara izany satria nivoaka t@ fampielezampeo eran-tany ary fantatry ny taranaka mandimby to antsika rehetra ,aiza ho aiza @ io lhl io ary ireto filoha teto hatr@ izay ,i Pr.Zafy irery no avahako satria manana fitiavan-tanindrazana na dia tsy nanana fahaiza-mitsinjo sy mitondra aza,olona tahaka izany no ilainy firenena satria tsy lany olomanga isika


manaiky anao zokibe milamm ah! mety nisy tsy fitovian-kevitra teo amintsika fa amizao fomba firesakao izao d hitako fa oul mandalina ny tantaran'i Gasikara enao izany d midika fa tinao ilay MalagasyTsara ka d mankasitraka na d tsy mitovy aza ny oul tohanana, mampalahelo i Madagasikara satria NY OUL MARINA IZAY ANTENAINA NY ANKAMAROANY MITAVOZAVOZA KA MANJARY REO MPAMORONA LAINGA NO LASA MAHAVANONDOZA!!! mbola averinay fiankam's tsy manaiky ny jadona anefa fa NY kianja no tsy asiandratsy satria ny kilalao mbola hoela, mitadiava ianareo oul nianatra raha mahita fitenena toa izany fa fahendrena Malagasy io d jereo ny mahazo an'i Ratsiraka tsy sanatria faly @ mahazo anazy n y tenanay fa jereo fa i Pr Zafy mbola zokiny kanefa en bonne santé fa mba jereo ny mahazo anazy fa nisy avion manokana natao à sa disposition noho ilay état de santé-ny, trafokena ome mahery io ry lerony ka ambava omana am-po mieritreritra ah, Fianakam's TGV 100% tsy mihemotra satria raha tsy teo Zandrikely tsy vita ny fifamelanan-keloka satria tadidio fa miteny ny malagasy fa aoka tsy hiady amam-paty tsarovy anefa fa maty ny mpiraytampo t@ Ratsiraka fa tsy afaka nody nandevina akory izy satria tsy nomen'i Ravalomanana autorisation d'entrée dans le territoire Malagasy, toetran'inn izany!
Ajanoko fa lava loatra ka lasa manao ny tsy andraikitro za fa aleo i zokibe ho avy eo hanazava anareo ny ambiny!

19. pikatti ( 09/08/2009 08:59)
Hoy le feu andrywui

mbola averinay fiankam's tsy manaiky ny jadona anefa fa NY kianja no tsy asiandratsy satria ny kilalao mbola hoela


Jereo tsara aloha ty tenanao rangahy ty a, sao enao io le mpamosavy mandeha alina any @ cyber any,mbola tsy tonga any ve le réductions klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7855