mampiseho ny maha vendrana azy i tgv

1. zoam ( 07/08/2009 20:23)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
mila fahaizana ny fanaovana politika ,tsy voatapak'i tgv samy irery ny amnistie an 'i ra8,fanina ingahy rainy
midika izany fa bordel be le hat satria tsy misy ny leader
2. vitamatavy ( 07/08/2009 20:59)
nihomezan'i ratsiraka sy zafy ary ra8i tgv fa hoe handeha hiera any @ asterix hono aloha vao ahatapaka,bravo ihany aloha zafy e
3. fijo ( 07/08/2009 21:12)
ka ny tafika no mifehy azy ko,raha vao manao sonia eo,dia vita matavy,fa any anaty avion,dia efa hoan'i sarla kely
4. xxx ( 07/08/2009 21:28)
sao dé tsy afa-tém-body ?
5. fijo ( 07/08/2009 21:42)
ka zazakely anie e
6. patrick2002 ( 07/08/2009 22:45)
tena mila fahaizana marina ny fanaovana politika ,ahoana moa i Andry no hanapaka samirery ,mila miera izy ,izany no hatao hoe fitondram-panjakana ,midinika @ manodidina ianao izay vao manapaka ,
F`angaha jadona izy ity ,t@ androny dada ,aza ampandoavana douane ny vahoaka fa mijaly amin `izay mandeha ny entreprise ny inona no teo afaka 5 mois ny devaluer ny vola malagasy ,izy ihany avy eo no niverina @ fanapaha-kevitra noraisiny .
Inona no tokony hatongavany Ravalo ao raha ohatra ka ho tonga izy ,baomba hipoaka atsy baomba no hipoaka eroa ,grevy atsy grevy eroa ,kidnapping mandeha ,aleo izy any .
7. zandikely ( 08/08/2009 00:13)
Na i Ravalomanana na i Andry dia samy mivezivezy amin'ireo mpomba azy daholo fa vakio ange ny voalazan'i Correspondant Expresse de Madagascar ity.

La mouvance Rajoelina et celle de Marc Ravalomanana ont du mal à se mettre d’accord. Le différend concerne la possibilité de retour de l’ex-président.

Un os. Les discussions autour de l’amnistie et le retour de l’ancien président Ravalomanana à Madagascar sont montées en intensité lors de la troisième journée du Sommet de Maputo, au Mozambique.
« Il y a un point de blocage. Il s’agit de la question concernant le retour de Ravalomanana », a lâché Andry Rajoelina, président de la Haute autorité de la transition (HAT), hier dans la matinée. Cette déclaration résume la journée des négociations en vue de l’adoption de la charte de la transition.
Les membres de délégation présents à Maputo se sont ainsi apprétés à vivre une longue nuit, et ce d’autant plus que la réunion qui démarre habituellement le matin n’a commencé que vers 16 heures. L’inévitable face-à-face entre la délégation Rajoelina et celle de Ravalomanana, les principaux concernés par le dossier, est engagé. À 20 heures à Maputo, aucun accord n’a été trouvé sur le sort de l’ancien président Ravalomanana, en exil en Afrique du Sud.
Optimisme partagé
Sur le fond, l’ancien président Ravalomanana souhaite revenir au pays, voire participer à la gestion de la transition. Il avait émis le souhait de voir une amnistie comme celle de Ratsiraka mercredi, avant que la réunion prenne fin. Pour ce faire, il a tenté d’engager la responsabilité des dirigeants de la Transition dans la situation actuelle, pour mieux les impliquer dans le dossier. Or, Andry Rajoelina avait toujours clamé à cor et à cri son refus de voir ce scénario se produire.
L’enjeu impose ainsi une atmosphère spéciale au Sommet. À chaque fait et geste des membres des
deux mouvances, surtout ceux des chefs de file, tout le Centre de conférences Joaquim Chissano retient son souffle. Les quelques va-et-vient de Andry Rajoelina et de l’ancien président Ravalomanana, suivis de leurs troupes respectives, sont scrutés dans les moindres détails.
De leur côté, les membres de délégation des mouvances Ratsiraka et Zafy, un peu loin du duel, affichent une mine beaucoup plus détendue. « Nous ne souhaitons pas entrer dans des affaires qui ne nous regardent pas, au risque de remettre en cause le processus », a confié un des délégués des deux mouvances, évitant de commenter l’évolution de la situation.
Mais la pression pourrait monter d’un cran au fur et à mesure que le temps avance. Au départ, le Sommet devrait prendre fin ce jour.
Hier à la sortie de la réunion, Andry Rajoelina
a annoncé que les participants n’ont pas pu trouver un accord sur le cas de Ravalomanana. « On va passer à la charte de la transition », a-t-il affirmé.

Encadré
Didier Ratsiraka amnistié
L’annulation des peines de l’ancien président Ratsiraka a été entérinée jeudi. L’ancien chef de
l’État, en exil à Paris, pense déjà à son retour au pays après son départ précipité du 5 juillet 2002. « Le plus tôt possible », a-t-il déclaré hier avant d’entrer dans la salle de réunion. Il évite ainsi de fournir un calendrier précis pour son retour dans la Grande île. « Est-ce que vous-étes content ? », lui a-t-on demandé. « On peut le dire comme ça » a-t-il rétorqué.
Les quatre chefs de file des mouvances ont accédé à la requéte de l’amiral Didier Ratsiraka. Ils ont signé le document dans ce sens, jeudi. En effet, l’Amiral Ratsiraka avait toujours clamé qu’il n’a commis aucune faute au moment de la crise de 2002. Il a obtenu gain de cause.

Iloniaina Alain
Date : 08-08-2009
8. zoam ( 08/08/2009 04:21)
patrick2002:

tena mila fahaizana marina ny fanaovana politika ,ahoana moa i Andry no hanapaka samirery ,mila miera izy ,izany no hatao hoe fitondram-panjakana ,midinika @ manodidina ianao izay vao manapaka ,
F`angaha jadona izy ity ,t@ androny dada ,aza ampandoavana douane ny vahoaka fa mijaly amin `izay mandeha ny entreprise ny inona no teo afaka 5 mois ny devaluer ny vola malagasy ,izy ihany avy eo no niverina @ fanapaha-kevitra noraisiny .
Inona no tokony hatongavany Ravalo ao raha ohatra ka ho tonga izy ,baomba hipoaka atsy baomba no hipoaka eroa ,grevy atsy grevy eroa ,kidnapping mandeha ,aleo izy any .

mampihomehy be le fomba fijerin'ialahy,nieritreritra ialahy fa hilamina ny tany raha vao tsy any i ra8,mbola maro be ny olona manohan an'i ra8 ,izay le problem ny hat ,ary mazava be izany fa atahorana ho lany lery

9. nancy ( 08/08/2009 05:22)
ka ny mahagaga anie dia tsy milaza i andry hoe inona no antony tsy hamelany an-dravalo hody e. Tsy mahazo fotsiny hoy izy de izay fa tys lazainy ny antony... tsy mba manana fanohanan-kevitra na kely aza. Tokony tsy nahazo bac akory ileiny ka.
Bandikely tsss

zoam:

patrick2002:

tena mila fahaizana marina ny fanaovana politika ,ahoana moa i Andry no hanapaka samirery ,mila miera izy ,izany no hatao hoe fitondram-panjakana ,midinika @ manodidina ianao izay vao manapaka ,
F`angaha jadona izy ity ,t@ androny dada ,aza ampandoavana douane ny vahoaka fa mijaly amin `izay mandeha ny entreprise ny inona no teo afaka 5 mois ny devaluer ny vola malagasy ,izy ihany avy eo no niverina @ fanapaha-kevitra noraisiny .
Inona no tokony hatongavany Ravalo ao raha ohatra ka ho tonga izy ,baomba hipoaka atsy baomba no hipoaka eroa ,grevy atsy grevy eroa ,kidnapping mandeha ,aleo izy any .

mampihomehy be le fomba fijerin'ialahy,nieritreritra ialahy fa hilamina ny tany raha vao tsy any i ra8,mbola maro be ny olona manohan an'i ra8 ,izay le problem ny hat ,ary mazava be izany fa atahorana ho lany lery

10. patrick2002 ( 08/08/2009 12:23)

ka hilamina ve ny tany raha miverina i Ravalo ,Fanontaniana tsara hapetraka io, izay no fanontaniana tsy hainy AREMA no namaly azy ,raha nisakana ny hiverenany Ratsiraka i Ravalo t@ fotoan`androny .
Mba hanjarany TIM indray izao no mamaly hilamina ve ny tany raha hiverina i Rvalo ,mbola betsaka lavitra ny vahoaka mankahala azy ,sy ireo vahoaka na mpanao politika ,mpandraharaha ,tafika malagasy ,nizaka ny tsierany aina t@ fitondrany Ravalo ,naiditra amponja ,fandrahonana ,nividy menaka lafo sy siramamy, Tsy nahazo avancement t@ grady ,olom-boafidy tsy nahazo nilatsaka intsony fa gadraina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438