voninkava-mahatratra

1. bobone ( 31/07/2009 05:42)
Miarahaba antsika namana tsy ankanavaka ny tenako!
Nanao ity dinika ity zaho ry namana an! fa misy namantsika izay ato @ serasera manana olana goavana izy! ka tiako ho zaraina aminareo! izao ary: marary ny rafozany ary tsy maintsy hodidiana , ny ho enti-manana anefa tsy ampy , ny fandidiana lafo dia lafo ! miasa be ny loha ! aina ity hoy ilay rainy manonja! koa mila fanampiana aminareo izay malalan-tanana! nozaraiko izy ity satria tsy ny tao-trano tsy vita raha tsy hifanakonana! koa misaotra anareo rehetra mandray anjara amin'izao olan'ny namana izao!
novalian'i ni81 ny 22/09/2009 14:20
2. ari.malala ( 31/07/2009 06:02)
Manahoana bobone, mirary soa hoan'ilay namana. Ny mivavaka hoazy aloha akia no azoko atao ngamba raha amizao!
3. ni81 ( 31/07/2009 06:20)
Aiza ilay olona ho didiana? Any dago sa aty ivelany? Dia ho didiana inona (raha azo lazaina), dia ohatrinona ny vola ilaina @ zany rehetra izany?
4. bobone ( 31/07/2009 06:21)
Salama akia Ari-malala an! misaotra akia @ fitondrana amim-bavaka an! zava-dehibe ange zany e! hain'Atra ny zavatra rehetra!!!
Inona ny vaovao njy ao!
5. endrika01 ( 31/07/2009 13:16)
Namana serasera ve ilay manana olana momba ny rafozany?Sa olom-pantatry i bobone fotsiny iany :D
6. tsiambaratelo ( 01/08/2009 05:51)
ni81:

Aiza ilay olona ho didiana? Any dago sa aty ivelany? Dia ho didiana inona (raha azo lazaina), dia ohatrinona ny vola ilaina @ zany rehetra izany?




7. bobone ( 03/08/2009 07:48)
ni81: any tanananarivo ilay olona no ho didiana
ary hazavaiko ny zavatra mahazo azy! efa in-4 izy no nodidiana tsinay ary hita izany fa to hoe misokatra ny fery any anatiny any !
voan\'ny diabeta koa izy sy asthme fa ilay diabeta izany tsy maintsy traitena ary tsy maintsy hodidiana ilay tsinay !!! @ n amillion ny mandidy azy
8. ni81 ( 03/08/2009 08:29)
Misaotra nanazava e! Maninona raha mba manandrana mandeha eny @ hopitaly sinoa eny Mahitsy fa eny mba kelikely ny vola aloha e!
9. endrika01 ( 03/08/2009 10:01)
Hevitra mety koa io an i ni81 io,raha mahomby ny fitsaboana eny Mahitsy,aleo mandoa ny mety ho zaka ,ahitam-baliny mahafa-po,he izany izy,hoe efa in-4 nodidina izany.Maninona tokou raha manandrana manontany eny aloha,dia ento eto ny valiny iaraha-mahalala e .
10. Mirananirina ( 03/08/2009 12:06)
Inona no azonay anampiana ilay namana azafady.
11. bobone ( 03/08/2009 13:05)
endrika01; ni81:
tsara ho fantantsika ny anaran'ilay namana ato @ serasera dia Boga io ps afaka manoratra any aminy ianareo milaza izay hetaheta sy faniriana rehetra!
fa na izany aza holazaiko azy ny heritreritrareo @ io hoe Hôpital mahitsy io! fa asa ry reto na mbola misy foana ny fitsindromana volamena eny Mahitsy BEJOFO malaza mantsy izy io taloha fony zaho mbola tany Tananarivo!!!

Mirananirina : resaka vola mihitsy no olana @ resaka nataony tamiko satria lafo be ny fandidiana io rafozam-baviny io !!!
12. ni81 ( 03/08/2009 20:43)
Tena mbola misy ny tsindrona volamena eny Mahitsy Bejofo ry bobone a!
Tsy eo Vassacos intsony no fandraisana taxi brousse fa efa nifindra ery @ lalana mankany @ 67Ha. 5000fmg ny frais t@ herintaona fa zao fisondrotam-piainana izao angamba nisondrotra :?
Maro ireo olona nahita soa t@ ireo sinoa ao ireo aloha e!
13. bobone ( 04/08/2009 07:37)
ni81: hay ve akia mbola misy e! ! dia tena ela zaho izany tsy nakany fa hay niova hatramin'ny taxi brousse ! eny akaiky ny havana izany raha azako tsara !
:?: tena tsara io kah ! zaho mantsy efa nitsabo fo teny ; notsindronina volamena ! tena efficace be ilay zavatra an! , hatramùin'izao zaho tena tsara fa na dia izany aza rehefa misy zava-manahirana dia hita hoe mbola tsy dia tsara kely
.andraso akia lazaiko azy tsara an!
14. ni81 ( 04/08/2009 09:51)
Lavitra be ny havana! fa eto @ ilay hoe Antsalovana angamba raha ny marimarina kokoa ilay stationnement ankehitriny.
Raha miala eo Vassacos eo @ tetezana io: dia ny lalankely iray mivoaka ao @ stade de cheminot, ny iray mahitsy mankany Isotry, dia ilay iray ankavanana no aleha.
Nisy namako izay teny nisy goître fa nanao ilay tsindrom-bolamena dia levona tanteraka mihitsy.
15. tess ( 04/08/2009 09:56)
9. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 03-08-2009 14:06:11
Lohateny : Re : voninkava-mahatratra
Inona no azonay anampiana ilay namana azafady.
aina ity hoy ilay rainy manonja! koa mila fanampiana aminareo izay malalan-tanana!
ny fandidiana lafo dia lafo

tsy mamaky tsara:-P
16. ni81 ( 04/08/2009 10:11)
tsy mamaky tsara
sao koa dia manao toy ilay namantsika anankiray iny dia hoe asio jiro kely fa tsy mazava? :lol: :lol:
Misy olona (mpiserasera eto) hono marary ny rafozany dia mila fanampiana fa tsy ampy ny ho enti-manana fa ho didiana izy io. Ka raha afaka manampy i tess dia raisina an-tanan-droa (lasa niova ilay resaka fa tsy tena io no frazy an) :)
17. tess ( 04/08/2009 10:19)
zà afaka manampy zé zakako ka! :wink: à la porter-ko iany....
ALEFAN'i bobone ny momba azy de alefa western union
18. ni81 ( 04/08/2009 10:22)
tess a! boga hono no ps n'io olona io ato ka jereo any fa efa nosoratan'i bobone tery ambony tery
19. tess ( 04/08/2009 10:33)
I BOBONE alou efa fatako hatry ny ela ka azoko itokisana :D fa misy manao arnak na amitony forum itony aza hihihih
ni81 ka i bobone zao no afaka miditra sera amzao ....
20. ni81 ( 04/08/2009 10:37)
ie :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3024