vakio ange e !

1. nyratsima ( 27/07/2009 18:05)
Maty ity cardiologue ! maro ny mpandevina !betsaka ny dokotera sy olontsotra tonga tao ary de samy nivimbina avokoa ! tao ny nitondra pancarte milaza hoe maty ilay dokoteran'ny fo , tao ny nitondra sary fo ngeza de ngeza amin'ny endriny maro sy loko marevaka !

nikakakaka nihomehy ity dokotera ankiray ! tsy iza io fa ilay gynecologue !nanontany ny namany hoe inona izao no mampihomehy an'ise? hoy izy namaly hoe :
Ohatry ny hitako eto sahady r'ise rehefa maty aho hoe inona avy ny sary ho entin'ny mpanotrona sy ny voasoratra ao amin'ny pancarte !!!

eh ! aza mihomehy eo
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:30
2. Papoose ( 27/07/2009 18:44)
=)) =)) =))
3. Ahton ( 27/07/2009 21:00)
merci nyratsima. Tena milay be le izy. Ar refa nareo no maty, inona no lanjain'ny olona?
4. Lejoba ( 28/07/2009 00:09)
tsy mihomehy loza aho fa ilay loza no mampihomehy =)) =)) =))
5. kotobekibo ( 28/07/2009 01:05)
LOOOOZA ! ! ! ! =)) =)) =))
6. ari.malala ( 28/07/2009 06:04)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. peta83 ( 07/09/2009 09:12)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d tena loza ko zany ny hanjo ity gyneco ko!
8. rhina ( 09/09/2009 09:30)
hiiii!!!!!
tena mba afa ndray iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816