Hi-bal

1. ni81
(
26/07/2009 07:23)
http://www.dailymotion.com/user/radiovazogasy/video/x4go4o_madagascar-majeur-7-hibal_music
novalian'i ikaretsaka ny 27/07/2009 20:38

6. rova30
(
26/07/2009 14:23)
:}
Gasy mahafinaritra!
Tsy ahitana izao raha tsy any amin'ny Nosy Mamiko. ^:^
Misaotra ni a! :P
Gasy mahafinaritra!
Tsy ahitana izao raha tsy any amin'ny Nosy Mamiko. ^:^
Misaotra ni a! :P

7. fahamarinana
(
27/07/2009 10:47)
:arrow: kotobekibo :eka lesy !ngaha dia eritreretina intsony izany ,na ny maheno rvg aza ndraindray mampite-hitroatra dia mapite-hody ,indrindra trany "andraso aho",sy ry "jerijery" fa zany hoe soa nisy azy tsy ahafoizana ny hirantsika fahiny sy ny talenta vaovao tsy ho lany hamamiana e ! :)
:arrow: Any amin'ny Nosy Mamintsika koa !.... :D (l)
rova30:
Tsy ahitana izao raha tsy any amin'ny Nosy Mamiko.
:arrow: Any amin'ny Nosy Mamintsika koa !.... :D (l)