GTT - Groupe des Terroristes Tim

1. essera ( 20/07/2009 05:50)
Zao no alehany rehefa tsy zaka intsony ny politika d manao terrorisme eraky ny tanana amin'ny fanapoahana baomba. Ny tena tsaratsara kokoa aloha d ny fianakaviany ihany no ataony victime ipoahan'ilay baomba fa tsy ny olona tsy manan-tsiny. Izao ve ry manam-pahaizana isany no définition ny légalité, sao d efa mipôrina ary ny zanaky dada.
Ny tenako manokana aloha d tonga d partant amin'ny hevitra hoe :
- Ny commanditaire n'ny acte rehetra dia AU POTEAU, moa raha tsy dia tiany ilay poteau d ividianana CHAISE izy dia atao au COURANT an'ilay fandehany.
- izay tratra mametraka baomba etsy sy eroa nanaiky ny hokaramaina indray d aleo manao régime eny Tsiafahy mangahazo mandra-pahafatiny. Tsy gadra politika koa io a.
novalian'i pink ny 20/07/2009 21:08
2. Bazily ( 20/07/2009 06:01)
Ny ahy indray aloha ry essera dia sarotra amiko ny tonga dia hi-accuser ny TIM sy ny LEGALISTE ary ny GTT na koa ny TGV no hoe manao an'io. Tsarovy fa mbola misy ao ankolafinkery hafa mbola mifandrirotra @ toe-draharaha izao. Tsaroanao tsara angamba fa efa manao tour de Mada koa i Pr Zafy, etsy andaniny koa ny tapa-porohana navelan'ny afon'ny AREMA ( ry rolland sy ry pierrot) izay mbola mikandraka terana koa. Azon'izy ireo hatao tsara oh ny manao izao zvt izao mba hanosorampotaka ny andaniny na ny akilany e! Ny legaliste sy ny TGV aloha no fantapoko fa mifandrirotra ady politika eo dia tondroina fa mampihorohoro nefa ny mpisoko mangina koa aza adino
3. halloween ( 20/07/2009 06:10)
Bazily:

tsisy kozy bobabka azo atao io ry bazily a, radiofahazavana mampianatra oul manao bomba, site TIM mampianatra oul manao bomba, ny GTT mihatsy ady, MAGRO efa vitsy oul d mitady zavatra hafa atao hanakorotanana, lé8 niteny fa après moi c'esl la déluge noizany d zao mazava oazy fa fa ny mpiondana TIM no ao ambadik'izao, refa tehilamina tsy ao anatin'izao ny TIM sy ny GTT d tsotra ny kozy ajanony ny FIHANTSIANA ADY fa raha mahasaha d tairo fa zahay koa efa vonona!
4. xxx ( 20/07/2009 06:10)
tsaroanao tsara angamba fa efa manao tour de Mada koa i Pr Zafy, etsy andaniny koa ny tapa-porohana navelan'ny afon'ny AREMA ( ry rolland sy ry pierrot) izay mbola mikandraka terana koa. Azon'izy ireo hatao tsara oh ny manao izao zvt izao mba hanosorampotaka ny andaniny na ny akilany e! Ny legaliste sy ny TGV aloha no fantapoko fa mifandrirotra ady politika eo dia tondroina fa mampihorohoro nefa ny mpisoko mangina koa aza adino

Ko maninona koa letsy ry bazily raha lazaina fa hoe tsaronao tsara fa tsy ny gasy ihany no mipetraka eto M/car fa misy vahiny hafa toy ny Arabo ka ireo no mahay manamboatra baomba !!!! :-D :-D :-D :-D
5. Bazily ( 20/07/2009 06:18)
Ko maninona koa letsy ry bazily raha lazaina fa hoe tsaronao tsara fa tsy ny gasy ihany no mipetraka eto M/car fa misy vahiny hafa toy ny Arabo ka ireo no mahay manamboatra baomba
:-D :-D :-D Mety hisy vahiny voakarama am'reo mi-cagoue reo ah! fa le mpanarama no tsy hay hoe iza? Pierrot ve sa i Andry ihany sa Ravalo mihitsy no efa may endimboanjo te-hiverina haingana. Asa aloha fa ny irariana dia ny tsy hitaran'ny ady ho lasa lavitra fa mba hivitrana haingana.
6. xxx ( 20/07/2009 06:29)
Mety ho ny taranaky Tsiranana na i Radama I na i Rasoherina koa ve anie no manao an'io e! :-D :-D :-D Ry lerony koa matsy efa ela no tsy nitondra ny firenena ka mety te hiverina :-D :-D :-D
7. essera ( 20/07/2009 07:31)
Raha omeko ny tahany isan-jato amin'ny hoe iza no mi-commanditer ny acte de terrorisme am zao fotoana d :

TGV : 1%.
Ratsiraka : 2%.
Zafy : 2%.
Tim sy GTT : 95 %.

Mety maro aminareo no tsy naheno ny vaovao nomen'i Ravalomanana Richard tamin'ny presse omaly fa d olo-be teto am tanana daholo no nikotrika ireo acte ireo : Député, sénateur, SG, minisitra.
Fa ny sasany moa miezaka foana mi-justifier ny mifanohitra am ny zavatra misy

8. sibel ( 20/07/2009 09:04)
Malalaka mihitsy ny fanehoankevitra eto fa hitako amin' izao lohateny eto izao!Miresaka ny zava misy isika de samy manana ihany koa ny fahtakarany azy ny oul ! fa ny tiako ampitaina hoe: ny filazanao azy de miankina idd koa amin' ny fironana ara politika misy anao de tsy mahagaga raha izao na izao no lazainao!fa isika raha isan 'izay vahoaka tsy mandady harona ianao, de izao: jereo tokoa amin' izay tena maha izy azy ny zava misy fa aza terena hifanaraka amin' ny izay efa hevitra sy fankahalàna ao anatinao fotsiny ihany ka manjary hamitaka ny tenanao!!!!
9. ifiona ( 20/07/2009 09:06)
mapmé be anie ilay tantara sy angano tantarain'ilay Ravalomanana Richard ry essera e! tena heveriny fa dondrona tokoa ve ny malagasy dia tsy mba nahita tantara crédible kokoa! aiza ve ka hoe ireo mpanapoaka bomba hono tratran'ny bombany ihany, eissey e, hoe diso numéro hono lé bandy nanapoaka bomba fa saika hiantso ny sipany dia lé numéro mampipoaka bomba no voatsindry ve!

mba nijery gazety la vérité t@ maraina dia hoe: "actes de terrorisme perpetrés par 5 leaders du TIM hozy! hahahaha! kalou himé satria na i Ravalomanana Richard aza tsy mbola niteny hoe TIM lé izy t@ ilay conférence de presse fa hoy fotsiny izy hoe ny iray t@ ireo tratra nilaza fa mpitolona eny @ magro! fa iza no afaka hanaporofo an'izany anefa fa mahay mamorona tantara be anie lé rangaha io e! nefa toa tsy mahay ndray fa tantara vendrana be! Cendrillon mbola azo inoana kokoa!

mba ataovy sérieux e!
10. ifiona ( 20/07/2009 09:08)
hay adinoko marina fa omaly alina nisy nanankorontana ny tokontany malalaky ny magro! nisy nandaka sy nanimba ireo seza, nampitahorana ireo mpiambina hoe tsy mahazo misy miteniteny nareo!

:roll:
11. xxx ( 20/07/2009 09:11)
tohizo efa mihamalaza ny gtt izao ,folo isan'andro no miditra ho membre eto ile de france,izay mahatsapa fa tonga ny fotoana hibebarasena an'i hat sy forongony
12. andratax ( 20/07/2009 09:53)
Raha resaka politika ry zareo no handeha hanaovana sacrifice ny mpiray Tanindrazana tsy mety a.
Na iza na iza no tompon'antoka dia tsy eken'ny saina Malagasy zany ary ny marina tsy mba maty na oviana na oviana
Tsarovy fa Gasy no nampanovina ny acte ary tsika Malagasy dia olon'ny fieritrertana
Tsy misy saina Malagasy hahazaka izany hoe namono olona izany
fa matahotra ny tody isika
ka na oviana na oviana dia hiseho ny marina
ary indrindra fa ny eto ambany tanana no hiraka metetika ka tsy ho ela dia ho hita io
13. ouiandry ( 20/07/2009 10:10)
andratax:

Tsy misy saina Malagasy hahazaka izany hoe namono olona izany
fa matahotra ny tody isika

tsy i lé8 sy ny taranany no matahotra anizany tody izany ry andratax, jereo ny nataon'i lé8 t@ vadin'ireo mpiaramiasa taminy ka tsaratsara entana, d zao izy mhinana ny ... mbola tsy mino ihany fa valin'ny natao zao mahazo anazy zao, d jereo fa ireo alika tsara baiko tsy miala @ maitre-ny fa manompo anazy, fa na mino izy na tsy mino d zao tsy maintsy mivaly ny natao!

14. coucou2 ( 20/07/2009 10:20)
essera:

Zao no alehany rehefa tsy zaka intsony ny politika d manao terrorisme eraky ny tanana amin'ny fanapoahana baomba. Ny tena tsaratsara kokoa aloha d ny fianakaviany ihany no ataony victime ipoahan'ilay baomba fa tsy ny olona tsy manan-tsiny. Izao ve ry manam-pahaizana isany no définition ny légalité, sao d efa mipôrina ary ny zanaky dada.
Ny tenako manokana aloha d tonga d partant amin'ny hevitra hoe :
- Ny commanditaire n'ny acte rehetra dia AU POTEAU, moa raha tsy dia tiany ilay poteau d ividianana CHAISE izy dia atao au COURANT an'ilay fandehany.
- izay tratra mametraka baomba etsy sy eroa nanaiky ny hokaramaina indray d aleo manao régime eny Tsiafahy mangahazo mandra-pahafatiny. Tsy gadra politika koa io a.

Mba mieritreritra tsara zay zavatra tenenina fa ts gasy vendrana tsony akory ny eto na vahoaka mora apesonina ka zay lazain'ny tgviste reetra de marina daolo.

15. essera ( 20/07/2009 11:05)
Ifiona:
hay adinoko marina fa omaly alina nisy nanankorontana ny tokontany malalaky ny magro! nisy nandaka sy nanimba ireo seza, nampitahorana ireo mpiambina hoe tsy mahazo misy miteniteny nareo!

Zavatra tsotra ry Ifiona, mety amin'ny fisainanao aloha ve ny famonoana olona amin'ny alalan'ny fandatsahan-drà ? Izay aloha valiana fa aza avilivily ilay resaka. Essera zan tsy mpiondana tgv na misy ny HAT no ijoroany fa ny tsy fanekena ny dada 8 mihitsy aloha.

Ifiona:
kalou himé satria na i Ravalomanana Richard aza tsy mbola niteny hoe TIM lé izy t@ ilay conférence de presse fa hoy fotsiny izy hoe ny iray t@ ireo tratra nilaza fa mpitolona eny @ magro!

Dia nihaino ihany ianao fa tsy nihaino tsara, ary mandre fa minia tsy hino. Efa ela be ah no nanoratra dinika teto hoe iza no mahazo tombotsoa am asa fampihorohoroana ?

coucou2:
Mba mieritreritra tsara zay zavatra tenenina fa ts gasy vendrana tsony akory ny eto na vahoaka mora apesonina ka zay lazain'ny tgviste reetra de marina daolo.

Le izy mantsy rehefa avy mandevina ianao vao hino na misy maty voan'ilay izy ny oul akaiky anao d tsy maintsy hiverina amin'io teninao io ianao. Minoa ahy !!!
16. halloween ( 20/07/2009 11:25)
essera:

Ifiona:
hay adinoko marina fa omaly alina nisy nanankorontana ny tokontany malalaky ny magro! nisy nandaka sy nanimba ireo seza, nampitahorana ireo mpiambina hoe tsy mahazo misy miteniteny nareo!

Zavatra tsotra ry Ifiona, mety amin'ny fisainanao aloha ve ny famonoana olona amin'ny alalan'ny fandatsahan-drà ? Izay aloha valiana fa aza avilivily ilay resaka. Essera zan tsy mpiondana tgv na misy ny HAT no ijoroany fa ny tsy fanekena ny dada 8 mihitsy aloha.

ka enao ry essera no maalala misaina d tsy manompo oul fa manohana hevitra fa ny alika tsara baiko d na inn ataon'ny maitre-ny na inn d tsy miala fa efa nateraka hanompo uol ah.

17. benkintana ( 20/07/2009 11:34)
Ary toamivovoa be ny tgv fopla ato zany klé,fa inona leity no nahazo anilasy tany sa efa mandrovotsihy sahady :-D :-D :-D :-D
18. essera ( 20/07/2009 11:59)
xxx:
tohizo efa mihamalaza ny gtt izao ,folo isan'andro no miditra ho membre eto ile de france,izay mahatsapa fa tonga ny fotoana hibebarasena an'i hat sy forongony

D firy ny gtt miaina any ivelany d firy ny totalin'ny malagasy. D vahoaka be zan e.
benkintana:
Ary toamivovoa be ny tgv fopla ato zany klé,fa inona leity no nahazo anilasy tany sa efa mandrovotsihy sahady

Zao ltia, rehefa ataon'sarla ireo mpanao fampihorohoroana ireo d tokony tsy himenomenona ny akamany fa mendrika azy ny gidragidrain'i sarla na d ts d mpankasitraka izany aza essera.

19. naritsimba ( 20/07/2009 14:35)
Tsy ho hita eo ve izay vizana aloha e!
Izaho aloha dia anti-Ra8 fona eh!
20. xxx ( 20/07/2009 16:01)
le essera sy racharles no bola hitodihan'ny nataony @ny fankahalana andra-8, sy ny vahoaka io mametraka baomba partout io ny hat mandrovitsihy fa mody fanina eo,tadiavina daolo ny hirika ratsy rehetra io hanendrinkendrehana an'i tim sy gtt nefa mbola misy antoko zafy sy ratsiraka tsy te hahalala an'i tgvendrana ,ny firenena eran-tany moa tsy te hahalala ,hatry ny ela ,zao madagasikara tadiaviny hamidy @arabo dia baomba no lesona nomen'ny arabo an-dry kely saina hoe simbao ny pays-nareo dia manao ry vendrana @maha vendrana azy ,ny olona lanja miakatra ny fiainana ,ry zareo no hahita izay hifapiraharaha @arabo,midina tsy eny ankitrokely fa tena eny tany ,manala baraka fa ambany saina tena hita hoe olona tsy nahita fianarana fa mandrora mitsilany!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1959