GTT - Groupe des Terroristes Tim

21. benkintana ( 20/07/2009 16:51)
Ela naritsimba lany fotoana eo fa be zavamitranga fa aza dia variana @ R8 elah nadia izay aza no tsy nahazahoani dadan'elah toerana ,fa mizotra ny raharaha fa aza mihemotra
efa manomboka hisokatra ny mason(i essera ,diovy tsara lesy a,betaimaso ratsy ty :-D :-D
22. bazylou ( 20/07/2009 18:10)
efa lany bala hoaho le tim sy gtt , dia manakorotana sisa no hainy, sady ireo ve no omena firenena tsy aleo ....... ny an'ireo vorona eny ampanidinana dia efa nasiany sira, beuurrk :-D :-D
23. xxx ( 20/07/2009 19:54)
izy no tena mpanakorotana é, tsy elisany boloky ve!
24. pink ( 20/07/2009 21:08)
Ny légalistes dia tolona tsy mampiseho basy sy force ka aza endrikendrehina.
Aza hadino fa ianareo Foza anie ka nanana fitaovampiadiana vao nanaomboka ny tolona... Ny Légalistes dia tsy misy miaramila miaro fa dia vahoaka mijioro sy manana faatenana.
Ianareo Foza dia mampiseho fa matanjaka...

Ireny hitanareo ireny légaslistes fa jereo koasa ireo manodididna anareo Foza .





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407