ho lasa gtt sy tim daholo indray atsy ho atsy ny mpanao pol
1. vitamatavy
(
14/07/2009 06:48)
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny @ magro raha tsy mahazo ny promesse nampanantnana teny @ 13mai sy hilatsaka eny @ 13mai mihitsy araka ny fivoriana t@ asabotsy teo,izany rehetra izany dia manambara f'efa akaiky ny farany hat,
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:44
2. ouiandry
(
14/07/2009 07:19)
vitamatavy:
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny @ magro raha tsy mahazo ny promesse nampanantnana teny @ 13mai sy hilatsaka eny @ 13mai mihitsy araka ny fivoriana t@ asabotsy teo,izany rehetra izany dia manambara f'efa akaiky ny farany hat,
afaka manonofy ny OSY MAINTY fa raha i Pr Zafy no holasa TIM d afaka mivadika holanitra ny tany, ny miaramila CAPSAT anaraka an'i lé8 rehefa mivadika ALIKA ny OSY ao @ Magro, mbola averinay fianakams andrywui ny oe ASEHOY ETO NY FILAZANA @ fombaofisialy fa MITAKY ny FIVERENAN'i lé8 ny CI, fiverenan'ny fanjakana aradalana TSY MIDIKA fiverenan'i lé8, ny CI d tsisy matoky an'i lé8 ary ny mouvances anakitelo Zafy/Ratsiraka/HAT d samy mitovy hevitra fa tsy misy tokony hiverenan'i lé8 eto madagasikara ntsony, fa ireo mouvances anakiroa Ratsiraka sy Pr Zafy no tian'ny CI hikarakara ny fidirana @ repoblika vao² miaraka @ HAT.lé TIM alou d ataovy mampamangy satria vondrona natao hanompoana olon-tokana ka tsy mahazaka hafa tsy ny mpiasan'ny TIKO.d ajanony ry kala vitamatavy ny fanovana intox, marina fa efa najanon'i kala alou ny fametahana afisy, sao d PETSAIKO eo vogaga!
3. benkintana
(
14/07/2009 07:37)
Nifona tanteraka ry Andry fa aroso le fifidianana ha ha ha ,fanantenana diso paika klé,avy eo ndray elah asin-dry zalahy hoe tsy mahazo mirotsaka ha ha ha,aiza ary ty tgv ty vao hijanona raha tsy any an-kady klé,le tgv fopla ato @ serasera aloha dia efa mivaha daholo é,efa mandrovi-tsihy sisa ,miala aina ny anao bainn a
5. benkintana
(
14/07/2009 07:46)
ha ha ha ampinanan(dry zalahy sahady i Andrywui zany klé,zany elah refa tsy misaina ,mbola pahina foana anie lery io é, miala alàna devoly aloha :-D :-D
6. xxx
(
14/07/2009 08:03)
vitamatavy:
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny @ magro raha tsy mahazo ny promesse nampanantnana teny @ 13mai sy hilatsaka eny @ 13mai mihitsy araka ny fivoriana t@ asabotsy teo,izany rehetra izany dia manambara f'efa akaiky ny farany hat,
Aiza re izy zany, rediredy fotsiny.
Tena miasa be angaha lé Osy no tsy mahita afats'i Marc ialahy. Lé mitsikera ny TGV mora be fa ny hanokatra ny mason'ialahy mikasika an-dravalo sarotra be a!
7. vitamatavy
(
14/07/2009 08:19)
rediredy hono,tena efa mitapina mihitsy anga ny maso tsy mahita ny realite en face,izao vao tapidalakaleha ohatrany sokina mananibato,efa cOmpterna ny heur an'ireo mpanongampanjakana ireo
HIHIHIHIH
HIHIHIHIH
8. vitamatavy
(
14/07/2009 08:22)
EFA TONGA LETSY NY PPN RY ANDRYWUI AN
EA NIDNA NY VIDIM PIAINANA
EFA MISY DEMOCRATIE
DIA TONGA KOA NY VOLA AVY ANY IVELANY ARY EFA NANAIKY NY RECONNAITRE NY HAT NY COMMUNAUTE INTERNATION
NAIF BE DAHOLO NY TIM NY GTT SY SNS IREO FA OSY MAINTY
FALY BE AN IZAY ELAHY E
:* :* :* :* :* :* :* :*

9. xxx
(
14/07/2009 08:30)
09h15Jean Claude Boidin a affirmé sur la RFI que: "les propositions d’élections dans les prochains mois sont des propositions unilatérales émanant du gouvernement actuel. Une décision contraire à l’exigence du Groupe de Contact international".
hoavy ny vola f'aza manahy e
hoavy ny vola f'aza manahy e
10. benkintana
(
14/07/2009 08:36)
Kenda le tgv fa niboredika ,niantso fifidiana tampoka nony injay niverina tsy nahazo saosy avy anu Eropa ha ha ha,fa angaha tsy matoky ny pétrodollars hono ny tgvendrana klé :-D :-D
11. xxx
(
14/07/2009 08:43)
ra-be:
Kenda le tgv fa niboredika ,niantso fifidiana tampoka nony injay niverina tsy nahazo saosy avy anu Eropa ha ha ha,fa angaha tsy matoky ny pétrodollars hono ny tgvendrana klé
Tsy dia hoe ny petrodollars loatra no tsy hatokisana fa ny valin'ny fifidianana no efa poinsa :)
12. vitamatavy
(
14/07/2009 08:49)
tsy nekena le election avant 2009 teo aloha teo dia izao ka ekena indray,izany ve dia mba serieux,rehefa tsy misy saosy dia miala e,
arakraka ny mampitarazoka ny raharampirenena io no hifidianan'ny olona an'i Ravalomaana
arakraka ny mampitarazoka ny raharampirenena io no hifidianan'ny olona an'i Ravalomaana
13. xxx
(
14/07/2009 09:11)
vita:
tsy nekena le election avant 2009 teo aloha teo dia izao ka ekena indray,izany ve dia mba serieux,rehefa tsy misy saosy dia miala e,
arakraka ny mampitarazoka ny raharampirenena io no hifidianan'ny olona an'i Ravalomaana
Normal be raha forcena ilay fifidianana ka!
Amin'izay lasa "ara-dalàna" :) ilay revy amin'izao.
Raha ny momba an-dravalo indray aloha, mety ho sarotra ihany e :), mety tsy ho eo akory ary izy. Poinsa ity hoa, sady lasa ara-dalàna isika, miroraka amin'izay ny sosy, i ra-Marc bien sur, tsy tafaverina. Ry pierrot moa tsy mahazo amnistie :).
14. benkintana
(
14/07/2009 09:14)
Fa raha vao lany eo aloha io boaikely io(raha mahazo milatsaka,ary le vola azo tany saodi zany mety hividianany vato) ry zalahy dia apokako ndray ny toby miaramila retra eto Mada
15. xxx
(
14/07/2009 09:27)
raha te hilamina sy hiavana ny samy malagasy,dia transition (gouvernement union national) dia election presidentiel ahitana ny rehetra araka ny lalampanorenana si non tsy misy izay vao tena ady antrano ary tsy ho baomba artisanal intony fa tena izy
16. xxx
(
14/07/2009 09:36)
Mampitahotra ve ra-xxx14 sy ra-be zany. :) Matahotra ny "ara-dalàna" angaha???
Ary ny tena loza ho anareo amin'ity fifidianana dia voatery hanaiky tsy fidiny ianareo na tsy manolotra olona ianreo rehefa tsy dakoro. Ny CI moa hanaiky tsy fidiny satria ry zareo koa tsy mangataka ny fiverenan-dravalo. Ny GTT moa amin'izany, tsy misy ilàna aza intsony satria efa niverina ny "ara-dalàna".

17. benkintana
(
14/07/2009 09:36)
Ary nitsoaka hoatran'ny tsy teo anie elah zany andrywui é,zah anefa mba efa niezaka mafy ery ny mba hanomé compliments ho anao :lol:
18. benkintana
(
14/07/2009 09:42)
xxx15essera
fa elah ve mihevitra fa ty zazakely ty dia neken'ireo firenena mpamatsy hirotsaka fifidianana aloha sao dia tokony dinihinao aloha io
fa elah ve mihevitra fa ty zazakely ty dia neken'ireo firenena mpamatsy hirotsaka fifidianana aloha sao dia tokony dinihinao aloha io
19. xxx
(
14/07/2009 10:11)
ny UE dia ny ara dalana ihany izay nào fanatany ,ary par principe tsy hanaiky an'io hat io hikarakara election mihitsy c'est logique be izany
20. ouiandry
(
14/07/2009 10:12)
mazava be less ny kozy ry bekakana ah, refa tsy mahay politika d aza miresaka, satria tsy takatr'elah ny masamihafa ny fiovan-kevitra sy ny fiovam-paika, mafy refa tsy ampy solaitra oa, efa naheno an'i Andry Rajoelina ve elah niteny oe aleo iverina i lé8, efa naheno ny CI ve elah niteny oe tsy manaiky zahay raha tsy miverina lé8, dikanzany ry lety d zao ah: tsy misy miova ny hevitra fa ny paik'ady no ovaina d zay le fanaovana politika, PETSA elah oa satria fanompoana oul no ain'elah fa tsy fanaovana politika!