ho lasa gtt sy tim daholo indray atsy ho atsy ny mpanao pol

21. xxx ( 14/07/2009 10:18)
ialahy io no vendrana eto ,menatra aho raha izaho no eo @ plasin' eleahy io,ataon'ny olona fanalana azy fotsiny :-D :-D :-D
22. ouiandry ( 14/07/2009 10:36)
xxx:

ialahy io no vendrana eto ,menatra aho raha izaho no eo @ plasin' eleahy io,ataon'ny olona fanalana azy fotsiny :-D :-D :-D

matoa lity zay tonga eto mahatanty ah, rah tsisy anay eto efa najakazakan'ny MPANOMPON'i lé8 fa zao zay tsy manaiky ary na i lehery aza nokozinay fa ninn ataony d zay tsy miala, i kala noue moa iny nipitsika iny satria kobo ny nataony momba ny fametahana sary efa azon'i Colonel Richard less ny renseignement an, tsy taitra elah fa ny mpanao demande d'asile politique d holasa exilé à vie hahahahahahahahaha.....


23. RakotovaoJo ( 14/07/2009 11:00)
inona ihany ity ataon'isé ato ity? manalabara-tena sy manenjika olona fotsiny ve no mba ataon'isé e?
24. benkintana ( 14/07/2009 16:22)
inona ihany ity ataon'isé ato ity? manalabara-tena sy manenjika olona fotsiny ve no mba ataon'isé e?

:-D :-D :-D
Navelako kely tato ambany tato le aka ty fa noheveriko hoe hisaina @ zay kay loza fa midedaka be ndray ha ha ha ,tahak'izay notsaboiko kely aloha vao navoaka :-D :-D :-D
25. vitamatavy ( 14/07/2009 18:21)
ouiandry:

xxx:

ialahy io no vendrana eto ,menatra aho raha izaho no eo @ plasin' eleahy io,ataon'ny olona fanalana azy fotsiny :-D :-D :-D

matoa lity zay tonga eto mahatanty ah, rah tsisy anay eto efa najakazakan'ny MPANOMPON'i lé8 fa zao zay tsy manaiky ary na i lehery aza nokozinay fa ninn ataony d zay tsy miala, i kala noue moa iny nipitsika iny satria kobo ny nataony momba ny fametahana sary efa azon'i Colonel Richard less ny renseignement an, tsy taitra elah fa ny mpanao demande d'asile politique d holasa exilé à vie hahahahahahahahaha.....


alefaso cv an elahy raha hitady kandra fa tsy eto no manala azy e ,au moins mba manana preocupation fa tsy hanenjika ny olona eto ,i tgv efa ho vita tsy ho ela



26. benkintana ( 14/07/2009 19:17)

alefaso cv an elahy raha hitady kandra fa tsy eto no manala azy e ,au moins mba manana preocupation fa tsy hanenjika ny olona eto ,i tgv efa ho vita tsy ho ela

petsa ndray i andrywui klé ha ha ha !zany refa miteniteny foana,fay tsara elah zay!!!
tena novitain'elah matavy tao mintsy lesy le dondrombelona iny ry vitamatavy ;-)
27. vitamatavy ( 14/07/2009 20:29)
ireny tsy mahay miaina raha tsy omena ny sahaza azy sy toerana tokony hisy azy,mba hampipirina azy kely raha politika ranoray moa no resahana eto maninona fa ilaozana mi insulte sy provoque olona eto fotsiny
28. fijo ( 15/07/2009 22:44)
efa resaka famposavorovorona sisa io ataon'ny hAT io,fa efa hainy fa tsy hafa mial amain'ny faneren'ny izao tontolo izao izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5033