GENOCIDE NY MALAGASY NOSAIKA HATAON'NY TIM TATY M/CAR
1. terrywui
(
08/07/2009 15:57)
Diso kely angamba aho fa tsy hoe saika fa efa nataon'ny TIM taty m/car ! voalaza fa efa fantatra daholo zao ireo mpanbiraka araka ny loharanombaovao n'ny FIP ,SCAC ,BC 1, 2, 3 , G6 zay nanao ny ankety ! fantatra fa ny fisamborana sy fiantsoana azy ireo ato ho ato sisa ! Noue a! onjakel a! ny anareo anie Gazetiko no mba loharanombaovaonareo fa ny ahy ny fianakam's mihitsy no mandefa mivantana na antsary na antsoratra zay zava-mitranga rehetra na ny pas à pas ny evenmt rehetr eto am tanana e!! mbola vao mitsimoka ny anareo ny ahy efa vaky ravina efa ho masaka akory aza !
--tsisy vahaolana haingana afatsy ny fandravana tt de swt ny Magro io fa mikotrika famonoana ny malagasy rehetra ,raha ireo vaovao mivaingana ireo no arahana !!
--tsisy vahaolana haingana afatsy ny fandravana tt de swt ny Magro io fa mikotrika famonoana ny malagasy rehetra ,raha ireo vaovao mivaingana ireo no arahana !!
novalian'i milamm ny 09/07/2009 10:00
2. swann
(
08/07/2009 16:07)
fa maninona kosa ny malagasy no aripaka ? maninona no famonoana faobe no hatao fa tsy izay mifanandrina amin'ny tena ihany ? maninona raha ny tgv zay adversa no vonoina amin'ny bomba zany fa tsy ny gasy iray manotolo ? raha voaporofon'ny fanjakana fa marina tokoa fa ny antoko TIM no loharano nanao an'io famonoan'olona faobe io dia manetsika ny malagasy rehetra hanafoana tt de swt ny antoko TIM sy ny Forongony !
3. Belle
(
08/07/2009 16:53)
itony koa efa lany asa sy tsy misy atao mihitsy ka manoratra dia mamaly ny tenany avy eo:
terrywui ihany no swann satria fomba fanoratra miverina ilay hoe: tt de swt
terrywui ihany no swann satria fomba fanoratra miverina ilay hoe: tt de swt
4. xxx
(
08/07/2009 16:59)
Belle:tara be Belle zany tsy maharaka fa bobaka be anie ny ps io bandy io eto e! efa mahazatra azy io miteny irery eto io!
itony koa efa lany asa sy tsy misy atao mihitsy ka manoratra dia mamaly ny tenany avy eo:
terrywui ihany no swann satria fomba fanoratra miverina ilay hoe: tt de swt
5. xxx
(
08/07/2009 17:05)
efa ela ireo no vendrana hatar@zay ,izany no tsy haneken'ny firene-drehetra azy fa tsy mety tonga saina ,sanctions izao no handrasana fa manala baraka ireo tgvendrana hatr@ny tsinaimaintiny ireo.Afa-bitana mihintsy ny anaran-dramalagasy hatramin'nahatongavandreo teo @fanjakana nagalarina mividy miaramila hiakarana eo tsisy te hahalala ,tsy menatra fa milentika eo ihany ,ny ministra tsy diplome tsy inona fa lainga sy fitaka no hafafy,malabaraka ny gasy fa ohatra dia hoe tsisy classe daolo ny gasy rehetra a@ny hataondreo.
6. ouiandry
(
08/07/2009 17:08)
Belle:
itony koa efa lany asa sy tsy misy atao mihitsy ka manoratra dia mamaly ny tenany avy eo:
terrywui ihany no swann satria fomba fanoratra miverina ilay hoe: tt de swt
ary belle zany angaha tsy vombotra ndrams tsara ka kizintinjintna be avy any, efa nokoziko lery fa oe hanao zay mety ono na d efa maina be aza fa hopetsainy araka zay azony atao ka mandehana alou misaika d mamonjy fandrina fa lasa eo ndray bain an!
7. xxx
(
09/07/2009 03:30)
tena manalabaraka e ,tsy misy gasy mba manana diplome ambonimbony ve olona zara raha nahita fianarana no apetraka eo
ny ministera ny fampianarana olona taty andafy taty miklandy efa ela be dia miasa maizina eny @ fanaovana cours maizina izany no mba experience professionnel nefa dia mitana ministera goavana any dago,
ry linah mpihira,ry mamy gotso 5em no niala niatra nefa dia ireo no mpanolo tsaina rois de fous premier ministre
ry gista indray manao liveur taty no mba experience dia avy eo mba nanora troratra tao @ madagate dia lasa ministre,santionany ireo fa mbola betsaka no tsy halehany @ ireo ka aza gaga raha miteniteny foana

8. milamm
(
09/07/2009 10:00)
miteniteny foana loatra i terrywui ,fa mila mitsidika mpanasitrana aretintsaina