milaza ny hiandry ah kou elah rahery ! satri nahoana ???
1. terrywui
(
08/07/2009 13:56)
Misy kozy nalefanlah ao amabany ao koboko rahery oe miandry an'i terrywui ko elah ?? fa mbola naninnn teto ah no andrasana ?? de hanaraka ahy otran'ny kiva kely eny foana zany elah ?? ka raha makany amin'ny WC ndray ah de ahoana ??
--mba mifanajà letsy fa aza manao toetranjaza a! raha tena hanao politika sy hiady hevitra eto ny hevitra valiana fa aza mifanenjik'enjika fa tsssss !otran'io hevitr'elah io kou zao no efa nahavoa ireo Leader TIM 11 be izao voaketoka zao io de mbola averina ihany ! sa ve nareo tsy leomboanana ee ??
--mba mifanajà letsy fa aza manao toetranjaza a! raha tena hanao politika sy hiady hevitra eto ny hevitra valiana fa aza mifanenjik'enjika fa tsssss !otran'io hevitr'elah io kou zao no efa nahavoa ireo Leader TIM 11 be izao voaketoka zao io de mbola averina ihany ! sa ve nareo tsy leomboanana ee ??
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:46
2. Onjakeli
(
08/07/2009 14:27)
Tsy misy Tim voaketoka izany eo ramose a, mba manara vaovao fa vendrana be,
3. xxx
(
08/07/2009 14:36)
tsy misy apoka mihitsy ity Andrywui ity.PS 10 ve ataon'elà inn daholo??????????? :x :�) :�) :�) I Hery foana no tsy hahaiza miaina eto,vendrana be mihitsy,nefa azy ity site ity.
Maninona raha mamorona site indray Andrywui e??????????? :�) :�) :�) :�)
Asaivo miantoka'i TGV.
Maninona raha mamorona site indray Andrywui e??????????? :�) :�) :�) :�)
Asaivo miantoka'i TGV.
4. xxx
(
08/07/2009 15:14)
sady heveriny fa donto ohatrazy daholo angamba ny mpisera eto tsy mahafantatra fa olona iray ihany ireo ps rehetra navokany ireo dia mody lazaina fa i dada, neny, rahalahy, vady,anabavy! mba mahaiza mihaina e!
"andrywui-kalack-halloween-terrywui-ouiandry-general sy ny tsy voatanisa":dia iza hono zao no tsy mahay mifanaja? tsy ianao manenjika lava io ? efa lazaina foana hoe manokafa site ho anareo rehefa tsy faly e!
mba mifanajà letsy fa aza manao toetranjaza a!
5. terrywui
(
08/07/2009 15:38)
merci ry onjakely a ! fa na iza na iza amanokatra site rehefa manokatra de tsy maintsy miditra daholo ny bandy !! ary iza moa no milaza aminao fa tsy manana site aho ??? ha ha ha ! ngah rah miditra eto ny kofa de ts mba manana site ?? zay mihitsy no mahatonga ny bandy hiditra amze site mafimafy detety zay ! tsy maintrsy hanarina ny vesa otran'i onjakely ! ary aza hitarina intsony sy aza miresaka ahy tson i onja sao de hovaiko zavatr(??)haf eo io resaka io ! zay vao ts mety hiditra eto tsony i toi ,, ref mba manaja ah de hajao fa ny zavatr ho resahina betsaka,i toi rahateo fantatro tsar !
6. xxx
(
08/07/2009 15:44)
ary iza moa no milaza aminao fa tsy manana site aho ???:lol: :lol: :lol: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =
onjakely=Andrywui)) =)) =))
7. ouiandry
(
08/07/2009 15:49)
avoay eto lity ry terrywui a, na omeo ana ary ambadika ary fa petsaiko io kala io, sady lazainy fa mpikarakara makorela anie i Andry Rajoelina d refa teneniko izy oe enao angah le makorela mitady vady eto d tonga d miala pa, efa reko ihany anefa fa otrany misy manambotra anazy eto d zay no nahatonga an'ilay raika lahy iny niakatr'afo be maly satria be konetaka be le ramatoa fa tratra tao @ marary anazy, PETSA oa ny OSY MAINTY SY NY MPIANDRY ANAZY!
8. terrywui
(
08/07/2009 15:50)
dernier averti ho anb'i onja io de havoakako ho fanta bahoaka eto ny lamba maloto rehetra hatramzay ! tena serieux e ! aleo ho oaiaka be any ! fa mbol ts hiten ah aloh zao rah hendry i onjakel !!
9. xxx
(
08/07/2009 15:53)
Marary fo be mihitsy izany le =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
fa naninona hono izany onjakel????????????? :-@ :-@ :-@ :-@
fa naninona hono izany onjakel????????????? :-@ :-@ :-@ :-@
10. terrywui
(
08/07/2009 16:00)
ho lazaiko zany ?? hany ? ho lazaiko eto ve ? mitenena fotsiny i onjakel ary oe ié de ho tantaraiko antsipirihiny eto e!
11. xxx
(
08/07/2009 16:05)
ho lazaiko zany ?? hany ? ho lazaiko eto ve ? mitenena fotsiny i onjakel ary oe ié de ho tantaraiko antsipirihiny eto e!
ie,tsy onjakel nao izany izaho izay miteny an,vena be ny ahatany Bira izany an,tsa mahay raha.
12. swann
(
08/07/2009 16:13)
ionjakel a fa inon zan resak zan e? :evil: nanao inon tan ndray ianao io?? ts avelak mi forum et tson ndry rah nikotikoty bandy tan na sahala amzay tany ho any an ? :twisted: sur mits ah fa mis kozy :* ao matoa ndry ts sah miseh ps io , hein ! maratrako ndry an !
13. terrywui
(
08/07/2009 16:20)
ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D tsa sahy nipitra koa le izy fa niletika be any !
14. xxx
(
08/07/2009 17:04)
hay swann koa wui wui le =)) =)) =)) =)) =)) firy loatra izao inao izao ry vena be an
15. ouiandry
(
08/07/2009 17:21)
xxx:
hay swann koa wui wui le =)) =)) =)) =)) =)) firy loatra izao inao izao ry vena be an
fa inn bleme an'i kala noue é, petsaiko eo ndray vo be koneztaka sy be taraina any @ lehery any, efa mandomando kosa angamba fa tsyta teto mintsy androany, inn lubrifiant nampesaina t@ le izy maina be iny
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :* :* :* :* :* :* :* :*
18. vitamatavy
(
09/07/2009 03:46)
raha voa teny kely ny ratsy ataony ry andrywui dia manao menace sy pression akolaka ny olona na mihatsy ady eto,jereo fa izy daholo no manao cinema mamaly tena irery eo,olona misy fahavoazana kely ny olona manao an'izany,faly ery rahhery fa mitombo ny kil mijery serasera
19. ouiandry
(
09/07/2009 04:49)
vitamatavy:
raha voa teny kely ny ratsy ataony ry andrywui dia manao menace sy pression akolaka ny olona na mihatsy ady eto,jereo fa izy daholo no manao cinema mamaly tena irery eo,olona misy fahavoazana kely ny olona manao an'izany,faly ery rahhery fa mitombo ny kil mijery serasera
milay zan ref mitombo ny kil mijery ny serasera satria tafita ny hevitrin'ny fianakams é, zay mintsy tedavina @ zay mba miditra ny sosin'i lehery d mba mitohy ny serasera, d mifalia elah ry lehery fa ny fianakams andrywui no mbola mahatonga ny oul mandeha eto rah araka zao volazan'i kala noue zay efa vitamatavy izao, PETSA BE NDRAY an!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. xxx
(
09/07/2009 05:11)
ory rahery an mitady asa eto @ serasera anie Andrywui fa inao kosa hono tsy mipropose an lery mihitsy nefa izy mbamitarika kil eto,mitaraina mafy nedala hoe mba omeo kely hono lery e
