Ny zavatra tsapa aloha zany dia somary maka recul kely daholo ny observateur tgviste rehetra sy ny anti-TIM ary ny anti-ra8, ny antony moa iaraha-mahita fa mba miala wain kely satria nantenaina hahazo bonbon mamy tany @ UE k'hay daka mandrivorivo no nomeny tany, mbola narahana latsa koa. Io akama io sisa no miandry toerana mba tsy hahabanga ny mpandray anjara mavitrika. Tsy mety kosa aloha raha avy hatrany dia ny légaliste irery sisa no hifamaly resaka eto e! Aleo mba hisy fanoherankevitra kely ihany (fanoherankevitra hoy aho fa tsy fanenjehan'olona an! )
Mazotoa ry wiwi mahafatrapo ah!