Fampisainana kely
1. Pilato
(
29/06/2009 13:38)
Miarahaba nahatratra ny asaramanitra malagasy 26 jona.
Somary asiako resaka kely ny akon'io asaramanitra io !
Asa ianareo na nahatsikaritra, fa amiko ny fitondrana firenena tsy izahozahona.
Hoy mantsy ilay minisitra tsy manana asa (hazavaiko etsy ambany) : raha amiko manokana ts'isy iraharahiko ny tsy fahatongavan'ny vahiny.
An'iza aloha i Madagasikara ? an'i Hasina Njemanjato ve sa an'i Andry Rajoelina sa an'i Dada ?
Valiny an'i Malagasy, ka tsy tokony ho ireo olona ireo no izahozaho amin'ny fetin'ny malagasy.
Manaraka izany, rehefa tsy misy vahiny, inona intsony no asan'ny minisitry ny raharaham-BAHINY. Tsy aleoko mametra-pialana.
Fa ity hafa mihitsy : nisy olona ndeha ho any Allemagne hanao stage, Tsy afaka mahazo vola mihoatra ny 1 000 Euro intsony. Satria, ..., tsy ampy intsony ny vola.
Zava-marina ireo nolazaiko ireo fa tsy lainga.
Ambava homana, ampo miheritra.
Pilato madio tanana !

novalian'i rakaroka ny 30/06/2009 05:13
3. aivetinakely
(
29/06/2009 14:45)
Tena marina !!!
Madagasikara an'ny Malagasy
Io no tena hadinon'ireo mpitondra mifandimby .
Oviana isika vao hanana mpitondra tena tia marina ny malagasy.

4. hery
(
29/06/2009 15:08)
Dia rehefa mandeha aty ivelany nefa ry zalahy tsy mandeha ny vola ARIARY fa vola baoritra... tss
5. ndotofetsy
(
29/06/2009 17:11)
ka toa tsy zay ny fandehany anio fa toa an ny mpitondra hat ny madagasikara amizao fotoana izao ary izay milaza fa tsy mety izany mety hogadraina
6. rakaroka
(
30/06/2009 05:13)
Tsara ilay lohahevitra saingy, indro kely, ilay "fetim-pirenena dia tsy lanonam-pianankaviana ka ´ndeha ho atao kitranoatrano tahaka ny fomba
fiolonolonana mahazatra, ary na ny lanonam-pianakaviana maresadresaka aza efa hi-invite-na vahiny ivelan´ny trano 8O 8O 8O :^) :^) :^)