OUSSSY E ! 07 JUIN ,23JUIN,26JUIN NANGATAHAN-RAHERY E

1. andrywui ( 27/06/2009 19:35)
Dah mahay maminany tokotca e sefonay toy carO ! dah fantany aby e daty hipôirandraha aby à madagascar atoy ca!

ha ha ha !! azafady fa nanao teny betsirebaka kely aho fa teny malagasy daholo zany e!! de ahoana Ra-hery ??

mbola misy ho tenenina ve ise sa aoka izay ?? aleo tsy miteny tsony ee!
manala-bara-tena imasombahoaka eto fotsiny !!

fa izao e!!misy kozy kely ity ra-sefo a!! manorata email amiko toi de mba mikozikozy kely any isika ee!
ianao anie ndraindray mba mahafinaritra ihany rehefa tsy manao anle lohany be koudetety reny e!

saika hadinoko tokoa r'ingahy !! mbola tsy voavaly le fanotaniako amle fampisehoana Momota oe oviana !! zay fa de mandrampihaona kou ao amdra goth ao e !


novalian'i andrywui ny 29/06/2009 15:23
2. andrywui ( 27/06/2009 19:39)
i za ihany re tia e ,oussy e le alina e
3. andrywui ( 27/06/2009 19:41)
ah ny fianakam's zany a!! bizou letsy a!! ha ha ha !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D

miandriandry an'i zoam ah fa misy RDV nay sy lery rapitso lery ts miantso mits
4. Noue ( 27/06/2009 19:47)
efa tena tsisy atao marina !!!
5. andrywui ( 27/06/2009 19:51)
Noue ve tezitra amiko ee?? toa avo feo be ianao ?

-ingah lohampianakaviana ihany ity noue a!! manajà RAD ianao !!
6. Noue ( 27/06/2009 20:00)
andrywui:

-ingah lohampianakaviana ihany ity noue a!! manajà RAD ianao !!



:-D :-D :-D :-D dia mba ahoana hono no mba ahafantarako an'zany lohampianakavianareo zany ee ???
7. general ( 27/06/2009 20:03)
:* :-* :* :* :-* Noue aloh no hitako ,mpanao politika tia adva ato e! tsy otran'ny sefony ato izy fa hafa mihitsy amin adva rehetra ! :* :* :* :* manana fo sportif be
8. andrywui ( 27/06/2009 20:54)
dia ahoana lesy izany ry andrywui fa lalonampianakaviana ahoana aloha izany eh
9. Noue ( 28/06/2009 09:59)
wiwi ihany no mametraka fanontaniana an'i wiwi dia izy ihany no mamaly :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
10. general ( 29/06/2009 14:56)
mijery fotsiny noue fa tsy miteny fa tsy mahalala
11. andrywui ( 29/06/2009 15:23)
noue a! menatra be tamin'ito kozy ito angamb rahery de nopehany teo letsy le general a ! sompatra mihitsy io bandy iray io klé !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0701