´zao no andro sady ora...

1. rakaroka ( 25/06/2009 23:04)
http://www.atlasgeo.net/flags/animations/Madagascar.gif

MIJOROA SAHIA TOKOA HO LEHILAHY ! ...

Tratra ny Asaramanitra e , tsy baomba no apoaka fa le tafondro 21 ´zao

no manaraka ., dia Na teo aza ny adiady , arabaina samby mbola velon

áina! Misaora an ´i Zanahary hoy ilay hira izay

Kiss daholo na ny gasy miandry ny rariny, na ny tsy rariny, ara-

dalana,na tsia, na ny :D dia ampy na ny mitady zavatra hafa:


:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
novalian'i xxx ny 26/06/2009 06:50
2. halloween ( 26/06/2009 04:10)
misaotsa rakaroka fa d faly aby anay é, antikana aby ty fety é, si le booka avy anivon-tany é, sy le booka avy amorontsiraka da mifaly aby se akeo mamaha te olana é! Faly be zah fa mandeha tsara ny fankalazana ny fetimpirenena é, faly zah ry reto aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa.
Tsy mbola nahita otrazany a, tena marina anie éééééééééééé!
3. xxx ( 26/06/2009 06:50)
mijoroa ry malagasy a, aza manaiky ny HAT mpivarotra tanindrazana, tonga ny ora hanalana anireo eo! aminizay fotoana izay isika manangatsaina daholo! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.083