misaotsa rakaroka fa d faly aby anay é, antikana aby ty fety é, si le booka avy anivon-tany é, sy le booka avy amorontsiraka da mifaly aby se akeo mamaha te olana é! Faly be zah fa mandeha tsara ny fankalazana ny fetimpirenena é, faly zah ry reto aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa.
Tsy mbola nahita otrazany a, tena marina anie éééééééééééé!
mijoroa ry malagasy a, aza manaiky ny HAT mpivarotra tanindrazana, tonga ny ora hanalana anireo eo! aminizay fotoana izay isika manangatsaina daholo! :-D :-D