misy fiatraikany ve

1. xxx ( 21/06/2009 20:32)
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio :cry:
2. tess ( 22/06/2009 05:35)
ny inona no tsy tonga????
3. ni81 ( 22/06/2009 05:42)
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio
tsy misy antony tokony hampitahotra anao izany e! Raha fantatra fa tokony hanana anaka ianao dia manana foana fa tsy misy hifandraisan'ny io resaka voalazanao io
4. ravonjison ( 22/06/2009 07:17)
ni81:

za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio
tsy misy antony tokony hampitahotra anao izany e! Raha fantatra fa tokony hanana anaka ianao dia manana foana fa tsy misy hifandraisan'ny io resaka voalazanao io



Marina io voalazan' i ni81 io e. Tsy misy hifandraisan' ny fanánana anaka sy ny " orgasme ".

Porofo: misy zazavavy kely taona ( 14, 15 ans) nanao, na vehivavy ni-violer-na, tsy nandalo " orgasme " izy ireo nandritra izany firaisana izany kanefa bevohoka avy eo.
5. harilalaina ( 02/08/2009 18:42)
tsy misy fiatraikany toko fa na izany aza tokony ho traiter le tsy misy orgasme.tena mihaino ny besoin nao ve ny vadinao? tokony jereny ny fomba hi stimuler na anao, mba tsy ho devoir be le izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3132