misy fiatraikany ve
1. xxx
(
21/06/2009 20:32)
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valio :cry:
répondu par harilalaina le 02/08/2009 18:42
3. ni81
(
22/06/2009 05:42)
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valiotsy misy antony tokony hampitahotra anao izany e! Raha fantatra fa tokony hanana anaka ianao dia manana foana fa tsy misy hifandraisan'ny io resaka voalazanao io
4. ravonjison
(
22/06/2009 07:17)
ni81:
za ry reto rhf manao tsy tonga zany mihitsy an mety hisy fiatraikany @fananako anaka ve zany sa manko mbola tsy niteraka valiotsy misy antony tokony hampitahotra anao izany e! Raha fantatra fa tokony hanana anaka ianao dia manana foana fa tsy misy hifandraisan'ny io resaka voalazanao io
Marina io voalazan' i ni81 io e. Tsy misy hifandraisan' ny fanánana anaka sy ny " orgasme ".
Porofo: misy zazavavy kely taona ( 14, 15 ans) nanao, na vehivavy ni-violer-na, tsy nandalo " orgasme " izy ireo nandritra izany firaisana izany kanefa bevohoka avy eo.
5. harilalaina
(
02/08/2009 18:42)
tsy misy fiatraikany toko fa na izany aza tokony ho traiter le tsy misy orgasme.tena mihaino ny besoin nao ve ny vadinao? tokony jereny ny fomba hi stimuler na anao, mba tsy ho devoir be le izy?