Birda, Birda, Birda

1. xxx ( 18/06/2009 18:20)
io no teny filamatry ny TGV, "Birda, Birda, Birda"

izany no hitondrana firenena, Birda foana!!
novalian'i essera ny 19/06/2009 09:09
2. Noue ( 18/06/2009 18:24)
efa mivika mahintsiny anie io FAT(Y) io ee ! efa tsy ho ela sisa dia ho rava eee
3. xxx ( 18/06/2009 18:29)
misy indro kely ozy ny mpandrafitra dia rava io fa aza mikorapaka i Noue! ary tsy ho ela izany.
4. Noue ( 18/06/2009 18:31)
tsy mikorapaka aho fa miandry ny jour J ee! :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 18/06/2009 18:37)
ie birda tokoa:
C'est parti, les universitaires d'ankatso sont en grève, d'après les sources, les bourses ont été détourné par la hat et tgv pour financer les examens du Bacc et du BEPC. Le budget prévu pour ces examens ont été vidé par la hat et tgv pour leur campagne de propagande. Les étudiants n'acceptent pas cette décision et comptent porter au niveau national leurs actions
6. xxx ( 18/06/2009 18:40)
Voa-Birda koa izany ny Agence comptable hihihihi loza koa izany :-D
7. xxx ( 18/06/2009 18:49)
ty koa birda be, efa leo ny olona:
Comment procède la HAT ? les chefs de fonkontany placés par la HAT désignent les maisons de ceux qui pourraient déranger les actions de la HAT, les militaires du CAPSAT arrivent sans mandat et fouillent les maisons et terrorisent les occupants. Le PEUPLE en a marre et demande l'arrivée de forces de pacification et RAVALOMANANA


8. xxx ( 18/06/2009 19:02)
Birda : fomba fiaina t@ antiquité io , resaka sandry no nanjaka taminizany.
Dia sanatria ve dia niverina siècle marobe any aoriana ohatrizany ny firenentsika ?
Ny zava-misy anefa dia tena fomban'olona t@ antiquité no ataony Capsat sy ny filohany fa ny maha samihafa azy fotsiny dia Kalack no entindry zareo fa tsy kobay sy famakibe ohatry ny taloha intsony. Aleo atao ho antiquité satria misy tena tsy tia ilay hoe Homme primitif.
9. locl ( 18/06/2009 19:04)
Ka sandry be no hanala azy eo
10. xxx ( 18/06/2009 19:25)
locl : fa tsy tokony ho ela loatra koa aloha fa reraka ny vahoaka e!
11. fijo ( 18/06/2009 21:35)
minonoa fosiny ihany e
12. essera ( 19/06/2009 09:09)
Ny fahafantarako an'izany hoe Birda zany zao d hoe GTT.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2718