izahay oui oui dia manao fanambarana fa hanohana an'i tgv
1. andrywui
(
18/06/2009 10:17)
tsy miala @ maha tgv anay aby izahay ireto na dia efa nosakanan'i sefo hery aza ny famille na (IP) ka noho izany dia manao fanambarana izahy fa tsy hiala tgv mihitsy :* :* :*
novalian'i pink ny 20/06/2009 20:41
2. andrywui
(
18/06/2009 10:25)
hitsangana tsy ho ela groupe oui oui ary dia ho lasa maro n'isa eto @ serasera izahay :lol: :lol: :lol:
i mon general moa dia lasa marechal tsy ho ela ,avoay le kobay fa tonga dia petsaiko ireo tim ireo hahahahahahaha
i mon general moa dia lasa marechal tsy ho ela ,avoay le kobay fa tonga dia petsaiko ireo tim ireo hahahahahahaha
3. andrywui
(
18/06/2009 10:29)
izao vao tena oficialy ny fanambaranay mianakavy kely na dia efa nosakanana za ny ip nay mianakavy
4. ravatorano
(
18/06/2009 10:33)
tohano mafy marina sao d midaraboka tsy satry less izy ah !
tsara ange less zany ra oui oui e elah zany zao sahy mijoro fa tena manohana tsisy hambahamba an i tgv fa raha izaho aloha tsy mpanaohana an'io marindrano aho ary tsy hanohana an'io raha misy ny tsy mety ataon io e
za tsy extremiste mantsy

5. xxx
(
18/06/2009 10:56)
andrywui:fa inona ihany aza ity mitatatata fa voasakana lava ity nefa ato daholo ihany ireo ps-nao ry andrywui ?
tsy miala @ maha tgv anay aby izahay ireto na dia efa nosakanan'i sefo hery aza ny famille na (IP) ka noho izany dia manao fanambarana izahy fa tsy hiala tgv mihitsy :* :* :*
6. Bazily
(
18/06/2009 11:42)
Mahereza letsy manohana ah! Mijoroa @zay tohanana fa ratsy ilay mpamadika palitao lava. Aleo izahay mba ho mpîtazandavitra aloha.
8. general
(
18/06/2009 12:07)
betsaka ihany le famillle tonga eto ra- hery a!! fa hatramizao aloha de famille tsy iray trano izahay fa samy hafa loko !
--de mbola surprise be ihany ra-hery a! ha ha ha !!
MIAIKY NY MAHA HERY AN'I HERY AHO ARY TENA MANAIKY FA MPAMINANY IANAO RAHA MAHALALA ZAVATRA IZAY TSY HO TENENIKO MOMBA AN'IO FAMILLE NAY IO ATO AMIN SERASERA
Fa ny azo lazaina de petsa ny TIM nanomboka tamin'ny le 14/06/2009
sa ahoana letsy bazylou , essera , batista , sakaymena ???? fianakm's wuiwui !! ?? ha ha ha ha !!
bye bye MOMOTA !!

10. sakaymena
(
18/06/2009 12:27)
ko nareo tim efa vizak nivovo hern'andro kah androany tsy hita eeeeuhhhhhhh
13. Mirananirina
(
18/06/2009 12:34)
mivovo be daolo zany tezevendrana ato izany fa naninona????
ko nareo tim efa vizak nivovo hern'andro kah androany tsy hita eeeeuhhhhhhh
hay ve nivovo daholo ny tato e.
soa izahay fa miaou miaou,miauler be
20. sakaymena
(
18/06/2009 12:49)
aza manilika fa tonga ndray ngeh ianao hanenjika ahy avy aorinako ao e iantsoko any andrywui eo fa!!!
zay v mipipi ankilaoty eo
zay v mipipi ankilaoty eo