izahay oui oui dia manao fanambarana fa hanohana an'i tgv

21. xxx ( 18/06/2009 12:52)
Atsovy i wui wui nao fa vao maika milay e
22. Mirananirina ( 18/06/2009 13:07)
zany ve d'efa biby ndray hono

ny valiny
Ohatra mi argu @ zaza 4taona no mireka @ sakay marina

zay v mipipi ankilaoty eo

dia avy eo misy manasasa ilay pataloha e,mampihomehy ianareo ireto marina.
Atsovy i wui wui nao fa vao maika milay e

Mipotra ianao ra wui wui fa eto izahay hiady aminao,dia avy eo hono,hanao io tenenin'i sakaymena io daholo izay tratranao,hiihihi
23. xxx ( 18/06/2009 13:19)
Ovay we POIVRON ny ps ry sakaymena fa tsy masika !!!
24. sakaymena ( 18/06/2009 13:31)
ze tiko hany io
ts'enao no mibaiko ahhhhhhhhhhhhhh
25. xxx ( 18/06/2009 13:35)
Lasa nandositra anie i wui wui sy haloween-nao sady tonga dia nanidy trano avy atrany no nanao hoe MAY AHO DORAN'AFO :-D :-D :-D :-D
26. xxx ( 18/06/2009 20:48)
Tsara ry béni oui oui isany ô
Tsarovy anefa fa "ny kisoa" ihany no mpanao oui oui tsy ampiheverana raha letaina na vonoina izy. Efa kely sisa ny ainy vao manao NON NON , izy saingy tsy mahatratra intsony io fa fara-fofon'aina no sisa. Tohizo ny oui oui ry kisoa letaina â .
27. pink ( 20/06/2009 20:41)
Ary tsy milamina saina marina ireto tgv ireto raha toy izao.
milaza fa mandresy nefa eto no mbola mitady renfort ihany.Fa ngaha tsy hoe efa anareo ny tanana dia tokony tsy handalo eto intsony..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074