Fisamborana omaly

1. nefertiti3 ( 18/06/2009 06:48)
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !
2. bozyboleta ( 18/06/2009 06:49)
Taiza io??
3. Bazily ( 18/06/2009 06:59)
Ahoana koa io? :?: :roll:
4. Noue ( 18/06/2009 07:04)
nefertiti3:
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !
aza atao oe HONO fa raha misy ny fahamarinan'io dia omeo eto ny antsipitihiny eee ! anaty gazety ?? lien ?? iza no voasambotra ???


5. essera ( 18/06/2009 07:27)
Na zah ko aza ry Noue miara-dalàna am le fanontanianao maitsn
6. ndaty ( 18/06/2009 07:29)
fotsiny ve??
tsy miasa tsara koa ry zalahy izany an....
7. essera ( 18/06/2009 07:32)
Kalma les ndaty e !!!
8. xxx ( 18/06/2009 07:34)
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !


Fisamborana MOKA sy LALITRA tao an-tranon'i Nifiritika3 halina anie no lazainy eto e! ka 170 no tratrany ary hitany fa nanaikitra azy daholo izy 170 :-D :-D :-D
9. mmmhh ( 18/06/2009 07:36)
170 HONO ?????
TAIZA
Fa NANINONA
NISY INONA

ma manaova resaka tsara fa tsy loa-body hotran'io
10. xxx ( 18/06/2009 07:37)
Efa tena lasa kolo-tsaina Malagasy mihintsy ity tsaho sy hono hono ity an!!!!
11. essera ( 18/06/2009 07:45)
Ary azahoana vola be satria lazaiko an lisan ty fa paikana mpanao gazety io ataon'nefertiti3 :
- Ohatran'ilay hoe Maty hono Ratsiraka "R". Grand titra, d le "R" amin'io zarah fa hita. Nandeh b mits ny gazety tam zay kay fianakams deba no nisy maty.
D jereo ny isan'ity dinika ity raha tsy hitombo foana ny kila fa efa nalatsaky nefertiti3 ilay fanamamoana. :-D :-D :-D
12. xxx ( 18/06/2009 07:49)
Tsaho=hono hono= bizna= sosy be indray mipala??? :-D :-D :-D
13. nefertiti3 ( 18/06/2009 09:25)
voasambotra niaraka tamin'ilay DG TIko e ! 170 omaly fotsiny
14. essera ( 18/06/2009 10:02)
voasambotra niaraka tamin'ilay DG TIko e ! 170 omaly fotsiny

Ndana ianao maka formation kely an am Noue sy Hery fa tezitra éo zalah.
15. Mirananirina ( 18/06/2009 12:08)
voasambotra niaraka tamin'ilay DG TIko e ! 170 omaly fotsiny

mampisalasala tokoa
Ndana ianao maka formation kely an am Noue sy Hery fa tezitra éo zalah.

Essera koa mampihomehy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074