Fisamborana omaly
1. nefertiti3
(
18/06/2009 06:48)
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !
novalian'i Mirananirina ny 18/06/2009 12:08
4. Noue
(
18/06/2009 07:04)
nefertiti3:aza atao oe HONO fa raha misy ny fahamarinan'io dia omeo eto ny antsipitihiny eee ! anaty gazety ?? lien ?? iza no voasambotra ???
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !
8. xxx
(
18/06/2009 07:34)
170 hono no voasambotra omaly. t@ 3 maraina ary t@ 9 no fitsarana. meloka avokoa !
Fisamborana MOKA sy LALITRA tao an-tranon'i Nifiritika3 halina anie no lazainy eto e! ka 170 no tratrany ary hitany fa nanaikitra azy daholo izy 170 :-D :-D :-D
9. mmmhh
(
18/06/2009 07:36)
170 HONO ?????
TAIZA
Fa NANINONA
NISY INONA
ma manaova resaka tsara fa tsy loa-body hotran'io
TAIZA
Fa NANINONA
NISY INONA
ma manaova resaka tsara fa tsy loa-body hotran'io
10. xxx
(
18/06/2009 07:37)
Efa tena lasa kolo-tsaina Malagasy mihintsy ity tsaho sy hono hono ity an!!!!
11. essera
(
18/06/2009 07:45)
Ary azahoana vola be satria lazaiko an lisan ty fa paikana mpanao gazety io ataon'nefertiti3 :
- Ohatran'ilay hoe Maty hono Ratsiraka "R". Grand titra, d le "R" amin'io zarah fa hita. Nandeh b mits ny gazety tam zay kay fianakams deba no nisy maty.
D jereo ny isan'ity dinika ity raha tsy hitombo foana ny kila fa efa nalatsaky nefertiti3 ilay fanamamoana. :-D :-D :-D

14. essera
(
18/06/2009 10:02)
voasambotra niaraka tamin'ilay DG TIko e ! 170 omaly fotsiny
Ndana ianao maka formation kely an am Noue sy Hery fa tezitra éo zalah.
15. Mirananirina
(
18/06/2009 12:08)
voasambotra niaraka tamin'ilay DG TIko e ! 170 omaly fotsiny
mampisalasala tokoa
Ndana ianao maka formation kely an am Noue sy Hery fa tezitra éo zalah.
Essera koa mampihomehy.